vita ny resaka efa miandry ny mpiangona ao radio fazavana
1. ValoRa
(
01/05/2010 08:20)
efa tenenina fa éééé!!! efa miboredika fa éééé!!!, efa nihena fa éééé!!! soa ihany fa nanaiky ny hanovana an le protocole d\'accord avy @ frantsay sy Afrique de sud i ramsé fa raha tsy izany d tsy afaka nitsena ny vadiny sy ny zanany ny mpiangona ao @ radio fazavana (FA AZA VAHANA: io no baiko azo avy amn ramsé an!!!), izy moa zany d tsy nety nody ndray satria malahelo ny entana ao afrika atsimo, ramatoa maika be ny hody satria tsy hita fona ramsé @ alina fa mandeh mitady tany lonaka hanorenampangady, ilay boy kely ndray d malahelo ny maina avy any ambondrobe d tsy nahandry ny andro azoma, fety be zany zao ka d faly ny GTT!!! ok ramsé a!!! averiko aminao aminzay le actros nasainao natao t@ anarako an!!! satria efa tafaverina enao!!!
répondu par ndotofetsy le 01/05/2010 22:57
2. Rajakoo
(
01/05/2010 09:18)
Tsy lasa intsony ry domelina ty paikanaoa hanao touristes lava ka, tonga dia faizinay rangahy , aiza ny voandlana ry le kary lahy ,ianareo misotro migoka fotsiny tany ,tsy mahalala mihitsy izay tokony hatao :twisted: anay ialahy anio
3. pikatti
(
01/05/2010 09:35)
Nody gona rabitro klé , :lol:
Ho soloiny daholo ny governemanta :-D
Tsy mety voavarotra foana ilay accord masiso
Ho soloiny daholo ny governemanta :-D
Tsy mety voavarotra foana ilay accord masiso
