Mijaly ny vahoaka
1. sitlo
(
05/04/2010 16:27)
O ry pro-TGV
Angaha moa hoe tsy mijaly indray ny vahoaka no anton'ny nitolomana? Fa toa vao maika ity mijaly.
Andramo ny goavy manta raha mbola tsy hita ny t tsy omby v... ;-)
Angaha moa hoe tsy mijaly indray ny vahoaka no anton'ny nitolomana? Fa toa vao maika ity mijaly.
Andramo ny goavy manta raha mbola tsy hita ny t tsy omby v... ;-)
répondu par diloo le 07/04/2010 17:42
3. diloo
(
06/04/2010 01:29)
Mijaly ny vahoaka
Ireto no mpanolotsaina ny fomba fampijaliana ny vahoaka:ny samy hat ihany no mivaky an'izany.
Ce sont Norbert Ratsirahonana, Zazah Ramandimbiarison et Annick Rajaona qui décident de tout.
Voninahitsy Jean Eugène (VJE) qui a demandé à ce qu'on cite nommément les trois proches collaborateurs du président de la HAT de préciser que « les deux parties se sont réunies juste une fois et que par la suite, les FDC qui ne prétendaient pourtant pas donner des ordres, mais seulement des conseils, devaient étre délaissées voire méprisées ».
Pour illustrer ce mépris d'Ambohitsorohitra, VJE de rappeler au préalable pour l'atelier « Teny Ifampierana » au cours duquel « l'idée d'une Assemblée constituante a été parachutée ». Et d'expliquer qu'« on a fait appel à des associations sans la moindre envergure nationale ni méme régionale pour faire voter à tout prix l'Assemblée constituante face aux partisans du référendum constitutionnel ». Pour l'ancien député de Maintirano, « ce n'est pas la mouvance Rajoelina qui est responsable de ce vote. mais la troïka composée de Norbert Ratsirahonana, Zazah Ramandimbiarison et Annick Rajaona ».
Ce n'est pas parce que Norbert Ratsirahonana a rédigé les ordonnances de transfert des pleins pouvoirs qu'on lui doit la transition.
Et de citer entre autres, le fait de monter des dossiers contre tous ceux qui dérangent. Il en veut pour exemple, le cas de Isaac Mamonjisoa. A son corps défendant de partager le gouvernement militaro-civil proposé par le jeune président du FTSV, VJE estime que « la liberté d'expression pour laquelle on avait lutté, devrait étre garantie à chaque citoyen ». Y compris aux trois mouvances. « Sous réserve que ces dernières ne versent pas dans la provocation ni dans la violence », spécifie-t-il.
Midi Mada.
Kobo ireo mpanolotsaina ny fomba fampijaliana ny vahoaka.Ny samy Hat aza
sahy mivaky.
Tsy ho ela io dia hirodana fa manomboka tonga saina ny miaramila izay menatra ny fanitsakitsahan'i sarl'heel-son ny éthique sy ny honneur ny frère d'arme:
De sources proches des Forces armées, le spectre d’un directoire militaire plane actuellement dans les casernes. En effet, au cours des réunions des Officiers et Sous-officiers au sein de l’Armée et de la Gendarmerie nationale qui se sont succédé ces derniers temps, la mise en place d’un directoire militaire aurait été évoquée.
Selon toujours nos sources, ce directoire militaire prendra en charge l’organisation de l’élection présidentielle, à la place de la HAT.
Midi Mada 06-04-10
:wink:
4. pikatti
(
06/04/2010 11:20)
Norbert Ratsirahonana, Zazah Ramandimbiarison et Annick RajaonaIreo no tena mpamosavy , ary tsy tokony avela mitsoatsoaka raha vao milamina eo ny tanàna, tsy maintsy mandoa @ Vahoaka
5. ndotofetsy
(
06/04/2010 21:04)
pikatti:
Norbert Ratsirahonana, Zazah Ramandimbiarison et Annick RajaonaIreo no tena mpamosavy , ary tsy tokony avela mitsoatsoaka raha vao milamina eo ny tanàna, tsy maintsy mandoa @ Vahoaka
mpams mandende be @ atoandro reo fa @ alina izy mijery dadarabe an
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. diloo
(
07/04/2010 16:05)
Mijaly ny vahoaka
Avy aiza ny vola entin'ny hat manodina milina?
