GAIGY TY MARINA MAFY .....
1. terrywui
(
05/05/2010 15:22)
Tsy hita tsony ze lohany sy vodiny amle politika fa misangojy be ao ny "hiala sy tsy hiala " ny " hanangana Fitondrana neutre sy ny hampanao fifidianana " ny pi-maso ataon'ny bodega sy ny prà mba hanomezana andry lerony ny Fitondrana "ny tery vai-manta isankarazany sy ny ady ankafetsena ataon'ireo tsy maty voalavo ankibo sy efa naloan'ny vahoaka koa manelingelina otran'ny parasy "
De otran'ny tsisy farany izy ty fa miandry ze higadonany sy manantena tsy misy toy ny mpanohitra ato amin'ny serasera ty sisa ka mamorondainga be ato sy maminavina sisa atao ary "maminany toa an'i Hery koa sisa ady ataon'ny sasany fa tsy hita ze vahaolana ! " ooouuuuufffff .....!! ankoatra izay de ny fanalana sy fibloqué na IP sy PS n'ireo TGV no ataon'i Hery atondraharaha ato de mi s'amuse amin'io lery mba hanala ny fony ! ...nefa tokony ijanona neutre amin'ny maha tompon'andraikitra sy admin azy ! de otran'ny fikorotan'ny Fitondrana sy ny Mpanohitra ihany koa no hanakorotanana ny tanana ato ! zao zahay zao maty efa IP 5 amin'izao fotoana izao tompokolahy sy tompokovavy ! -PC 2 ato atrano , PC3 any ampiasana ,PC portable efa ela no voapala ny IP ny ,iray dia iray sisa ny PC ampiasanay zao de ity iray ato ampiasana ity ! ka raha mbola somparan'i Hery ity tompoko de ho vita ko ity terrywui ty fa hanaradia an'i andrywui any ampasana koa ty ! GAIGY TY MARINA MAFY .....

répondu par bazylou le 08/05/2010 18:21
3. pikatti
(
05/05/2010 15:47)
Tsy hita tsony ze lohany sy vodiny amle politikaK'efa hoe tany tsisy fanjakana leisy io bainn a, izao ny rabitron'elah efa ho vita saosy divay bordeaux:lol:
4. bazylou
(
05/05/2010 18:18)
O raterry , ny ahy anefa pc1 ihany. Azon ialahy v le fika aloha e.
Io lesy tsy mahazo an ilay vrai bazylou io a.
ViVE TGV

7. pikatti
(
06/05/2010 23:34)
Kay klé voahendin-dry zalahy indray rawix klé :-D :-D :-D
Ahoana leisy mbola any hopitaly foana ve leity ialahy izany a :lol: