lasa arema ny tim

1. ndotofetsy ( 02/04/2010 21:09)
lasa monima ny arema lasa tim ny arema ny olona eto vizana fa be wawa sisa
=)) =)) =))
lasa exilll daholo
répondu par ndotofetsy le 06/04/2010 20:48
2. bekafara ( 03/04/2010 07:56)
ary ndotofetsy ve lasa misaina ? ,non ialahy mijanona ho donto ihany ka :-D :-D :-D
3. rijadolly ( 03/04/2010 09:55)
Lasa miray lalana kosa fa tsy hoe miova ho arema na miova monima, na lasa TGV..

Miray lalana satria samy mahatsapa fa " NY FIRAISANKINA NO HERY "; "IZAY MISARAKA FASIKA "; " ALEO VERY TSIKALAKALAM - BOLA TOY IZAY VERY TSIKALAKALAM- PIHAVANANA " ; Mitovy ny fijery dia ny hampiharina ny TANINDRAZANA, ary dia samy namafa ny ambom- pony avy( Fifandeferana ), Tsy mila ny tombotsoan' atoko tokana ny Firenena fa mila ny Fiharahanan ' TOKO efatra.
ny olona eto vizana fa be wawa sisa, lasa exilll daholo
Ekena fa vizaky ny fiainana fa kosa tsy vizaky ny tolona hampiray an 'ireo miziriziry mba hanana Fandeferana.
4. ndotofetsy ( 03/04/2010 17:18)
bekafara:

ary ndotofetsy ve lasa misaina ? ,non ialahy mijanona ho donto ihany ka :-D :-D :-D


izay mahita ahy donto dia tsy fetsy zany hoeela ra gadradraka donto mintsy



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. dadabe ( 04/04/2010 03:08)
:-D :-D :-D
6. njatanata ( 05/04/2010 12:50)
ny tena marina tonga eo @ placen'ny Arema t@ deba lasa izao ny Tim ka tena mahita ny ngidiny, ary tena marina anie de Arema ihany no lasa Tim de zao indray mitady hanao Arema ndray, pierrot aza efa naipy bolina fa efa kobony fa tsy ny intsony ny lalana!
7. rijadolly ( 05/04/2010 13:53)
Ampy izay ny fanandratan- tena hoe ny atokonay ny nanao tsara, efa samy hitatsika teto daholo ny ratsy fanaon' Fitondrana nifandimby, na izao fitondrana FAT izao aza.
Isika aty ambany no manomboka miombon- kevitra dia manaraka tsy fidiny ireo izay miziriziry miseho ho tsara, ary dia isika no tompony Fifidianana na ny teo aloha na izao fitondrana izao, na ireo olom- baovao tsy sahy miteny ny fahavoazan' ny Fireneny izao.
8. pikatti ( 06/04/2010 11:48)
Avy any @ RNS leisy ny bandy a,izay aloha iray fa ny faharoa , leon'ny dinika tgv wiwi ,dinika akoho maniry nify ny mpisera, izao fotsiny ry zalahy a, aza mivakal fa ny dinika mitohy hatrany ary raharam-pirenena no tsinjovina
Ry zalahy ato mantsy tsy mahita fika hanohanany intsony le foza nilevina ao Ambohitsirohitra ao de manao izay gafina ny mpisera fotsiny sisa
9. ndotofetsy ( 06/04/2010 20:48)
pikatti:

Avy any @ RNS leisy ny bandy a,izay aloha iray fa ny faharoa , leon'ny dinika tgv wiwi ,dinika akoho maniry nify ny mpisera, izao fotsiny ry zalahy a, aza mivakal fa ny dinika mitohy hatrany ary raharam-pirenena no tsinjovina
Ry zalahy ato mantsy tsy mahita fika hanohanany intsony le foza nilevina ao Ambohitsirohitra ao de manao izay gafina ny mpisera fotsiny sisa

RNS kely io ko no mba todin i lety de mi wiwiwiwi eo


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389