mbola pma foana anie i mdg

1. bazylou ( 10/04/2010 15:31)
Tsy mety afaka ao raha tsy manaraka ny tenin ny vazaha.
Mbola ho lasa any ambanin ny pma ary raha mbola mzity anao gasy aho e gasy.
répondu par pink le 11/04/2010 18:23
2. rijadolly ( 11/04/2010 04:05)
Fa i bazylou ty ve alo carrosserie bonn' ogany Gasy tia Frantsay sa carrosserie frantsay te ho Gasy? Mba hitedavana fika hoe inona ny hanodinana ny lohan' se ty amin' ity complexé eo amin' fanamboniana ny Frantsay sy fanambaniana ny Gasy hoe tsy ho afaka amin' frantsay nefa mbola tsy niady akory taty aoriana ty.
3. bazylou ( 11/04/2010 05:21)
Tsy hotafala am frantsay na oviana na oviana wa i mdg , impossible io.
Tsy excuse le 47 sy le hoe fitiava tanindrazana sy wawa bio nefa tsy ampy ampiesonin ny
vazaha fotsiny.
Io ny porofo e, io tgv atsasany vazaha aza tsy resinareo maika fa vazaha zato isanjato

Beeeuurrrkkk
4. rijadolly ( 11/04/2010 07:04)
Iza avy? ary bazylou ve tafiditra ao amin' ilay heo NAREO sa tsy? Toa ohatra ny misabaka be mantsy se ny finjeriko azy, tsy te ho Gasy nefa tsy mahafoy ny maha Frantsay na dia hitan' se fa ratsy aza. Sa misy tombotsoan 'se manokana raha ny Frantsay no mahazo ny laka indray, sao mantsy very fihinana na dia ihinana 50 taona indray aza ireo Malagasy voageja?
Raha tsy izay dia inona ny tokony atao fa tsy ny manakivy no atao sesilany eto.
5. pink ( 11/04/2010 18:23)
bazylou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3537