AOK'IZAY IO TOETRA RATSY IO ,EFA MALAZA MITSY LAISANY ...

1. terrywui ( 15/03/2010 19:32)
Tsy misy oul ze tsy mahalala andRapika sy i >Rabatista sy Toumba fa mpanao PS fopla ato amin'ny serasera.org ato !

-Defa misy oul mitsy mametraka anarana anlaisany mitsy hoe : " ZAZA SARY " laisany ....!!
ity hira iray alou mba hifalifalianlaisany amzany anarana vaovao zany !! sady hanaovana bonjour ny TIM nahazo tany vaovao hanadrovitana pataloha etsy Andranomena (terrain menabe fotaka)


répondu par Mirananirina le 16/03/2010 15:38
2. terrysaina ( 15/03/2010 20:17)
hon hon hon
3. pikatti ( 15/03/2010 23:57)
Atoneno leisy ny fo a! :-D :-D
4. Mirananirina ( 16/03/2010 15:38)
Tsy misy oul ze tsy mahalala andRapika sy i >Rabatista sy Toumba fa mpanao PS fopla ato amin'ny serasera.org ato !

-Defa misy oul mitsy mametraka anarana anlaisany mitsy hoe : " ZAZA SARY " laisany
hihihi...ary terrywui ve 1 na 2 na 3 fotsiny.de ZAZA TGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066