Tsy maintsy makany Afrika atsimo ihany aho ry zalahy
1. TEGEVE
(
22/04/2010 11:10)
Tsy maintsy makany aho , satria tsapako tanteraka izao fa tsy misy afa tsy ny fiaraha-midinika ihany no vaha olana
Miangavy anareo rehetra aho ,ry Ratsirahonana, ry Lylison,ry Ramaroson, ry Rakotonandrasana, ry Organès ,ry Richard Ravalomanana mba hanajanona haingana dia haingana ny cinéma ataonareo ireto tsy hasakana ahy na oviana na oviana io , tsy ampy anareo ve izao fijaliana mahazo antsika izao e
(l) (l)

répondu par fijo le 23/04/2010 19:11
2. ngahypasy
(
22/04/2010 11:19)
Izaho koa ry TGV tsy dia dakôro loatra ny ankanesanao any , fa ireo olona voatanisanao ireo kosa dia efa nomeko tso-drano hanao coup d'éclat
3. tsipolitra
(
22/04/2010 13:16)
:-D ka very asa kosa raha ajanona io sinema io sady lasa tsy malaza intsony
4. tsipolitra
(
22/04/2010 13:17)
:-D ka very asa kosa raha ajanona io sinema io sady lasa tsy malaza intsony
5. onaonafaty
(
22/04/2010 13:41)
Miangavy anareo rehetra aho ,ry Ratsirahonana:twisted:
Tsy izaho no ao ambadika ao Ato Prezidà fa i Alain Ramaroson no tena mikotrika an'io, anontanio anie izy e, fotopotory tsara ao,
6. maryline
(
22/04/2010 18:27)
http://www.dailymotion.com/video/x27lqe_ny-nanahary-tosi-dra?start=93
8. Basilou
(
22/04/2010 20:51)
Ka io sonia io hono no ataony dia hody izy fa efa manana plan magique hono lery any hivoahan'ny Madagasikara ny krizy fa tsy nampiasaina fotsiny hatramin'izay :-D :-D
9. pikatti
(
22/04/2010 21:53)
Ka io sonia io hono no ataony dia hody izy
Hanakarapoka varavarana indray ve klé :-D :-D :-D
Dia miverina mifona rehefa afaka telo volana fa tsy tafa :lol:
10. diloo
(
23/04/2010 00:21)
fa tsy nampiasaina fotsiny hatramin'izay
Sssshiii! Plan-poza izany tsy mankaiza no koa sady plan-dainga.Bandy bainga tany maina fingotaina ve nama inona mba vitany e.
Vire TGV! Hon!Hon Hon!
11. pikatti
(
23/04/2010 09:40)
Seront présents à Prétoria : Jacob Zuma, évidemment, Joachim Chissano, chef de la médiation du GIC mais aussi un représentant de haut niveau de l’administration américaine avec probablement Niels Marquart, ambassadeur des États-Unis à Madagascar. Coté français on attend des précisions mais Jean-Marc Châtaignier sera très probablement présent car très actif dans ces négociations.
9h13 Andry Rajoelina a révélé qu'il ne s'attendait pas à recevoir une invitation de Joaquim Chissano étant donné que le Groupe international de contact (GIC) qui s'est chargé de cette rencontre est composé de la France et de l'Afrique du Sud
Nihevitra lery fa vita matavy i Sem Chissano,saika tapaka lalan-drà tao marina :lol:

12. pimaso
(
23/04/2010 12:12)
lany fika ihany ve ny tgv ny farany e!
coup d'etat e!
baomba e!
sazy e!
MATAHOATRA NY HILEVINA AMORONDALANA NGAH
HITSAKITSAHIN NY FOZA ORANA
ALLEZ NY ANAREO FA NY RETOUR RA8 E!
FIN DE L EPISODE
coup d'etat e!
baomba e!
sazy e!
MATAHOATRA NY HILEVINA AMORONDALANA NGAH
HITSAKITSAHIN NY FOZA ORANA
ALLEZ NY ANAREO FA NY RETOUR RA8 E!
FIN DE L EPISODE
13. diloo
(
23/04/2010 15:12)
Nihevitra lery fa vita matavy i Sem Chissano,saika tapaka lalan-drà tao marina
Kiii, dia anao film ndray izany hialana pas.Mipararaitra vao mahare an'i Chissano.
Aiza re izany e.
Soloy letsy izy babozy f'elah efa formaté eto an.Kozy e! :wink: