ity aho eto
1. bazylou
(
15/04/2010 16:40)
Fa raha mifakahita izy mitsama ka raha sanatria ka hisy ny fifanarahana araka ny lazain ny express.fr fa anao cabinet iarahana ny roa tonta,itondrana ny
transition, dia tsy maintsy hisy ny règlement de compte sy ny faty
hitsingevana atsy ho atsy.
Vita io dia hisy am zay ny valifaty etsy sy eroa ary homafy kokoa noho ny
teo no hanjo ny gasy.
JEREO tsara anie........
Vive tgv
répondu par fozabe le 17/04/2010 21:22
2. AndriambyII
(
15/04/2010 21:53)
Des fois , la violence résout beaucoup de choses qu' on ne peut pas imaginer !Tsy nanaonao foana ny olona nanamboatra an' i tsiafahy fa misy zavatra tiany izy ireo hatao ao mada ao !Par principe je suis contre les massacres , raha mbola izany foana ny principe hitondrana an' i Mada dia mety hanaiky an' i Bazyloeitra ihany aho hoe efa tena voavidy tanteraka i Madagasikara ! indrisy , tain' alika tsy vanona mihintsy ireto frantay ireto !! :?:
3. pink
(
15/04/2010 22:09)
bazylou:
Fa raha mifakahita izy mitsama ka raha sanatria ka hisy ny fifanarahana araka ny lazain ny express.fr fa anao cabinet iarahana ny roa tonta,itondrana ny
transition, dia tsy maintsy hisy ny règlement de compte sy ny faty
hitsingevana atsy ho atsy.
Vita io dia hisy am zay ny valifaty etsy sy eroa ary homafy kokoa noho ny
teo no hanjo ny gasy.
JEREO tsara anie........
Vive tgv
Betsaka anie ny firenena manaraka io tantara io.Tsy didiny be basy sy ny be feo izao fa didiny ny fampiarana ny ara-dalana sy mendrika ho hitany izao tontolo izao. Moindre faux pas dia izay no vita..efa mijaly mantsy ny malagasy...
5. pikatti
(
16/04/2010 12:34)
dia tsy maintsy hisy ny règlement de compte sy ny faty
hitsingevana atsy ho atsy.
Iza no manao an'io izao ??? ié amporisiho hifamely ao :lol:
Ahoana indray bainn zany toa koditra klé
6. milamm
(
16/04/2010 18:08)
bazy fa nahoana tsara i lavanify no mila ranony iresaka @ Atoa Ravalomanana ny 24 apr io fa nga mo lery tsy efa tafa @ zao fotoana sa ahoana e,noheverinla manko ho mafy be tsy mila mifampiraharaha izy iny :-D :-D :-D
