Mitovy ve ny fitiavako ireto boky ireto?
1. soanja
(
21/05/2010 19:38)
Eny , mitovy ny fitiavako mamaky ny boky baiboly sy ny boky coran ary ny boky hafa maro milaza finoana sy kolontsaina. Samy mampianatra ary manome anao fahafahana mahalala ny mombamomba ny olombelona indrindra ny finoany ary ahafantarana koa ny fetran'izany soratra izany manoloana ny olombelona.
répondu par xxx le 25/05/2010 13:12
2. fijo
(
21/05/2010 19:43)
ny kama-sutra sy ny baiboly na coran dia samy boky mampianatra ny olom belona ahita ny paradisa.
ny iray paradisa an tany ,ny iray paradisa tsy mbola nisy nahita ,fa an'eritreritra.
ka iza no tsara amin'ireo boky ireo?????
ny iray paradisa an tany ,ny iray paradisa tsy mbola nisy nahita ,fa an'eritreritra.
ka iza no tsara amin'ireo boky ireo?????
3. soanja
(
21/05/2010 22:59)
fijo:
ny kama-sutra sy ny baiboly na coran dia samy boky mampianatra ny olom belona ahita ny paradisa.
ny iray paradisa an tany ,ny iray paradisa tsy mbola nisy nahita ,fa an'eritreritra.
ka iza no tsara amin'ireo boky ireo?????
Raha hifidy aho dia ny baiboly sy ny coran no tiako kokoa aloha raha samy hifidy ireo boky ireo satria ny kama-sutra aleoko mitrangaka ilay paradisa ampanantanterahana azy ihany toy izay handany andro hamaky azy. Mandany fotoana tokoa ny mamaky boky ka izay heverina fa tena tsy ho hay amin'izao no mila anokanana fotoana tokoa.
