Tena niova endrika fotsiny ny tolona
1. pikatti
(
24/05/2010 15:49)

Izao marina ve no mba hita tavela tao @ toby Fort Duchesne
Ary bekoretaka koa anie le bainnn'elah kibotaina iny rawix e
:-D :-D :-D
répondu par Bazilou le 25/05/2010 17:03
2. terrywui
(
24/05/2010 15:55)
Izao marina ve no mba hita tavela tao @ toby Fort Duchesnebainnn ko taiza iny kleee???.......lery anie rapika nanampy anilisany FIGN sady leiny mitsy anie no lehiben'ny FIGN fa nivadika e ! :oops: :roll:
Ary bekoretaka koa anie le bainnn'elah kibotaina iny rawix e
3. ngahypasy
(
24/05/2010 15:59)

Mila mivavaka mafy ianao ry rahalahy @ Tompo, minoa an'i jesoa dia ho afaka ny devoly izay mitoetra lalina ao am-ponao ao, izaho izay miteny @nao izao ary dia devoly vatana taloha izay mbola tao anatin'ny haizina tanteraka izao kosa anefa dia efa afaka tanteraka ny gadrako ary hisaorako ny Tompo izany , fahasambarana hafaliana no mameno ny foko manontolo sy izay miombona @Andriamanitra @ alalan'ny tenako
Mibebaha ry zanako malala
4. pikatti
(
24/05/2010 15:59)

efa nibebaka tany @ Ramarosoanina anie nedala io e, nitomany nigogogo tsy aza nampanginina =))
5. terrywui
(
24/05/2010 16:05)
Ka lehiben'ny FIGN -nareo iany anie io na inn teniny eo na innn eee!!......sady mivavaka ao amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy ao 67HA io Zafera io lety a!!.....tonga isaky ny alahady io ao !! :lol:
6. terrywui
(
24/05/2010 16:06)
REFA TSISY HIDITRA ATO ANIE NAREO RY MPANOHITRA FANJAKANA DE HANDIHIZAKO ATO NDRAY TY SERASERA.ORG TY E
HON HON HON HIN HIN HIN HER HER HER HER :-D :-D =)) =))
HON HON HON HIN HIN HIN HER HER HER HER :-D :-D =)) =))
7. ouioui
(
24/05/2010 16:07)
Aza mandaiga eo ianao e, any @ eglise de Pantin any hono izy no mivavaka mijery anareoa any :cry: :cry: :cry:
8. pikatti
(
24/05/2010 16:21)
ouioui, mamely mafy koa anie bainn zany e, hatrany @ misy an-drawix kobon-dry zalahy :-D
9. tsimendrika
(
24/05/2010 16:23)
Salama jiaby e.
Tsy azoko ny tiantsika hambara hatreto ry namana isany.
Fa izao e, na inona na inona no nahazo ny Jly ZAFERA dia angamba tsy dia tsara loatra ny manenjika ny namana voa.
Eto aho dia te-hampahery anao Ray amandreny, na teo azy ny zavatra nahazo anao. Raha nisy ny tsy mety natao ka tsapanao izany, dia tena mbola afaka manarina izany ianao.
Ny olona rehetra, na iza na iza, mety hanao fahadisoana eo amin'ny fiainana, saingy ny mivarilavo no tsy atao.
Mahereza jiaby.
ILAY TSY MENDRIKA

10. pikatti
(
24/05/2010 16:25)

Ary le FIS de put Lilison koa leity nigogogobe klé, nefa anie nedala ihany ny nampanao sorona an'io soaferany io e :idea: :idea:
Faly ery zay charles fa nihinany anganony ny anelah, any nedala be zesta be fa hoe raha tsy lery hono dia tsy prez teo mihitsy io fozatgv io , marina kosa aloha e, ary miandry foza ataony laoka ndray sisa ataony any :-D
11. AmiralHypopo
(
24/05/2010 16:41)
Izao marina ve no mba hita tavela tao @ toby Fort Duchesne
Ka izao no lazaiko anareo , iny hetsika niseho iny dia tsy hoe akory hijanona hatreo raha izao no hita, "iza moa no nahalala raha ny basy teny antanan'ireto FIS ihany no nalaina sary io :idea: :idea: :idea: "fa dia hetsika mampiseho ny fizaran'ny foloalindahy eto @ firenena , izany hoe raha ny fahitako azy dia ho avy ny ny tena hetsika sy ny fitaovana lehibe izay tsy nisy hita tao @ Fort Duchesne, ka hoy aho hoe aoka isika tsy hifampitifitra fa afaka mifanaraka foana anie e, afaka dinihina matotra tsara toy ny ataon'i Andry Rajoelina @ izao fotoana izao ny raharaha toy ireny
12. pikatti
(
24/05/2010 16:51)
Fa hono hoa ry Hypopo aiza tokoa ny chef supréme des armées no tsy hita tanteraka e????
Ho any PretoriaII ve sa efa najedaky ry zalahy FATY ao e,???
Misy siosion-dresaka mandeha mantsy raha tsy mampiseho fa manana hazon-damosina ny lehilahy sa mbola mandany ranomaso :lol:
Koa efa hoe tsy tapitra ny bataille ry tsamy a, raha tapitra ve dia nentiny ny fitaovam-piadiny e, aiza ary toi zany , efa nazavain'ni amiral tsara aza ary ny ahiahiny :lol: saingy diso kely lery fa tsy rabitro mihitsy no hifandinika na modely raha resaka diplomasia, ny azay ny hikiry biby ihany no adiny dia izay alehany any tsy koi na maty aza i bazilozitra :lol: , bazilizitra gli ve moa ve hisy hivakla( rawix angamba....) fa ireto 20millions Malagasy tiany ho faty ty no mampalahelo

13. tsimendrika
(
24/05/2010 16:52)
Marina izany AmiralHypopo a.
Kanefa na izany aza, enga anie mba tsy hisy intsony ny toy ireny, fa tena ratsy sy mahamenatra ilay samy miaramila MALAGASY mifamono io.
Mirary ny fifanantonana foana isika e. Sa ahoana ? ?
Satria raha ny fandehany dia tena mbola mampanahy ny tohiny raha tsy mifanantona eo ireo.
Mirary soa e.

14. pikatti
(
24/05/2010 17:02)
Ny mampalahelo tokoa dia le rasily kely vatatay reny no alefan-dry Col R8 mialoha lalàna hany ka le tary eo ampotitsofin'ilay adj ve no apoaka ny lance roquette
15. terrysaina
(
24/05/2010 17:26)
faty anie ry zalahy izany matin'ny lylison tao izany e ,efa 257no FIGN,sy pasitera 27ary ary 350ondry nania nitsipatsikaka teny @ faritra mena teny
16. ramarosokina
(
24/05/2010 19:14)
Nafangaron'ingahy bekibobe io angaha izaho sy ny mpanao kônfesy, taty amiko indray ravenasy no nitomany, jerevako tsara ny masony fa tssss, ranomasomboy fotsiny, ialahy aloha raha mbola manadala ny lohako eto dia apokako tsara tsara,pasiteranay ve rangahy ty no ataonareo an'ireny lelena a!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
17. Mirananirina
(
25/05/2010 09:38)
mahita lazaina koa nareo ka hihi tapaka mihitsy ny tsinaiko marina,raikaitra foana ny hatsika ato kay.Tsara eh....na misy be vava tsy akijanona aza.
18. Bazilou
(
25/05/2010 17:03)
Raha mbola miseho ho bemokony ao ihany rafozatay dia ho avy hanafika daholo ny mpitam-basy fa ataovy ao ihany moa :evil: :evil: