vatofototra
1. ndotofetsy
(
29/04/2010 22:18)
tokony ovina vatofototra ny serasera eto fa tsy serasera tsony
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par ndotofetsy le 01/05/2010 22:38
2. vatofototra
(
29/04/2010 22:34)
REGARDER VIDEO Intégral Interview Ravalomanana 29 avril 2010
- Interview vidéo intégral Ravalomanana
- TELECHARGER Projet d'accord proposé par la France et accepté par Rajoelina
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
http://www.vatofototra.com

3. diloo
(
29/04/2010 22:53)
ilaina leitsy ny mpampihely vaovao flash an, mba tsy ho very fotoana hitady.
Fa tsy vitan'ny atao fiomezana fotsiny ny fiainampirenena.
ianao koa nga anisan'ireo mpikarakara ny 26 joints fa toa variana manala andro miomehy fotsiny.=))
Tohizo ry Vatofototra kambony an!
Fa tsy vitan'ny atao fiomezana fotsiny ny fiainampirenena.
ianao koa nga anisan'ireo mpikarakara ny 26 joints fa toa variana manala andro miomehy fotsiny.=))
Tohizo ry Vatofototra kambony an!
5. diloo
(
29/04/2010 23:14)
Ity serasera ity nge leitsy Ndonto ka serasera consensuel fa tsy unilateral toa an'ny madagetotra e!=))
Serasera est le seul forum malagasy libre et démocratique.
Azo lazaina fa i Vatofototra dia animateur mpampientana ny mpisera hanao dinika
ny raharampirenena.
Ny fahatongavan'i Vatofototra eto manamporofo, fa manana ny maha izy azy ity serasera ity.
Nijery Sobika, ny Tribune gasy sy hafa aho, fa eie ny eto ihany no tena mafana sy instructif.
Ary ny vaovao alefan'i Vatofototra, bien sur avy ao amin'ny site-ny. Par la suite, eto ihany no mamaly sy mandray anjara ny adihevitra.Donc tsy olana ny fandraisana an'i Vatofototra.
Samy isaorako atoa Hery, ary ny fandavan-tenan'i Vatofototra mikaroka sy mamintina ny vaovao mendrika aroso ho dinihina. :wink:

6. rijadolly
(
29/04/2010 23:15)
Ndotofetsy a! Io aloha zany ny eo, dia alefaso ny kiana hitan' se ao anatin' le vaovao na fankatoavan' le izy, dia mandeha oazy le ady hevitra, taiza teto Mada moa ry se no nahitanay io accord forcing vita frantsay lazaina fa efa neken' Ravalomanana sy Andry io, Fisaorana mitafotafo ho an' Vatofototra. Toro hevitra ho antsika mpanohana ny FAT aza mihaino laklosy tokana amin' radio sy tv fa misy lalimanga mihitsy indraindray no fahanany @ vahoaka malagasy, Tsy haiko hoe fomban' iza izany alaitahaka izany.
7. maryline
(
29/04/2010 23:17)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. rijadolly
(
29/04/2010 23:34)
Maryline a!>>> avereno eto ambany indray ry se le fiomezana fa tena mahafinaritra be mihitsy a! :D
9. pikatti
(
30/04/2010 00:11)
Izao mantsy no tsy zakan'i bazylou ny vaovao toy izao, tsisy hanaovany resaka tsaho intsony , hita sy ré eto daholo ny zava-misy
Okay ry akama
Okay ry akama
10. diloo
(
30/04/2010 07:29)
Sali Rija
mitovitovy @\'ny sary ny oeillères manakona ny mason-tsoavaly io toro hevitrao hoa\'ny mpanohana FATY io.
Izany hoe ireo mpanohana voatendrinao ireo, tsy mikaroka sy tsy manao analyses de fond tahaka antsika rehetra eto fa fahanan\'i andry andriandrerakambohima steak tartare miaro lamokan\'atody koa aiza moa raha vao misokatra fotsiny ny vavan-dreo, tsy miditra ny lalimanga, fa mivaoka avy ao.=)) izay ilay hoe mihaino lakolosy tokana.
Toro hevitra ho antsika mpanohana ny FAT aza mihaino laklosy tokana amin\' radio sy tv fa misy lalimanga mihitsy indraindray no fahanany @ vahoaka malagasy,
mitovitovy @\'ny sary ny oeillères manakona ny mason-tsoavaly io toro hevitrao hoa\'ny mpanohana FATY io.
Izany hoe ireo mpanohana voatendrinao ireo, tsy mikaroka sy tsy manao analyses de fond tahaka antsika rehetra eto fa fahanan\'i andry andriandrerakambohima steak tartare miaro lamokan\'atody koa aiza moa raha vao misokatra fotsiny ny vavan-dreo, tsy miditra ny lalimanga, fa mivaoka avy ao.=)) izay ilay hoe mihaino lakolosy tokana.
14. bazylou
(
30/04/2010 20:23)
Misy tsy mahalany vavony an I bazylou mihitsy ato le aza.
Tena lany daty tanteraka le.
Looool
Vive TGV izy no eo ary mbola izy no manaraka.
Rehefa maty hozatra tsy misy apoaka ny gasy 19 999 999 ambiny dia akombony daholo ny
Vava rehetra.
Vato midofotra ary tsy mampihemotra ny tgv zany.
Beeeeeeuuurrrrrkkk
15. AndriambyII
(
30/04/2010 20:37)
Oooouuuuayy !! Bandy cooooolllll be mihintsy radonto fetsy fa efa koboko !!!!