volana mey sa volana may ?

1. zakilinina ( 12/05/2010 11:14)
mey sa may no fandikana ny mai (frantsay) amin'ny teny malagasy ? Ny may mantsy dia mitovy fanoratra amin'ny zavatra nodoran'ny afo. Toa mey no fahalalako azy.
répondu par fijo le 12/05/2010 18:36
2. wxxx ( 12/05/2010 12:11)
Voambolana may no nandikan'ny FATY azy koo, may daholo ny volotratrany e, ny volom-bavany e, ny volom-boudiny e, ny volom-pitaovam-pananahany e,
azo adika izany rehetra izany fa tapitra izay ny fanaovana kilalao ny fiainam-pirenena

Aucun politicien, qu'il soit issu du régime transitoire ou membre de l'opposition à la Haute autorité de la transition (HAT), n'a été aperçu à Ivandry hier lors de la célébration de la Journée de l'Europe. Seuls des anciens ministres de Marc Ravalomanana dont Jean Louis Robinson et Roland Randriamampionona ont été invités.
Hiverina tsimoramora ny "mey"

"Aza manao dika-vilana hotran'ny FATY ka ny azy ihany no may" :-D
3. ralaisolo ( 12/05/2010 16:12)
sao dia diso fampiditra ary ity lohatenin'ny dinikao ity ? tokony hoe atsy amin'ny "fanabeazana" no metimety taminy
4. ndotofetsy ( 12/05/2010 18:33)
jereo fotsiny hoe tey sa tay no izy eee

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. fijo ( 12/05/2010 18:36)
hihihihihi tena fetsy ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.463