En effet, les Forces armées craignent que la mise en place d’un Gouvernement militaro-civil ne résolve pas la crise politique actuelle et n’aidera pas le régime transitoire à obtenir la reconnaissance de la Communauté internationale.
Si les militaires refusent le schéma d’Andry Rajoelina, que se passera-t-il ? Le plan C pour un retour à Pretoria 2 ?
Plan any an-kady no hiafaran'ty bandy ty klé, sanagaky e, be ihany izay olona milaza azy fa olom-pirenena izay fa ty raika lahy ty kosa aloha tena tsy izy e, tsy tahotra tsy henatra izao dia miova teny nifanomezany sy manao lainga be efa tena mahamenatra ndry zalahy hatrany @ HAT namany ao ihany aza