ECOUTER DECLARATION Rajoelina - Il ne sera pas candidat

1. vatofototra ( 12/05/2010 19:03)
ECOUTER DECLARATION Rajoelina - Il ne sera pas candidat à l'élection présidentielle - 12 mai 2010

- Lors de sa déclaration du 12 mai 2010, Andry Rajoelina renonce à sa candidature à l'élection présidentielle (méme si à l'état actuel de la constitution, il n'a pas le droit de se porter candidat à cause de son jeune âge)

- Calendrier :

- 27-28-29 mai : Dialogue national en vue de la conception de la nouvelle constitution (représentations 22 régions, 119 districts)
- 12 août 2010 : Référendum constitutionnel
- 30 septembre 2010 : élection Assemblée Nationale
- 26 novembre 2010 : élection présidentielle



Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
répondu par fijo le 13/05/2010 18:39
2. Noue ( 12/05/2010 19:33)
misaotra hatrany Vatofototra aaa !

de toute façon, ataoko angamba fa efa ampy zay nahateo an'radom zay, ny fijalian'ny olona tsy manantsiny hatramin'ny naha-teo azy mangony fotsiny, ny very asa tsy voatanisa eee

inona koa moa no mba hainy hitondra firenena ?? aleo ihany oa mijanona @ toerany @ maha DJ azy dia zay eee !!!
3. fijo ( 12/05/2010 19:37)
mnaomboka tonga saina ilay zaza le
4. jhouhlambout ( 12/05/2010 19:43)
5. fijo ( 12/05/2010 19:50)
io elahy fa hita indray an
6. jhouhlambout ( 12/05/2010 19:54)
teto foana aho fa tsy nanoratra fotsiny :D
7. zoam ( 12/05/2010 20:51)
mbola be mokina ihany le sans qulité io ,ampy izay asaivo miala any le sans qualité io ,bac aza tsy hanany akory
8. sylvain ( 12/05/2010 20:52)
efa fantany fa 0,001% no azony d aleo manaja tena mba tsy ho afabaraka @ tany aman-danitra!!!
9. zoam ( 12/05/2010 20:57)
matao lery be mokiny ohatran'io dia mbola maro ireo miaramila malagasy voavidy vola no miaro azy ao,tot ou tard tsy maintsy miala ialahy point barre
10. sylvain ( 12/05/2010 21:04)
lé 0,001% moa d izy mivady sy bazylou ary ry oui oui d nanapakevitra léry fa tsy hilatsaka d any @ ra8 izy no manala vokony tsy mahazo milatsaka hono fa voasazy!
11. fijo ( 12/05/2010 21:15)
dia tsy ho filoha mihintsy ve izany i saribakoly le???
12. lalainaM ( 12/05/2010 21:26)
ouff! enfin! otrn tonga de soulagée be zan vao naeno oé ts hilatsaka ity zaza sad ts ampy taona no sad ts matotra! efa ampy marina tokoa zay e! sad mba oé efa mba nandalo teo e am le seza e! en plus ko mba mitombo ny CV fa mba ts DJ tsony no hita ao! vive foana MADAGSCAR malalantsika e
13. jhouhlambout ( 13/05/2010 09:09)
"Manao sorona ny tenako aho", hihihi :-D Na izany aza isika rehetra efa zatra nahita azy niovaova hevitra, ka aza misy gaga raha mivadika tampoka indray izy any aoriana any
14. fijo ( 13/05/2010 18:39)
lalaina kosa de masika be ery,nefa zaza anie io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388