mitombo iray indray ny antoko politika dia ny FTF

1. Picassi ( 10/04/2010 00:18)
Pety Rakotoniaina, Voninahitsy Jean Eugène ary Zakahely Boniface, Mpanjato Raharinosy no nanagana an'ity antoko vaovao ity FTF
Fikambanan'ny Terroriste sy Fauteur de troubles
répondu par fozabe le 10/04/2010 11:40
2. xxx3 ( 10/04/2010 10:28)
atsangana rapide ny antoko dia manao conference de presse etsy sy ero mba hidirana ao anatin'ilay gouvernement d'union national ,fika efa lany daty be
3. hery ( 10/04/2010 10:53)
Dia rehefa tsy tafiditra dia manohitra :-)

fika efa lany andro koa
4. xxx3 ( 10/04/2010 11:02)
ary ny tena lozabe dia tsy mety hiandry election mihitsy ireo karazana olona ohatran'ireo fa ny coup d'etat avy hatrany
indrisy indrisy
5. ndotofetsy ( 10/04/2010 11:21)
FTF = Fika Tena Fanambakana

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. fozabe ( 10/04/2010 11:40)
tsy ratsy kosa ka
FTF=FC FTF :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077