Rajoelina tsy mahazo manao 14 juillet

1. Bazilou ( 15/04/2010 23:51)
Niger sy Madagascar tsy nantsoina hanao 14 juillet any Frantsa
Vive R8
répondu par diloo le 17/04/2010 22:50
2. bekiraro ( 16/04/2010 00:07)
Tsisy maharesy ny Frantsay e :-D :-D :-D tsy avelany izany Rajoelina e:-D :-D :-D lasa ady be raha miara miasa ny ankolahy isan-karazany e :-D tsy hanaiky ny hifampirahara @ Ravalomanana e :-D :-D :-D tsy ho any ivelany intsony fa mandany vola e :-D :-D :-D enim-bolana dia mandroso isika @ Rajoelina e :-D :-D :-D tsy ho any Afrika intsony fa vitan-tsika gasy io e :-D :-D :-D
Aza misioka raha tsy mbola tafavoaka ny ala nama a
3. Bazilou ( 16/04/2010 00:21)

vive R8
4. bekiraro ( 16/04/2010 00:32)
"La rencontre entre Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina est selon lui inconcevable, car cela fera image de mise à l’écart des deux autres mouvances."
Io no voalazan'i Atoa Manandafy Rakotonirina
Fika fampizarazana ataon'ny Frantsay io tsy lasa ry akama a, sokafo ny maso fa raha mbola frantsay no hantenainao dia mifafa ny kihon'ialahy
Tsy hoe Ravalomanana aho na Rajoelina na ny hafa koa fa zavatra efa mazava io paikan-dry zalahy io
5. pikatti ( 16/04/2010 12:29)
Voabetroka tao angamba ingahy rainy ,voateny fa raha tsy manao an'io dingana mankany Sud Af io de ho sarotra be @ Frantsay le manamboamboatra sy mandresy lahatra ny firenena hafa hanaiky an'ity fitondrana sandoka ity!
Ka eo no mila mailo fa tetika sy fikan'antitra daholo zao fihetsiketsehana izao ,efa hita fa tsy handé sy tsy nandé izay herintaona lasa izay koa hoe raha tsy hanao le8 de tohizanay :lol: tohizo any an-kady ny fianakam's HAT
6. milamm ( 16/04/2010 18:14)
pikatti ,zay mintsiny io ka tsapany ilay mpangala-toerana(lavanify) fa misalotra lamba imasony tompony izy dia tsy maintsy mifampiraharaha ihany @ Atoa Ravalomanana,ary @ maha-irakiraka azy fotsiny de tsy maintsy lasa manantona ilay naongany any afrika atsimo (tsy manana hazon-damosina izy zany no dikany) ;- :wink:
7. fijo ( 16/04/2010 21:54)
nampiseho ny tsy fahalalany ny gasy indray ny frantsay ,ka nikasa ny hanilika ny hafa.
na izany hiteraka ady an trano ,na tsy fahalalana ny tantara malagasy
8. diloo ( 17/04/2010 03:02)
fa raha tsy manao an'io dingana mankany Sud Af io de ho sarotra be @ Frantsay le manamboamboatra sy mandresy lahatra ny firenena hafa hanaiky an'ity fitondrana sandoka ity!
Ka eo no mila mailo fa tetika sy fikan'antitra daholo zao fihetsiketsehana izao


Io fikafikam-bitro sy vozongo io no tsara arahana.Araka ny efa voambarako atsy ambany, dia manahy ahao fa acte de présence fotsiny io ataon'io fosalahy io.Dia mihezaka mamadika ny fika ho Ra8 no manao blocage rehefa tsy manaiky io feuille de route foska io.
Avy eo anefa, dia hataony izay hanaovan'ny miraramila manao hetsika genre guerre ethnique.
Sachant qu'une partie de l'armée, à savoir les officiers qui l'ont porté au pouvoir n'a plus sa confiance: Lelyson,Rakotonandrasana,Ndrianarijaona et plus,des mercenaires français sont présents pour assurer sa sécurité et ses conseils.
Voilà pourquoi,Andry ne craint plus l'armée de fait.

D'autre part, si malgré cela, il n'obtient toujours pas la reconnaissance de la CI,il aura l'appui de l'arabie saoudite qui financera le fonctionnement de l'état de fait et ainsi que l'approvisionnement des ppn(non taxés).
Dans ce cas de figure, une grande partie de la population et ainsi que l'armée qui l'a soutenue peuvent déclencher la guerre ethnique voulue par la france qui viendra en sauveur et asseoir définitivement son influence sur Madagascar.
:?: :idea: :wink:
9. diloo ( 17/04/2010 03:05)
O leity Rabazi, ary toa nivadika Ra8 nareo izany kti.Fa ahoana? Goaka angaha ny kapilam-pingotra? :-D
10. Mirananirina ( 17/04/2010 06:40)
Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha
11. AndriambyII ( 17/04/2010 07:12)
diloo:

fa raha tsy manao an'io dingana mankany Sud Af io de ho sarotra be @ Frantsay le manamboamboatra sy mandresy lahatra ny firenena hafa hanaiky an'ity fitondrana sandoka ity!
Ka eo no mila mailo fa tetika sy fikan'antitra daholo zao fihetsiketsehana izao


Io fikafikam-bitro sy vozongo io no tsara arahana.Araka ny efa voambarako atsy ambany, dia manahy ahao fa acte de présence fotsiny io ataon'io fosalahy io.Dia mihezaka mamadika ny fika ho Ra8 no manao blocage rehefa tsy manaiky io feuille de route foska io.
Avy eo anefa, dia hataony izay hanaovan'ny miraramila manao hetsika genre guerre ethnique.
Sachant qu'une partie de l'armée, à savoir les officiers qui l'ont porté au pouvoir n'a plus sa confiance: Lelyson,Rakotonandrasana,Ndrianarijaona et plus,des mercenaires français sont présents pour assurer sa sécurité et ses conseils.
Voilà pourquoi,Andry ne craint plus l'armée de fait.

D'autre part, si malgré cela, il n'obtient toujours pas la reconnaissance de la CI,il aura l'appui de l'arabie saoudite qui financera le fonctionnement de l'état de fait et ainsi que l'approvisionnement des ppn(non taxés).
Dans ce cas de figure, une grande partie de la population et ainsi que l'armée qui l'a soutenue peuvent déclencher la guerre ethnique voulue par la france qui viendra en sauveur et asseoir définitivement son influence sur Madagascar.
:?: :idea: :wink:


Mbola hivadibadika ny tantara ,tsara raha tsy manome hypothese anticipée @ io hoe tsy atahorana ny tafika io dillo , asan' ny miaramila ny manàla ny ahi-dratsy ao anatin' ny fiaraha-monina hono ;izay tsy hiraisako hevitra @ principe republicain hatr@ izay nisiany. Raha tsy vitan' ny HAT ny manao triage ny groupes antagoniste sy ny pacifiste misy @ ireo partie politika malagasy ,dia eo vao azo ekena ny ingérences externes tsy maintsy trongisina @ fomba rehetra , na européenne io, na afrikana io , na aziatika io , na amerikana io ,tsy misy ankanavaka .
Ny @ ny hoe" la guerre ethnique voulue par la france qui viendra en sauveur et asseoir définitivement son influence sur Madagascar."tsy dia mino an' io tanteraka koa aho.I Arabie saoudite aza atahoranan kokoa noho i france @ izao zava-miseho izao !!



12. milamm ( 17/04/2010 10:39)
ilay adim-poko aloha tsy azo hinoana na misy ireo milisy mpioko hokaramainy saribakoliny frantsa indray andrangitra azy io(inon fotsn mo oh.no namoahana an'i coutity sy ny namany t@ androny fat,taranja manavanana azy ny fampihorohoroana sy herisetra),na dia misy koa aza ireo rasily pasifista de mbola ao anatiny silent majority,ny UE sy ny security council UN ihany no fanalahidy eo fa dia samy miandry ny valiny 24 apr aloha na lasan-ko resaka toy ny taloha maputo,addis-abeba
13. diloo ( 17/04/2010 22:50)
ilay adim-poko aloha tsy azo hinoana

guerre ethnique
Soyons attentif:
Avis partagé par un originaire de Mandritsara qui est aussi contre cette rencontre entre le président de la HAT et l'ancien président, allant méme jusqu'à dire que c'est comme une exclusion des côtiers.
Mouvance Zafy et « Toliara Mijoro »:
la politique actuelle de Andry Rajoelina n'est pas claire. Or le peuple se plaint et en a marre de la misère et du cinéma de Andry Rajoelina.
Nous n'acceptons pas la décision unilatérale prise par le président de la HAT qui voudrait rencontrer Marc Ravalomanana en Afrique du Sud.
Nous revendiquons le départ de Andry Rajoelina qui incite à la guerre tribale.
Hoatrany toa mahazo vahana ihany ny paikadin'ny fransafrika.
:!: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447