monja kely

1. salegy ( 14/04/2010 13:35)
miarahaba ny namana rehetra aloha a, sao gaga nareo hoe toa miditra aty @politika i salegy? voalohany nanoratako tato ity satria tena manitikitika ny saiko ary tiako ho azavain'izay mahalala
fa nga azo atao ny manao accord @fanjakana hafa na tsy olona mpitantana
fanjakana ary ilay olona, gaga @monja mantsy aho toa lery no manao sonia ny fifanarahana,sa mbola PM ve lery e?
dia misaotra betsaka e,salegy no haiko fa tsy POLITIKA
ka aza himehezana ra tsy mahadiso
v'loma o
répondu par fijo le 16/04/2010 22:01
2. Rajakoo ( 14/04/2010 15:53)
Resaka an-taratasy fotsiny iny ry lery a,ny aty Madagasikara tsy misy alehany raha tsy miaraka @ tafika na inona na inona izay ataonao
3. fijo ( 14/04/2010 19:15)
ny valiny dia tsotra ry salegy.tsy misy fanjakana ao madagasikara izao,ka samy manoa izay tiany aloha.fa tsy misy vidiny akory izany.
toa le "saodianina"nihinana volan'i rajoelina fotsiny io ka
4. pikatti ( 15/04/2010 11:29)
Rehefa tsy hanao raha ty Edgar Razafindravahy (CUA) izay nampanao loko ho an'izay fonkotany madio indrindra , notolorana 200.000AR (20 €) izay fonkotany voatsapaka hanao ilay fifaninana, :-D :-D fan'alikana tsotra izao fotsiny tsy aleo ve ny an'i Roindefo no hifanarahana , tsy hoe akory avy @ olona tsy ankolahy iray aminao dia lavina fa izay hahatsara ihany no tadiavina
5. fijo ( 15/04/2010 21:23)
ka na izany aza kitoatoa be ity nataon'i monja ity
6. pikatti ( 16/04/2010 13:06)
ka iny indray aloha mazava e, polifika anie iny bainn a, samy mitoraka bolao ny mpiaramitolona FAT na ny svily HAT io na ny rasily HAT
F 'ity Razafindravahy ity koa getroka tsy halehany ,tsy izay mpibizana dia mahay politika tena zéro manatody mbola piran'i Rajoelina ben'ny tanàna, mialà teo ialahy rehefa tsy hanao n'inon'inona e :roll:
7. salegy ( 16/04/2010 19:46)
salama o!ka zay anie no mahagaga e, za ko mba andeha hiteny hoe
hanao sonia miaraka @solo dollar sy mandafatra(samy avy aty @nay reo)fa hanaboatra ny lalana maroantsetra tamatavy aho ,ko reo olona roa reo koa anie mba mpanambola e, fa gasy ngamba dia tsy mety lol
8. fijo ( 16/04/2010 22:01)
de io koa ramarosaonina fa mba nilaza fa hiny karana hoavy koa hampiasa vola.heverindry zalahy fa adala ny olona ka hampiasa vola amina tany tsy milamina????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082