nanjavona daholo
1. 3188
(
06/05/2010 22:41)
slt fa lasa aiza daolo ny mpisera to tsis tazana tsony. aiza ry JARIFA :( :( :( :(
répondu par marcus11 le 17/08/2010 19:52
8. Djhamhal
(
08/05/2010 12:53)
marina kely ihany io fa za kou ary mou njainjay tsy ita kou hi hi hi !!! fa lé asa no rotoroto dé mbola tsy dia manampotoana ! fa mitsidika fôna ka ! mazzztou be dôlo !
9. soanja
(
10/05/2010 16:43)
diamondra27:
non ka , nanjavona niaraka tam volcan ny island :-D :-D :-D
Za mino aloha fa tsy sempotra ry zareo na tafasarona miaraka tamin'ilay volokano aza e.
:D
Ny serasera aloha hatramin'izao dia mbola ilay renirano mahafinaritra tazanina eny ambony tetezana. Sady mahalasa fisainana no izay lasa dia dila ary ny zozoro eny an-jorony kosa manome toky hatrany.
14. marcus11
(
17/08/2010 19:52)
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG] :D:D



