atodin'omby
1. roxanaha
(
18/03/2010 12:06)
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy?
Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby hono!!!Heveriko fa mananihany hay zavatra tena misy lay izy fa tsy haiko hoe fanaovana inona????
Merci!

répondu par Legagneur le 16/04/2015 14:59
2. ni81
(
18/03/2010 16:13)
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy?:roll: Dia mba sambany nandre ilay anarana!
Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby hono!!!Heveriko fa mananihany hay zavatra tena misy lay izy fa tsy haiko hoe fanaovana inona????
Merci!
Angaha tsy nisy adiresy na telefaonina azo niantsoana ilay nametraka ny annonce hoe inona izany?
3. pakopako
(
18/03/2010 19:13)
Slt dhl
Efa naheno anio koa za olona nipetraka teo akaikinay mitady atodin'omby any ambanivohitra, fa lafo be hono,misy vazaha aty Dago nolazainy tamiko fa mahatratra any 500million any ho any no ividianan'ny vazaha azy. Fa ny tsy haiko hoe atao inna le izy

5. roxanaha
(
19/03/2010 08:11)
ni81:
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy?:roll: Dia mba sambany nandre ilay anarana!
Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby hono!!!Heveriko fa mananihany hay zavatra tena misy lay izy fa tsy haiko hoe fanaovana inona????
Merci!
Angaha tsy nisy adiresy na telefaonina azo niantsoana ilay nametraka ny annonce hoe inona izany?
Misy mail, efa nanotaniko fa toa tsy misy valiny hatr@zao!
Maeva: Za aza mbô gaga
8O 8O
6. Djhamhal
(
19/03/2010 13:06)
ny atodin'omby dia ny omby lahy no mamoaka azy ! zany hoe aloany any @ vavany izy io ! ny endriny dia ôtran'ny bôlina tennis reny ! fa misy volony ôtran'ny volon'omby ihany ! malemilemy izy fa tsy bodaka be akory ! ary miaina izy ! zany hoe mitempotempo ! ny sakafony ndray dia ronono sy tantely ampiarahina na ronono fotsiny dé mety ! tsy misy tongony sy tanana izy fa boribory ! tsy tena oe boribory feno fa endrika boribory ! ny ilan'ny olona azy dia finoana ! misy ny mihevitra azy ho mitondra fanambinana sy fahasoavana ny mitahiry sy miompy azy ! atao ao anaty vilia izy dia asiana reo voalazako tery ambony reo ao anatin'ilay vilia ! refa maty izy dia mafy tahaka ny bolina tennis ihany ary tsy mitempotempo tsony !
8. maeva74
(
20/03/2010 13:30)
Djhamhal:

:arrow: :lol: :lol: sao de mampiesona i jhamal kosa mbola tsy nahita an´izany zah fa dinihiko foana le ombinay fa tsy misy koa hahaha sao de le atody ohatran´ny an´olona lahy hahahah
9. Lejoba
(
23/03/2010 12:53)
tena marina ilay lazain'i Djhamhal fa tsy fampiesonana ka.
Nalaza be io resaka io tany Madagasikara 10 na 15 taona lasa izay, ary tena nifampitadiavana tokoa ilay zavatra. Nasehon'ny fahita lavitra mihitsy ilay izy t@ izany
Scientifiquement dia kyste ilay izy, ohatry ny mikohaka izay ilay omby mamoaka azy ary rehefa avy mamoaka an'io ilay omby dia maty.
Ataon'ny olona anaty vera koa izy, rehefa omena ronono
Mora mino zavatra ihany ny olona satria mosavin-kena aza moa misy mifandrombaka. Ilay mosavin-kena indray angamba efa be no nahita. Rehefa mihinan-daoka ianao, na vao eo am-pandidiana hena manta iny, indraindray misy faritra volom-parasy somary miendrika atody izay hita miavaka. Ganglion nefa io (atody tariana)

10. Ranyah
(
07/01/2015 16:33)
Raha mba misy mividy atodin'omby dia contacter-vo zà merci . 0343 7 9 4 5 4 2
11. Legagneur
(
16/04/2015 14:59)
Hoan'izay mitady atodin'omby, afaka miantso ahy: 032 11 427 17!
Aoka mba tena resaka matotra, misaotra tompoko!