OLOM-BAOVAO TSY MISY PETINA DAHOLO NO NALAIKO E
1. TEGEVE
(
24/05/2010 19:03)
Tsy misy azo hikianina intsony ny Gouvernement CamilleII
Olona mbola tsy nanao politika daholo na iray aza , olona tsy mbola nadatra-drà ny Malagasy na iray aza, olon-tsotra tsy mpanao politika fa olona avy any @ vahoaka tgv/militaire ihany
(l) (l)
Olona mbola tsy nanao politika daholo na iray aza , olona tsy mbola nadatra-drà ny Malagasy na iray aza, olon-tsotra tsy mpanao politika fa olona avy any @ vahoaka tgv/militaire ihany
(l) (l)
répondu par fijo le 26/05/2010 20:08
2. TEGEVE
(
24/05/2010 19:08)
Misy milaza fa tany La Réunion aho , tsia tompoko !Somary niafina kely fotsiny aho fa nafanafana tatoato izay mantsy ,enga anie ka tsy ho hisy intsony fa tsy ho hitanareo aho raha mbola misy mamerina ny hoatran'ireny , hitsoaka any @ ambasady Frantsay eo ndray izaho an, heverinareo fa tsy manana taratasy vazaha angah ny tenanay e,
Saika adinoko , mba moramoara ihany ianareo ry zalahy @ tonton Ambroise sao mahita angano eto tsika @ lafrantsa an
(l) (l)
Saika adinoko , mba moramoara ihany ianareo ry zalahy @ tonton Ambroise sao mahita angano eto tsika @ lafrantsa an
(l) (l)
3. ramarosokina
(
24/05/2010 19:19)
Raha hoatr'ahy avokoa ny malagasy rehetra dia ho tafita soa aman-tsara i madagasikara fa saingy misy an'io Camille io no tena blem be ry TGV a, maninona moa tsy io no nasorina tany koa e, olona AVC ve nama dia mbola tahirizina eo ihany
4. ziva6
(
24/05/2010 20:45)
navaozina indray aloha ny olona hangalatra fa efa ampy ny any sasany, fa aleo mba hinana ny kely sisa ny hafa fa efa tena ho ritra izy ty!
5. bekafara
(
24/05/2010 21:39)
[URL=http://ti1ca.com/uc6gfnnw-lilyson-tratra-ambodiomby-lilyson-tratra-ambodiomby.jpg.html][IMG]http://mk1.ti1ca.com/uc6gfnnw.jpg[/IMG][/URL]
inona ity ataon'ny FIS ity kle
inona ity ataon'ny FIS ity kle
7. diloo
(
24/05/2010 21:52)
Tsy ratsy ity fomba fijerin'ny ranamana sobika ity:
:wink:
Madagascar est doté des ministres les pl
Madagascar est doté des ministres les plus diplomés au monde avec un président le moin diplomé au monde.
Dans ce monde à l'envers toute est possible; bonne chance.
:wink:
8. diloo
(
24/05/2010 21:58)
Dans ce monde à l'envers toute est possible;
C'est vrai! ce sont les sous-officiers qui commandent les gradés.Voir méme à les faire pleurer comme Z'affaires. :wink:
Tsetsatsetra tsy aritra ity fomba fijery ity.
Tohizo @'ny resaka governemanta de saleté publique ny jerikiana.
:wink:
10. Mirananirina
(
25/05/2010 09:31)
Misy milaza fa tany La Réunion aho , tsia tompoko !Somary niafina kely fotsiny aho fa nafanafana tatoato izay mantsy ,enga anie ka tsy ho hisy intsony fa tsy ho hitanareo aho raha mbola misy mamerina ny hoatran'ireny , hitsoaka any @ ambasady Frantsay eo ndray izaho an, heverinareo fa tsy manana taratasy vazaha angah ny tenanay e,tena marina mihitsy zany voalazanao raprezy an!ny taratasy vaza eo manome toky raha vôdaka hihi..Tsy misy irarahinao andramalagasy hatrizay ka hatramin'izao..vola vola ihany no ady eo.
Saika adinoko , mba moramoara ihany ianareo ry zalahy @ tonton Ambroise sao mahita angano eto tsika @ lafrantsa an
11. vitalkamaoly
(
26/05/2010 13:35)
le ramarisahona ratsy ty tena manevateva ahy mihitsy an.Ataoko mahalala ny anarako ialahy an.. :-w :-w esoriko eo daolo reo miaramila sandoka ao @ lah reo anio
12. fijo
(
26/05/2010 20:08)
ary rahaampanaovina 1 sy 1 moa ramaroson sy carte vitale???
ny iray manana secu ko
ny iray manana secu ko
