TEZITRA BE AHO RY RETO A
1. NathalieRabe
(
10/05/2010 11:05)
Tana tezitra be aho satria efa niteneniko foana i Andry mba tsy hanakantsakana ahy @ asako maha ministra ny serasera ahy :oops: :oops:
Tadidinareo ve ilay resaka émetteur teny Faravohitra ilay hoe tao an-tranon'ny Sem Ravalomanana, ireny manginy fotsiny fa raha tena ilazaiko zavatraangamba ianareo dia ho gaga... ho hitanareo eto ihany ny sasany e, fa ity aloha dia anisany nahatezitra ahy mafy koa e, aiza koa t@ andron'ny Sem Ravalomanana isika laharana faha-40 dia izao lasa 134 ème @ liberté de la presse :twisted: :twisted:

répondu par ndotofetsy le 12/05/2010 19:12
2. esserra
(
10/05/2010 11:12)
Andry Rajoelina qui pérorait que sa référence à lui se nommait Nelson Mandela et non Robert Mugabe, devrait se rendre compte que dans ce classement, il est plus proche d’Harare que de Pretoria. La place de Madagascar déshonore l’ex-DJ, qui a fait de la lutte pour la liberté et contre la dictature la motivation de son coup d’Etat(...) io anisan'ny voalazan'ny namana ao @ tribune ao, koa inona izany fa tsy vao maika hitler kely ingahy DJ , marina zany ry Pr Zafy a
3. diloo
(
10/05/2010 11:57)
Ary maninona indry ry Nath no tadiavin'i elastique esorina ao @'ny governemanta fopla kle!? :?:
4. sipagasy
(
10/05/2010 17:49)
fa angaha dia tena voafehy vava mihiiintsy ny mpanao gazety any e!!!!! tsy izay anefa ny fahitako azy, satria aho mahita olona, ary olona akaiky ahy afaka maneho hatrany ny heviny, (OTRIKAFO)
8. ndenn
(
10/05/2010 22:52)
Refonte totale de l' armée malagasy souhaitée pour la tranquilité du pays .J'y adhere totalement !! :lol: :lol:
9. diloo
(
11/05/2010 00:35)
dia izao lasa 134 ème @ liberté de la presse
Andry TGV anefa nidradradra ery fony teny @'ny kianjan'ny 13 mai:
Ho raisiko ny fitondrana hisian'ny fiovana sy hisian'ny demokrasia:
Hay kay ity demokrasia tian'ny lery natao sy napetraka nihainana efa 15 volana izay, dia ny fanapenam-bava ny vahoaka sy ny mpanao gazety sy serasera.
Tena Dictateur gaigy lahy sy mpamono olona lery: Hitler kely hoy i Filoha Zafy izay.
Na ny mpanao gazety Viva aza, dia lasa nitsaoka ny ankamaroany, fa raha naka sary an'ireo FIS ireo noho ny anton'asa mpanao gazety an-dreo, dia tratran'ny darokam-PIS. :evil:
10. NathalieRabe
(
11/05/2010 01:11)
Ary maninona indry ry Nath no tadiavin'i elastique esorina ao @'ny governemanta fopla kle!?
Mangataka ny hisian'io ady hevitra io izaho dia ny hisian'ny forum rehetra @ site mikasika ny politika,'(madagate ohatra ni-propose-ko an'izay fa tsia be fotsiny izao tsy misy hoe ahoana :roll: ) tsy zakan-dry zareo ny adi-hevitra fa ny azy ihany ka raha mbola ato aho dia tsy maintsy ho tanterahiko io , ary izany no mahatonga an-dry zareo hanolo ahy
fa angaha dia tena voafehy vava mihiiintsy ny mpanao gazety any e
Tsy voatery hoe misy tampim-bava na lakoly anie akia ry sipagasy vao lazaina fa hoe tsy manana liberté e, izao fotsiny , ohatra vitsivitsy , maninona moa raha mba samy mahazo miteny @ Haino aman-jery daholo ny mpanao politika rehetra na ny mpanohitr aza :?: :idea: , tsia amin-dry zareo dia izy ihany no mahazo miteny , averiko fa tsy misy libérté de la presse eto Madagasikara, malaheloa aho ary tezitra fa izaho kosa tsy hanaiky , na hisy fatin'olona aza na ho gadrain'ni Ramaroson :evil:
11. pikatti
(
11/05/2010 12:26)
Tadidinay ilay resaka émeteur ry Nathalie a, ahoana tokoa ,mbola tsy hita foana ve :wink:

Tsy mahagaga e, raha io bandy io no mbola eo, Andriamanoro ministra ny comminucation io(tompon'ilay madagate kabary tsy azo valina ,) dia tadiaviny atao hotran'ny papyzanôlapin koa i toi zany hoe milaza izay voalazan'ny rabitro sefoben'ny foza, @ alalan'io Andriamanorovilana io :lol:

12. Mirananirina
(
11/05/2010 13:57)
aiza koa t@ andron'ny Sem Ravalomanana isika laharana faha-40 dia izao lasa 134 ème @ liberté de la presse
fa angaha dia tena voafehy vava mihiiintsy ny mpanao gazety any e!!!!! tsy izay anefa ny fahitako azy, satria aho mahita olona, ary olona akaiky ahy afaka maneho hatrany ny heviny, (OTRIKAFO)tsy hoe voafehy fa izay mitsaingoka dia mahazo ny anjarany...izao efa mihalefy kosa angamba fa efa miharihary zao ny marina rehetra..tsy azo afenina intsony
14. diloo
(
12/05/2010 00:44)
Tsindromy pentobarbital ireo izay manakananao ny libertés de la presse. Ohatra le bandy akaikinao io sy i bitro: lasa calmes be ireo raha vao manao fihetsika hitler.Kozy e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-infirmi%E8re-piqure.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-infirmi%E8re-piqure.gif[/IMG]
16. pikatti
(
12/05/2010 05:15)
Il faudra ainsi probablement dire bye bye à la sémillante Nathalie Rabe, que remplacerait Rolly Mercia, ou à Gilbert Raharizatovo, une des voix discordantes du gouvernement.Tananews
Raha marina io voalaza io dia tena tsy zakan-dry zalahy FATY marina ny zavatra nokasainao ,
nefa mba reviko anie lay tsikinao iny e ;-) , dia ahoana indray izany , manoratra e,
terrywui@yahoo.fr :lol:
Raha marina io voalaza io dia tena tsy zakan-dry zalahy FATY marina ny zavatra nokasainao ,
nefa mba reviko anie lay tsikinao iny e ;-) , dia ahoana indray izany , manoratra e,
terrywui@yahoo.fr :lol:
17. tsimatimanota
(
12/05/2010 09:38)
ataoko Directrice Commerciale ko enao fa tongava aty e!
ohatran'ny tao @ NOVO COM
okay Nathalie
ohatran'ny tao @ NOVO COM
okay Nathalie
19. ndotofetsy
(
12/05/2010 19:12)
diloo:
Tsindromy pentobarbital ireo izay manakananao ny libertés de la presse. Ohatra le bandy akaikinao io sy i bitro: lasa calmes be ireo raha vao manao fihetsika hitler.Kozy e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-infirmi%E8re-piqure.gif[/IMG]
TSY ALEO VE STREPTOLATAKIN EEE
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))