Tsy maintsy niala

1. onaonafaty ( 13/05/2010 23:01)
Aza manahy ianareo mpomba ny tgv ve , eny e, fantatray fa mampitomany anareo ny tsy hilatsahan'ny Andry ho fidiana filoha fa saingy izay no mety hampivoaka azy @ io blokazy io , raha ohatra hoa ka mbola azo hampiesonina indray Ramalagasy
répondu par wxxx le 14/05/2010 12:13
2. pikatti ( 13/05/2010 23:14)
raha ohatra hoa ka mbola azo hampiesonina indray Ramalagasy

Tsy azonareo rebirebena intsony ny pokona na handé mbamin'ny lohanareo aza :lol: sady tsy mila izay ao anatin-doham-poza koa raha nyu tena marina :lol:
3. wxxx ( 14/05/2010 12:13)
Aza manahy ianareo mpomba ny tgv ve , eny e, fantatray fa mampitomany anareo ny tsy hilatsahan'ny Andry ho fidiana filoha fa saingy izay no mety hampivoaka azy @ io blokazy io ,

Na mijery ny sarinao aza dia efa mamonamonaina :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0746