Ferapara @ teny anglisy
1. zakilinina
(
14/05/2010 19:19)
Betsaka ny Malagasy firinga mihevotra mpisehoseho sy mihevi-tena ho ambony nohon'ny hafa. Ny mahagaga kely ahy anefa teo ampamakiana ireo ferapara ao amin'ny midi dia amin'ny teny gasy sy teny frantsay ny ferapara. Misy ny manao azy roa kanefa na ny mpamangy na ny mpandevina dia toa mahay teny gasy avokoa. Ny amin'ny teny anglisy no mbola tsy nahita aho kanefa anisan'ny tenim-pirenena malagasy izy io. Mbola verezin'i dada ny ankamaroan'ny Malagasy amin'ny fahaizana teny anglisy.
répondu par diloo le 16/05/2010 21:41
3. zakilinina
(
14/05/2010 19:38)
Ny suprématie an'i Dada. Ny adveriserany tsà mahay teny angilisy loatra rafijo â !
5. zakilinina
(
14/05/2010 20:06)
Tsapa ho sahirana tokoa ny sasany nifampiraharaha tamin'ny Sadéka. Natao renfort ny farantsihay ka vao mainka nikatso. Lalina izany !
6. fijo
(
14/05/2010 20:37)
i andry rajoelina aloha tsy mahay teny angilisy,fa ny ekipany kosa tsy mino aho fa dia tsy ahay teny angilisy aby.
tsy fiarovana an'i andry na fitiavana HAT,fa le fifanaratsy fotsiny io koa tsy mety,na avy amin'i za,na avy amin'iza
tsy fiarovana an'i andry na fitiavana HAT,fa le fifanaratsy fotsiny io koa tsy mety,na avy amin'i za,na avy amin'iza
8. pikatti
(
14/05/2010 23:12)
Ny mahagaga kely ahy anefa teo ampamakiana ireo ferapara ao amin'ny midi dia amin'ny teny gasy sy teny frantsay ny ferapara
Ozy ry zalahy izay hoe raha tsy maty io Ratsyhomana io tsy handroso mihitsy isika Malagasy ,
Dia maiandry ferapara na teny inona io na teny io izany isika e :lol:
10. diloo
(
16/05/2010 21:41)
Essera
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
