na hijapy daholo aza ny mpisera rehetra
1. bazylou
(
22/04/2010 19:35)
Tsy problème fa zahay eto mijoro amin ny hevitray e. Ny an ny sasany zany atao
daholo ny pseudo, ny ompa , ny ozona fa tssssss, tsy nahazaka dia mijapy sisa e.
O raHery e, ahoana ianareo amin ny revin ny sobika io hoe idina ny forum mandram
pihavana an ny gasy rehetra.
Io koa na hidina mandrakizay koa anie tsy misy kwa e. Loool
Tsy hampiova inona ny fandehanan ny lery any rsa.
NY rasila frantsay 150lahy izao ao ivato miaraka amin ny matos ka rehefa samy nandra
ray lavaka dia aleo ajedany ao daholo. Mety ho tsara koa angamba izay.
Io tsy maintsy ny frantsay ihany no andamina azy e.
VIVE TGV

répondu par diloo le 23/04/2010 15:00
3. diloo
(
23/04/2010 00:48)
Vizaka be bazylou zany klé
Normal lery ravizaka: toa noleman'izy 150 vazaha lahy tao angaha lery.
Izany raha mpilelaka vazaha konko kle.Ataovy ihany.Mbola tsy fay ihany angaha kle.Ataovy ko! :wink:
4. ralaisolo
(
23/04/2010 08:52)
Normal lery ravizaka: toa noleman'izy 150 vazaha lahy tao angaha lery.mahay vava koa anie zokilahy izany e hiantsoako an'i wuiwui eo a, :-* :-* vazivazy izany razoky fa ny an'i bazylou anie zokilahy resaky ny tsy te hivadikevitra ny azy na dia hitany izao aza fa mandrifatra ho an'ny ankady ny heviny e :lol:
Izany raha mpilelaka vazaha konko kle.Ataovy ihany.Mbola tsy fay ihany angaha kle.Ataovy ko!
5. swnan
(
23/04/2010 11:32)
Tsy problème fa zahay eto mijoro amin ny hevitray e. Ny an ny sasany zany atao
daholo ny pseudo, ny ompa , ny ozona fa tssssss, tsy nahazaka dia mijapy sisa e.
Efa ela ialahy no nahenoina ny hevitr'ialahy rabazy a, hevitra taingina no tsisy fotony , bref hevitra lany andro !
6. diloo
(
23/04/2010 15:00)
mahay vava koa anie zokilahy
Tsisy zokilahy izany eto baina, fa resaka kofy boy an.
Ry babozy mi-gesta @'izao vazahany 150 izao.Hita fa bandy mpilelaka tsabo sivy.
Rehefa miwerawera dia manana parady défensive foana ny galasam, hanoerana ny vazahan'i babozy. Ntsss, aleo hijapy azy eo izy tenany ihany, araka ny werawerany lava eto.
Aiza moa ka niantso vonjy ihany hoe: ento any @'ny HJR aho ho zairina e.Fa tena kakaina e!
Ataovy ihany ity misolelaka vozongo ty fa mamoafady anie ireo e. :wink: