fetran'ny foza
1. tsimatimanota
(
09/04/2010 07:46)
vaky vody tanteraka ny foza orana
valalan'aliaka
olitra iray lavaka
ndana mitsoaka any @ reny mal'ala
na mifamonoa misy maty ao @ izay
amen
valalan'aliaka
olitra iray lavaka
ndana mitsoaka any @ reny mal'ala
na mifamonoa misy maty ao @ izay
amen
répondu par ndotofetsy le 10/04/2010 11:37
2. wxxx
(
09/04/2010 08:56)
Efa vonona ny hiampiantrano foza ao @ chambre de bonne i bazylouzitra :-D :-D :-D
Manao livreurs daholo ireo foza mpangala-bolam-bahoaka ,asa anterivozona mandra-pahafatiny :-D
Manao livreurs daholo ireo foza mpangala-bolam-bahoaka ,asa anterivozona mandra-pahafatiny :-D
3. bazylou
(
09/04/2010 09:10)
dinnnn, ty reto e, misy be fialonana indray any fa tsy ampy tsony ny saosy , beuuurrrrkkkk
4. wxxx
(
09/04/2010 10:06)
Hay moa any @ maison de retraite no misy an'io bazilouzitra io :-D :-D :-D
5. diloo
(
09/04/2010 12:41)
ndana mitsoaka any @ reny mal'ala
Hijery ny trano hisitrihana hono i tege(toaka mahery)ve, @'ny 14 jolay.=))
