bravo ,bravao ,bravo FIGN
1. Toumba
(
19/05/2010 19:25)
manantena izahay fa ho maro ny caserne eto tana no hanaraka ny FIGN ,1er RFI,ary efa mandeha koa ny feo RAS,sy ny hafa ,hiaraka hirohitra hanampy ny FIGN ny vahoaka ary hisambotra an'i PETIT HITLER NO TANJONA
répondu par pimaso le 20/05/2010 08:55
2. rasamy
(
19/05/2010 19:28)
vaovao mafana vao nilatsaka ,efa vonona koa ny 1er RFI sy ny BANI hanampy an'iFIGN ,ary rajoelina dia tsy ao ambohitsorihitra intsony fa efa lasa ao @ ambassade de france,lasa izao e ,aparitao ny vaovao e
3. diamondra27
(
19/05/2010 19:43)
de miandry ny suite zany fa kosa mitandrema daholo ihany na zany aza fa aza manaiky matimaty foana intsony an .
4. Noue
(
19/05/2010 19:48)
-Andaniny, fitakiana ny 2.500.000.000 FMG no nahafantarana ny FIGN . Nanao ny fitakianay izahay satria mangetaheta ny fahamarinana.
Tsy nandray andraikitra anefa ny fitondrana ankehitriny tamin'ny mety hamahana ny olana toa very anjambany ny fanadihadiana natao hatramin'izao.
Ankilany; manjaka ny tsy rariny ankehitriny , fisamborana etsy sy eroa , ary izahay moa dia rahonana tsy ankitsahatra satria hany tokana sahy milaza ny marina.
Ampy izay , satria ny marina dia tsy mba maty , ary izahay dia vonona hijoro amin'izany hatramin'ny farany.
Koa manentana ny Malagasy mpiray tanindrazana izahay , izay rehetra mahatsapa ny tsy rariny ankehitriny miseho eto amin'ny Firenena sy ireo namaly antso nataon'ireo Sous-Officier FIGN , ho tonga eo amin'ny MAUSOLEE Arret 194 rahampitso 20 Mai 2010 amin'ny 8 ora hiara-hientana aminay.
Tongava fa hiaro anareo izahay amin'ny herinay rehetra.
Izany no atao dia mba hitadiavana vahaolana miaraka manoloana ny faharotehan'ny FIRENENA MALAGASY ankehitriny sy mba hivoahana amin'izao krizy izao.
Mba ho fanavotam-pirenena !
vita matavy rado eee

5. fijo
(
19/05/2010 20:32)
kyyyy de ho vita sahady ve le zazakely iny le?????oka moa ry zareo an,de bazy izany atao ahoan ary zalahy ?
6. Toumba
(
19/05/2010 20:40)
ahoana moa le teny ratsy nataon'i lery an'i tonton ambroise ,aleo hinany aman .....any fa izaho no mba ompany .HIHIHI TANDREMO SOA MITSOAKA EO FA HO AZONAY FOANA AN HIHIHIIIHIHIH
9. sylvain
(
19/05/2010 21:48)
aoka hifandamina tsara rahampitso fa eo koa ny hetsiky ny mpitondra fivavahana zay atao rahampitso ka d ho hita eo ny pasiny emmoreg, hidaroka ny olona @ tanam-polo sy baiboly sa hifanandrina @ FIGN zay mitam-basy!
11. pikatti
(
19/05/2010 23:39)
Mahamay ialahy radem ra-petit hitler, raha izaho ialahy dia mitsoaka any Lybie :-D :-D :-D