ITY NO TENA MAHAGAGA EEE.....
1. terrywui
(
23/05/2010 13:50)
rehefa petsa kely ry zalah MPANOHITRA ato amin serasera.org ato remerqué-ko tsara fa tsary misy mety hamaly eto mitsy alou ry zalah fa mihaino ny fanaikitrany any !!!.....nefa anie laisany raha miditra eto ka milaza ny zavatra maharary anilaoisany amin akama eto de etanjarai-mora zaka le izy e!!! fa le mikonetaka mamotoka tsy miteny sy tsy miditra mitsy no tsy mety hon hon hin hin hon hon hon tongava rankizy fa tsary hanino anareo ane zahay e! fombanjavatra io fa mety mbola hihiratra ihany io anjara masoandronareo io ndray andro any ee !!.......tongava aby moa ee!!hin hin hin hin :lol: :lol: :lol: :lol:
répondu par terrywui le 24/05/2010 15:41
2. tsimendrika
(
23/05/2010 14:53)
Misaotra anao amin'ny famporisihana,
Izao no mba zavatra tiako ambara, taorian'ireny niseho teny Mausolé ireny dia tena lasa ny eritreritra hoe : Inona no ho tohiny ?
Ny fahitako azy dia tena araka ny tokony ho izy ny fahanginana, satria samy manao ny famakafakana ny tsirairay avy. Ny fahanginana amiko dia tsy midika ho inona akory (resy na tsy resy) fa samy mandinika tsara aloha alohan'ny hiresahana.
Fa ny ho tohiny tokoa no tena mahalasa ny eritreritra satria tsy misy mahalala ny tena marina raha tsy manao fanadihadiana lalina tokoa. Aleo tokoa mijery tsara vao miteny sao miteniteny foana eo.
Fa ireny zava-niseho ireny aloha dia tena mampalahelo tokoa, ary rariny raha miara-miondrika amin'ireo havana niharam-boina isika rehetra. Isika Malagasy mantsy tena malaza sy tena hitako hoe mbola mendrika isika amin'ilay fiteny hoe "Tsy miady amin'ny maty". Noho izany dia tena tokony hiondrika isika rehetra, na ny andaniny na ny ankilany, satria Malagasy iray rà amintsika ireo lavo ireo, na marina izy ireo na diso, dia tokony hiara-malahelo amin'ireo isika rehetra.
Tsy misy mahazo tombontsoa amin'ireny na iza na iza fa aoka tsy hihoraka mihintsy ny andaniny roa. Raha amiko dia ny mpamosavy no faly amin'ny fahorian'ny sasany.
Koa mampahery antsika rehetra indray e.
Enga anie tsy hisy hoatra an'iny intsony, fa "lasan'iny ny ratsy", hoy ny fitenintsika malagasy azy izay. SA AHOANA ? ?
Mirary Pentekosta Sambatra daholo e.
ILAY TSY MENNDRIKA

3. AndriambyII
(
23/05/2010 17:35)
Iraisako hevitra ny tenin' i Tsimendrika ! izay aloha , ny ampitso no hanambara ny fiovan-javatra !!
4. terrywui
(
24/05/2010 15:41)
I RAPIKATTI sisa no tsy hita tabilao efa andro maromaro zay !!! hatram nanombohan'ny fihetsiketsehana ireny !! asa mety nananihany Prà ndray zay lery de voasambotra any !!!! sady mety efa nampisotroindry zalah zay ngama !! be mokony loatra ko moa ko !!...zao mbola tsy tena tafaverina aby ny Mpanohitra lasa tato fa vao récupéréna tsikalikely andefasana mesazy ry zalah tambatambazina !!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D