avereno eo anie ry le8 sy ry deba e,

1. bazylou ( 31/03/2010 13:02)
fa tena izay vao raikitra ny ady saritaka eto fa tsy hisy hifapitsitsy izany intsony , satria ny alika no miverina aminy lohany , dia hendasin'ny tgv daholo sy ny mpomba azy, roahy le alika e, wawawaawawawaw :-D :-D :-D :-D :-D beuurrrk
répondu par vitalkamaoly le 01/04/2010 12:52
2. Rajakoo ( 31/03/2010 14:59)
Tsy mahagaga anay raha hotran'ny lohan'alika ny hevitr'ingahy satria manao lohan'alika toy ny fanaon'ny Tgv sankalité
3. hery ( 31/03/2010 15:30)
Fa inona foana ary no atahoran'i bazylou an'i ravalo sy deba. Tsy misy miteny hoe avereno ravalo na deba... raha te hiverina izy dia miatrika fifidianana tahaka ny rehetra.

Fa hoe ity tetezamita ity no tsy mamely. tokony tetezamita iaraha-mitantana fa raha tsy izany dia tsy hilamina ny fifidianana ary tsy ho eken'ny Vondrona Iraisampirenena ka tsy ho tonga nys aosy sns.

Ravalo anie efa niteny hoe tsy handray anjara amin'ny tetezamita fa any amin'ny fifidianana mifampitady e. Donc tsisy famerenana an-dRavalo na Deba eo.-


Raha ohatra indray moa ka lanin'ny vahoaka (indray) izy dia ho hita eo ny tohiny.
4. pink ( 31/03/2010 17:00)
bazylou:

fa tena izay vao raikitra ny ady saritaka eto fa tsy hisy hifapitsitsy izany intsony , satria ny alika no miverina aminy lohany , dia hendasin'ny tgv daholo sy ny mpomba azy, roahy le alika e, wawawaawawawaw :-D :-D :-D :-D :-D beuurrrk



vizana eo ianao ry bazylou fa Communauté internationale mijery ny fahoriany ny malagasy amin'izao fombany TGV nao izao .Mihevitra ve i bazylou fa hanome chance anareo ny CI fa hijery ny malagsy lalaovina toy izao...rehefa tsy notehafany hatraminy izay dia mailo ihany ...
I Ra8 anie efa fantany CI ny misy azy fa ny anareo izao no tena grave foana izay henoniny...sao hadino fa mbola mijery ny fampiharana ny zon'olombelona ny CI.

5. bazylou ( 31/03/2010 18:16)
Dia ianareo tim and co lany bala milaza azy ho be kalite
ireo ve dia faly ny amerina ireny fatin olona mandevy tay
Atsalaka ireny hatao prezda????
Ireny ve???? Dia manatena poakaty be fotsiny fa hoe le8 toa izao e
Maketsy makeroa e, nefa ny nataony aza tsy hainareo akory.
Zay le gasy beeeeeuuurrrrkkkk, mitomany mafy ny ho andevo lahy sy vain
Ilay le8 daholo izany a. Na ny rasila aza niaiky fa novidiny, dia hanaiky hovidiny koa
Izany ny nosy mdg sy gasy 20000000, beuuuurrrrrrk andana mitsoraka wa

Vvivve. TGV. Jereo tsara ny anodinan ny frantsay azyn jereo fa tsy tafala teo
Io e.
Beeeeuurrrkkk
6. ndotofetsy ( 31/03/2010 19:47)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. rijadolly ( 31/03/2010 20:40)
Vvivve. TGV. Jereo tsara ny anodinan ny frantsay azyn jereo fa tsy tafala teo
Io e.
Mba hazavao hoe bazyou azavady ny tian' se tenenina eo @ io teny naveriko io?
8. badoboys ( 01/04/2010 00:20)
Bandy lohapoza iny ve lesy ry rija no anontanian'elahy , na ny zavatra soratany aza tsisy fantany ,beurkkk hotranny dadany ihany

Fa inona foana ary no atahoran'i bazylou an'i ravalo sy deba. Tsy misy miteny hoe avereno ravalo na deba... raha te hiverina izy dia miatrika fifidianana tahaka ny rehetra

Tsy ho tratran'ny lohan'y foza na oviana na oviana ny dikan'izany na izy minia dondrona na tena foza ka tay ny misolo ny ati-dohany
9. milamm ( 01/04/2010 09:07)
o ry bazy faty olona taiza e,fa i bazy ra tsy teny an-toerana t@ reny alina tao ambohitsirohitra (sy ny banky foibe nangalariny) ireo special force fis,capsat de afaka mijery tsara indray mande ny horon-tsary nidiran'izy reo ankeriny tao
@ zay manko afaka mitohy kozy fantatra oe iza no naniraka ireny mpikarama an'ady misandoka ho ao anatiny tafika na foloalindahy,mbola ao ko le fanazavana momba le tifitra avy @ reo pers.security tgv(nampiasa uzi,kalach) angataho moramora vatofotra de ho itan'ela mazava ny tena niseho , raha oh. moa odinla fanina izay de ozy za oe tsy misy hafa @ sarko,joyandet,bourgi,gueant ...ary ry lavanify sy ireo mpiray tsikombakomba nivarotra,mivarotra ary mbola te hivarotra tanindrazana @ lafrantsa
10. vitalkamaoly ( 01/04/2010 12:52)
asaivo manodikodina eo ny frantsain'la fa tsy misy tafapetraka eto Madagasikara intsony na iray aza.Zatra miatehitra amin'ireo loatra mantsy lisany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3467