07-04-2010| Écrit par Naddyah.R (TTM)
« D’où vient tout cet argent qui met en marche la machine administrative ? pourquoi certains membres de la hat peuvent se permettre d’acheter une voiture de plus de un milliard de francs alors que leur compte bancaire était débiteur avant leur prise de pouvoir. Fournissez-nous des réponses crédibles et médiatisées sur ces questions », insiste l’Organisation de la Société Civile regroupant 7 entités, lors d’une rencontre avec la presse.
« Concernant le train de vie des dirigeants de fait comprenant le Président de la HAT, les membres de la HAT, les membres du gouvernement, les différents responsables, une information publique doit étre faite sur leurs différents salaires et avantages. Complétant cette information publique médiatisée à laquelle devraient s’assujettir tous ces responsables publics et leurs familles respectives, la déclaration de patrimoine devrait étre aussi établie, en vertu de la loi 2004-030, articles premier, 2 et 183.2, au début de leur mandat » remarque cette organisation dans un communiqué.
:!: :?: :wink:
8. terrywui
(
07/04/2010 17:08)
Avy aiza ny vola entin'ny hat manodina milina?tsara fipetraka ny qst nao ry Diloo !!! misaotra anao !!! ny volan'ny INJET sy ny VIVA ary ny Panneaux PUBL rehetra zao no atontona hanodidinana ny firenena sy ny mach admin amin'izao fa ny vola rehjetra efa nopaohan'i dada nitsoaka ireny daholo ,ka aiza ary no ahita vola ny Fanjakana ??? ....otrizay koa no nataon'i dada tamin'ny 2002 ireny rehefa nanongampanjkana ny tenanany tamin'ireny !! ny volan'ny TIKO MAGRO no nividianana basy bobaka be sy karaman'ny reservistes amin'arivony ary nanodinany ny mach admin alou de ireny nalainy tao anatin'ny 7taona hoy ny mpahay tantara ny nalain'i Ratsiraka 30taona !!!!!
GAIGY ZANY !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
9. diloo
(
07/04/2010 17:42)
Sali ndray rawix
Mapme koa nareo izany.
Mande ve ny piba fa ny mpividy savony nofy tsy nofinofy ntsony fa décroissance ny CA an'ilay rangahy mpampahory olona iny:tsy misy mividy firy ny savony nofy, na lany vola piba-njet aza.De mahazo vola be araka izany ve ny wiwinjet kle.=)).
De lazao ndray fa Ra8 nanakarama ny fis nandroba ny BF naka ny ndrala tao, izay hividianann'ny fianakavianareo trano champignons sy fanaovana zesta be @'ny fiara rutilantes hitam-bahoaka mandehadeha eran'ny tanana, ankehintriny.
Ny fanontaniana dia ity fa aza avadika ny resaka:
pourquoi certains membres de la hat peuvent se permettre d’acheter une voiture de plus de un milliard de francs alors que leur compte bancaire était débiteur avant leur prise de pouvoir? (OSC_TTM 07-04-10)
:wink:
ny volan'ny INJET sy ny VIVA ary ny Panneaux PUBL rehetra zao no atontona hanodidinana ny firenena sy ny mach admin amin'izao fa ny vola rehjetra efa nopaohan'i dada nitsoaka ireny daholo
Mapme koa nareo izany.
Mande ve ny piba fa ny mpividy savony nofy tsy nofinofy ntsony fa décroissance ny CA an'ilay rangahy mpampahory olona iny:tsy misy mividy firy ny savony nofy, na lany vola piba-njet aza.De mahazo vola be araka izany ve ny wiwinjet kle.=)).
De lazao ndray fa Ra8 nanakarama ny fis nandroba ny BF naka ny ndrala tao, izay hividianann'ny fianakavianareo trano champignons sy fanaovana zesta be @'ny fiara rutilantes hitam-bahoaka mandehadeha eran'ny tanana, ankehintriny.
Ny fanontaniana dia ity fa aza avadika ny resaka:
pourquoi certains membres de la hat peuvent se permettre d’acheter une voiture de plus de un milliard de francs alors que leur compte bancaire était débiteur avant leur prise de pouvoir? (OSC_TTM 07-04-10)
:wink: