DIA NIHIDY SOAMANTSARA TOMPOKO MAGRO..KDAO HOY LAY PORTAIL 2

1. terrywui ( 25/03/2010 17:09)
ANTSARY :..................................

mihidy vazana be i Yves Aimée zany an ..! tezitra angamba fa hiala teo am Magro ...!ary be iany kay le oul an ..! reo ve tsary efa misy efajato na dimanjato mahery any ...! na tafakatra fitonjato raha miseho le ao anaty tanty ...!!!

ataovy fara-jery eo alou reo sary reo sady mitomany no manao fara-veloma fa tsy ahita an'ireo sary reo koa ane eeee...!! araraoty dieny alefako eto aby ny sary MAGRO de isaory aho hon hon hon hon hin hin her her her her :-D :-D
répondu par Mrananirina le 26/03/2010 14:31
2. terrywui ( 25/03/2010 17:17)
Raha mbola misy te hijery sarina MAGRO hafa de alefaso eto ny demande fa alefako zao de zao ! na le MAGRO tam mbola an'ny Mpanohitra na le izy efa nalain'ny tena tompony izao ...!!

:-D :-D :-D :-D :-D
3. maryline ( 25/03/2010 17:25)
terrywui:

Raha mbola misy te hijery sarina MAGRO hafa de alefaso eto ny demande fa alefako zao de zao ! na le MAGRO tam mbola an'ny Mpanohitra na le izy efa nalain'ny tena tompony izao ...!!

:-D :-D :-D :-D :-D



4. swann ( 25/03/2010 17:26)
Tsisy TGV mipanika zany eo ry reto a! nareo Mpanohitra no mila anarina kely ..! tsisy mirarà anzany sazy sazy patinlaisany zany tsony eo alefa ny fifidianana de zay te hanao manao manao ze malaina na mila vaniny mijanona !! ankoatra ny tsy mahazo miditra ny teritoara malagasy ...! hon oho no hon
5. nilex ( 26/03/2010 07:54)
Na vitsy aza ireo mbola betsaka nohony teo aminy 13 mei e.sady ny olona eo mba mihajahaja fa tsy mitovy ny teo anakakely
6. peta83 ( 26/03/2010 13:35)
ndry reto ol mangetaheta fandrosoana eh! ontsa ny foko :cry: :cry: :cry: :cry: :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
7. Mrananirina ( 26/03/2010 14:31)
(l) (l) :oops: :oops: (l) (l) hianareo koa mahasosotsa a (l) (l) (l) mbola i rawix ihany ty e (l) (l) (l) petsa be Mirananirina !!!!!!! ataoko petsa mihitsy hon hon hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0618