samia milaza izay zavatra tsara vita teto @ tanana:...
1. tsimatimanota
(
19/05/2010 09:43)
rova, bypass, boulevards, rn, jardins,parcs, ppn,medicaments,vetements, agoa, citic, suprem, rnm, tvm, ...
répondu par pimaso le 20/05/2010 09:31
2. nytsiry
(
19/05/2010 10:22)
atombohy hatramin'ny repoblika voalohany aloha e d farano amin'ny tatezamita
repoblika voalohany : nanao ny lalana maro ho vita goudron ary maro amin'izy ireny aza no mbola hita any amizao.Tao koa ny namoronana ireny hopitaly sy trano fitsaboana maro ireny.
Ny repoblika faharoa dia nanagana ny secren ary indrindra fa ny univesité isaky ny faritany enina teo Madagasikara,ny fananganana trano fianarana :ceg isaky ny commune ary lycee isaky ny distrika (nisy fiantsoana azy tamin'izany fa tsy tadidiko),toy izany koa ny hopitaly CSB1/CSB2 isaky ny commune ary dia CHD isaky ny fivondornana (izay fa tadidiko ihany).
Tao koa ny fanaovana Fanompoam-pirenena ivelan'ny tafika SN
ny fanaovana lalana ihany koa ary ny fametrahana orinasa lehibe toy ny zeren sy ny lalasoa ary ny mamisoa nefa tsy namokatra akory fa dia namidy sy lasa potika tanteraka aza ny sasany(zeren)
ny repoblika fahatelo toa tsy hitako loatra satria ilay nitondra nisantatra azy dia vao tsy niherina ny taona dia voan'ny empechement,ilay iraika lahy taloha indray reefa tafaverina teo toa niezaka ny hanao ampihimamba ny efa vitany taloha(sic....) sady tsy dia tsaroako loatra izay vitany nefa asa aloha...
ny fahatelo indray dia nanao ny lalana ka na ny vola iray alona aza dia nasiany ny soridalana izay tiany ho tratrarina.Nanavao ny tanana izy ary niezaka nanova hatrany ny endriky ny commune urbaine rehetra teto Madagasikara.
Ankoatran'izany dia tonga teto izany agoa sy mcc izany izay niteraka ny mca izay isan'ny fandaharan'asa novatsian'ny amerikanina vola be mihitsy nefa toa tsy vita hatramin'ny farany nohon'ny efa fatatsika ihany !
Maro no tsy voatanisako eto na ny tamin ny repoblika voalohany na ny faharoa indrindra fa ny fahatelo fa samia mba milazalaza e !
ny tetezamita moa dia izany izy hoe tetezamita izany ka tsy hitako izay vitany fa toa manao ny affaires courantes eo amin'ny fandaminam panjakana angaha sy miezaka miondana ny vola azo amin'ny ketrika bois de rose !
dia ho zay tokoa va re ?

4. bazylou
(
19/05/2010 17:56)
de ho avy e o indray izao ny andevon'i le8 an , bbbeeeuurrrkkk :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
de hilaza izy fa izy koa no mahery
de hilaza izy fa izy koa no mahery
6. Toumba
(
19/05/2010 21:20)
andevon'ny fitiavan tanindrazana letsy fa tsy andevon'i la frantsa an ,
7. pikatti
(
20/05/2010 00:28)
mba lazao izay vita le bazy an
Ny an'i bazilozitra anie mazava e, gasy ray sy reny nefa izao ny RAD indray ity no lazainy fa BEUUURRRRRRKKKK :lol: