efa mba nahazo alalana ve i kotonandra ???

1. bekafara ( 09/04/2010 17:18)
tena mahavarina ry ireto an
mba efa nahazo alalana ve i kotonandra nanao an'iny conference de presse ireny
dia ahoana hoy ndrinarijaona andre lehiben'ny CEMGAM
naninona no tsy nalefany le frere siamois (charlo sy lelison) hisambotra sa mafy be loatra i kotonandra sy le colonel ao @ FIGN dia mahazo manao conference de presse en toute impunité.Mangataka an'ireo izay colonel sy general koa hanao conference de presse
répondu par diloo le 10/04/2010 23:49
2. Noue ( 09/04/2010 17:26)
miandry an'i Vatofototra @ vidaka zany eee
3. bekafara ( 09/04/2010 17:44)
taraiky be ialhy ry noue,efa nandeha omaly ny vidaka momba an'io saingy niandry izahay an'ireo frere siamois (charlo sy lelison)hisambotra an'i kotonandra en tenue de combat
4. Toumba ( 09/04/2010 18:37)
[URL=http://ti1ca.com/x555uris-nandra1-nandra1.jpg.html][IMG]http://mk7.ti1ca.com/x555uris.jpg[/IMG][/URL]
efa vonona izahay raha tamy eo charle sy lylison e
[URL=http://ti1ca.com/xqs591nr-Nandra3-Nandra3.jpg.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/xqs591nr.jpg[/IMG][/URL]
tsy ho lanin'i charle kosa ireo e,i manadafy lahiantitra iny ihany no mba sahiny raisiny eo @ vozon'akanjony e
[URL=http://ti1ca.com/xj197vaz-nandra-bekoa-nandra-bekoa.jpg.html][IMG]http://mk2.ti1ca.com/xj197vaz.jpg[/IMG][/URL]
ireo no tena mampifezaka an'i ry charle sy lilison
[URL=http://ti1ca.com/68ue0074-nandrakely-nandrakely.jpg.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/68ue0074.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://ti1ca.com/8escrskp-NANDRABE-NANDRABE.jpg.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/8escrskp.jpg[/IMG][/URL]
5. fijo ( 09/04/2010 18:47)
izany hoe rehefa samy manana akanjo maramara dia koditra rasarla sy lilison an,hummm
6. Toumba ( 09/04/2010 18:55)
toumba = kotonandrasana
ampitovio anie le sary e mampieritreritra, fa i toumba sy daddis camara anie ka mpinamana be nefa i daddis nivadika an'i toumba dia avy eo fantatsika ny tohiny
[URL=http://ti1ca.com/j8w2dh6y-troumba-troumba.jpg.html][IMG]http://mk7.ti1ca.com/j8w2dh6y.jpg[/IMG][/URL]
i toumba io
[URL=http://ti1ca.com/8lvvlkgb-nandra1-nandra1.jpg.html][IMG]http://mk5.ti1ca.com/8lvvlkgb.jpg[/IMG][/URL]
dia i kotonandra io rehefa voadaka avy ambohitsorohitra en tenue de combat frere TOUMBA
7. fijo ( 09/04/2010 19:06)
izay mihintsy no hiafaran'io ka;efa tazana hatraty
8. Toumba ( 09/04/2010 19:12)
ataoko mahalala ahy i madagasikara iray manontolo hoy charle izay t@ coup d'etat nataony
''je vais regler ça avec la force''
indrisy anefa fa mpitondra fivavahana lehibeny FJKM no mba resiny sy noraisiny t@ vozon'akanjony ,ary naveriny t@ i manandafy io fombany io
tsy ho ela dia madagasika iray vohitra no ahalala an'i sarle
9. fijo ( 09/04/2010 19:13)
ary rah aesorindry zalahy eo moa i kelifingotra de rasarla no apetrany eo?????maty aho le
10. Toumba ( 09/04/2010 19:19)
fanjakan'ibaroa ohatran'io tout est possible,jereo anie le conference de pressen'i kotonandra e
nolazain'i lery fa raha directoire militaire dia tsy eken'ny communaute international fa raha io fitondrana HAT io izany dia ekeny ve ? TENA NANDRA MARINA ITY KOTONANDRA ITY
11. fijo ( 09/04/2010 19:32)
hihiihih efa ela isika no nahita fa nadra lery ka,
12. xxx3 ( 09/04/2010 19:32)
tsy mety hiala noely e efa nahazo invitation tany @ president sarkozy izy au tant que ministre defense hanatrika ny 14juillet
tsy blem lesy izany noely an ,omeo an'i bazyloulozitra ny le invitation hanamboaran'i lery kaly =)) =)) =))
13. fijo ( 09/04/2010 19:37)
hampirehetana afo le invitaka ka
14. Toumba ( 09/04/2010 19:48)
misy marina ihany ny an'i kotonandra raha tsy ihala izy
raha tsy lery tsy nisy nahala an'i ravalomanana teo donc lery no namono ny voay ka izy no tokony hiravaka ny vanginy ,fa taiza ry radomelina t@ ora nidona ?
tany ambasady frantay no niafina noho ny fahatahorany fa i kotonandra kosa nitarika ny fikomiana teny @ capst,tadidintsika tsara le phrase nalaza nolazainy t@ izany dia hoe
''ny tafika tsy natao herim pamoretana ny vahoaka ka noho izany hijoro izahay''
aiza ho aiza izany ankehitsiny :roll: :roll: :roll:
15. Toumba ( 09/04/2010 20:03)
source gtt inter
09/04/2010 : Hiaka-dapa indray ve ireo BRDM ?


* En direct de Madagascar

BRDMInona no zavatra hitranga ato ho ato ? Mitodika any amin’ny Tafika ny sain’ny mpanara-baovao rehetra . Midika inona ny fametrahana fiara mifono vy eo am-bavahadin’ny Toby Ratsimandrava nanomboka androany? Iza no hanafika an’iza? Raha tsiahivina ny tantara dia itony karazana BRDM itony no nentina nanafihana ny lapan’Ambohitsorohitra ny alin’ny 16 Martsa 2009. Ampahibe sa Mahazoarivo? Ambohitsorohitra sa Iavoloha ? NY tantara no hitsara.

Wikipédia :
BRDMLe BRDM-2 dispose d'une réserve de 500 cartouches de 14,5 mm et de 2000 cartouches de 7,62 mm. Sa mitrailleuse KPVT est capable de percer un blindage de 32 mm à une distance de 500 mètres. Ses missiles sont des Konkurs et disposent de caractéristiques comparables aux TOW.
Plus de 40 pays utilisent le BRDM-2, qui a participé à des conflits en Angola, Egypte, Irak, Syrie et au Viét Nam.
16. bazylou ( 09/04/2010 20:56)

Alefaso le kombaka e, de toute facon tsy voahala teo itgv na hiala aza le frera siamois
17. Toumba ( 09/04/2010 21:44)
ny kombaka efa raikitra ry bazylou an jereo ny adim poza ireo saingy ny basy mbola tsy mipoaka fotsiny ,ny farany @ io resaka io dia eson'i radomelina daholo izay tsy mifanaraka azy dia i lery sy mialy sisa no mouvance rajoelina indray andro any miaraka amn'i bazylou :-D :-D :-D
18. diloo ( 10/04/2010 01:26)
Sali Noue,
Tonga soa indray e.Gaga ihany aho hoe taiza toi.
Ay mbola mifampitana ianao sy i Rapa (Basile Ramahefarisoa) ao amin'ny gazety iray.Kopy ny absences nareo roalahy aho ka.
:-*
19. rijadolly ( 10/04/2010 04:33)
Tsy fiombako an' Noël ty fa araho tsara kosa sy henoy tsara ny nataony tamin' le tao Antanimena, fa raha tsy tao iny dia niakatra be ny tension tao. Midika inona ireny nataony ireny.Nisy fotoana aza Naika nalain' lery le basin' iray amin' ireo miaramila, fa saingy tsy nahazo, le Charl nitazona ny vozon' ankanjon' Pst Lala Rasendrahasina koa enoy tsara ny tenin' an' Charl, Ny nitenenany ny marina koa fa tsy misy avy aty amin' ankolafin- dRavalomanana tao, jereo tsara anie e!
:oops: :oops: azafady fa tsy manana le Jereo eto aho fa mba andefaso e
20. rijadolly ( 10/04/2010 04:33)
Tsy fiombako an' Noël ty fa araho tsara kosa sy henoy tsara ny nataony tamin' le tao Antanimena, fa raha tsy tao iny dia niakatra be ny tension tao. Midika inona ireny nataony ireny.Nisy fotoana aza Naika nalain' lery le basin' iray amin' ireo miaramila, fa saingy tsy nahazo, le Charl nitazona ny vozon' ankanjon' Pst Lala Rasendrahasina koa enoy tsara ny tenin' an' Charl, Ny nitenenany ny marina koa fa tsy misy avy aty amin' ankolafin- dRavalomanana tao, jereo tsara anie e!
:oops: :oops: azafady fa tsy manana le Jereo eto aho fa mba andefaso e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055