Aiza ireto mpisera ireto???
1. rijadolly
(
05/04/2010 06:36)
Aiza ireto mpisera ireto?fa izaho mino fa ry zareo ireto no afaka manamafy izay efa natomboka ny fiverenana indray ny firaisakinam- Pirenena. Omeo hevitra fa ianareo efa nanan- kevitra ny hapiray. http://www.ask.com/bar?q=serasera.org&page=1&qsrc=0&dm=all&ab=2&u=http%3A%2F%2Fforum.serasera.org%2F%3Frub%3Ddinika%2Fmessage%26msgid%3Dm494583649eb76&sg=SwqW%2BdVZaDSw%2BECLDNLtgq%2BfnDgPkZHCrI9ui0b0Hkc%3D&tsp=1270449404684
répondu par rijadolly le 07/04/2010 18:52
2. rijadolly
(
05/04/2010 13:42)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m494583649eb76 Annie2006; natiora, ravatorano, salopard, kidoropamba, kalazagasy, nanas...
Ny adihevitsika no anisany nahatonga izao Krizy lavareny izao, andao hitady vahaolana dia ny firaisana hanoy ny fandrosoana.Ny fifamelan- keloka isian' filaminana sy fahadiovam- po samy Malagasy, izay mitarika Firaisankina mafy orina tsy ho ravan' izay mbola mitady hanjakazaka ny tanintsika.

4. pikatti
(
06/04/2010 11:22)
Nompan'i wiwi daholo ry zalahy ireo de tsy nety nifandahatra @ adala intsony e :lol:
5. vitalkamaoly
(
06/04/2010 12:57)
tena mbola manja be ny adihevitra tamin'izany kah.Amin'izao: fozaorana eee,potsisitaa eee, lavanifyeee, sarla martin eee, sns... :�) :�)
6. vitalkamaoly
(
06/04/2010 13:07)
mbola manja be ny adihevitra tamin'ny zany.Zao efa lavanify ee, potsisita eee, fozaorana eee,sns ... :�) :�)
8. terrywui
(
07/04/2010 17:03)
Nompan'i wiwi daholo ry zalahy ireo de tsy nety nifandahatra @ adala intsony emitady ompa ve elah e???....... :lol:
*---rijadolly ====== tsy mila mitady olonkafa tsony elah ry lety fa za eto vatolampy ampy tsara handihizanlah a........!!!
9. rijadolly
(
07/04/2010 18:52)
Tsy fombako ry se ny mandihy eo ambonin' olona a, Ary raha miantso ireo olona tsy eo ireo intsony aho dia noho ny fahatsapako fa manana adidy ny hamerina ny soatohavina maha Malagasy tahaka an' se sy izaho izireo fa tsy mitsoaka an- daharana rehefa vita ny hevitra entina ahatonga ny korotana sy krizy lavareny eto amintsika.
Ampitiavana ihany koa no hiantsoko an' se fa tsy mivatravatra raha sendra ny vihatsiana tahaka izao, dia ny hevitra hitovizana ny mba hampiray ny Malagasy tsy anjakan' zarazarao anjakana.
Averiko indray, Am-pitiavana, noho izany raha ompa ny valin- kafatra ho entin' se dia efa nivonona an' izany hatry ny ela ny tenako idrindra raha Gasy mitovy ahy mba Hanjakan' Ilay FANDEFERANA MARINA. :-*