raha tsy misy fifanaraha vita sonia
1. fijo
(
30/04/2010 19:31)
mandrangaranga ingahy rajoelina,fa na hisy sonia na tsia,dia efa manana "plan B" izy.
misy zavatra kely hadinony.
raha tsy misy anie fifanaraha,dia tsy hoantsoina hoe"filoa"izy e,io fiantsoana azy hoe filoa io no tena zavatra katsahany,ka raha tsy misy sonia vita,tsy azo antsoina hoe filoa,izany hoe ,tsy tafiditra ao anaty tantarann'y filohann'y MADAGASIKARA ingahirainy.
ka saino ry zandry ,fa ny tantara anie mipetraka eo ary hampitondra henatra ny taranaka aty aoriana e???,
misy zavatra kely hadinony.
raha tsy misy anie fifanaraha,dia tsy hoantsoina hoe"filoa"izy e,io fiantsoana azy hoe filoa io no tena zavatra katsahany,ka raha tsy misy sonia vita,tsy azo antsoina hoe filoa,izany hoe ,tsy tafiditra ao anaty tantarann'y filohann'y MADAGASIKARA ingahirainy.
ka saino ry zandry ,fa ny tantara anie mipetraka eo ary hampitondra henatra ny taranaka aty aoriana e???,
répondu par ndotofetsy le 01/05/2010 23:00
2. Noue
(
30/04/2010 19:41)
bandy kely DJ kely fingotra lavanify sady sans qualité ve dia ho lasa filoha kosa eee !! :-D :-D :-D :-D
marina zany fa io ny hetahetany eee ! saingy tsy ahazo an'io izy satria tsy mahavitazy ee!
marina zany fa io ny hetahetany eee ! saingy tsy ahazo an'io izy satria tsy mahavitazy ee!
3. AndriambyII
(
30/04/2010 20:26)
Un DJ qui a su assouvir la soif du peuple etant Maire de Tana ! Etre president çà ne demande aucune qualificative à priori !! Wouahh haahaaahh , n' empeche , je l' emmerde s' il ose usurper nos honorabilités deja fouillés aux pieds des visages pâles et des chinetoques , ou autres!!! kapishh Noue ???
4. zoam
(
30/04/2010 21:23)
raha za i ra8 tsy hanao sonia mihitsy aho,ny UE efa mitsipaka ny protocole an'i frantsay,ny miaramila efa mifampianriandry fotsiny sisa,tsy mila milahatra firy intsony a dia mikodia hoazy io,ary vao maika i ra8 teo @ itondrana nandritra ny 7ans no mhazo vahana
6. diloo
(
01/05/2010 00:50)
Tsy ampy amidin'ny SADC le Frantsa klé,
-12H45 : Le chef de l'équipe conjointe de médiation Joachim Chissano rencontre actuellement le président Marc Ravalomanana, depuis 12H30. Le secrétaire d'Etat français Alain JOYANDET et son équipe, sont sortis du bureau de Andry Rajoelina. Aucune déclaration
-17h00 - La diplomatie française essuie un échec cuisant, Joyandet rentre ce soir avec son équipe de science-po.
-17h30 - Première réunion sereine entre les 4 chefs de file prévu à 19h00. Le départ de Joyandet et la fin de la pression française se fait sentir.
Le dîner d’hier réservé aux chefs de file et 7 membres de délégation respective s’est déroulé dans la convivialité, comme l’ont espéré les organisateurs de ce sommet. Aucun étranger n’a pas été autorisé à assister à la rencontre. Méme avec cette directive, la France représentée par son secrétaire d’Etat Alain Joyandet et le conseiller spécial du président Sarkozy André Parant, ont trouvé une issue afin de pénétrer dans l’enceinte de l’Union Building. Ils n’ont cependant pas pu assister méme en tant qu’observateur aux réunions, surtout celle organisée entre le Président Ravalomanana et Rajoelina. Après l’entrevue, ces deux VIP sont partis comme ils étaient venus,... par la petite porte !
Tena waina tsy misy mpanao combien na misisika miditra aza. :wink:
7. pikatti
(
01/05/2010 00:58)
Tena waina tsy misy mpanao combien na misisika miditra aza
Bazilozitra sisa mpanao combien zazajanga :-D :-D
Voaray ve le hafatra ry akama a