ETSY A ANDRANOMENA EO AM TANY MENA BE MBOLA MALALAKA O

1. terrywui ( 13/03/2010 09:45)
Vaovao misongadina
Resin’ny «Chambre de Commerce » ny Tiko
Tsy azo amoriana vahoaka
intsony ny Magro

{mosimage}

Fandroahana avy hatrany ny « Groupe Tiko », hiala etsy amin’ny Magro Ankorondrano no didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny varotra, omaly.
Raha tsy hoe hanova stratejia vaovao hanehoana ny ny tsy fankasitrahana ny tetezamita ny zanak’i dada sy ireo ankolafy pôlitika roa miaraka aminy dia tsy maintsy mitady toeran-kafa hanaovana famoriam-bahoaka. Hisy fiantraikany amin’izy ireo mantsy ny didy navoaka tetsy Anosy, omaly.



hin hin hon hon hon her her her :-D :-D :-D :-D
répondu par Bazilou le 14/03/2010 14:51
2. terrywui ( 13/03/2010 10:07)


Didim-pitsarana mikasika ny fitorian’i «Chambre de Commerce», tompon’ny tany etsy amin’ny «Magro» Ankorondrano nampiasain’ny «Groupe Tiko» efa an-taonany maro ny Fitsarana misahana ny varotra, etsy Anosy. Fandroahana ny «Groupe Tiko» tsy misy hatak’andro miampy onitra 10 tapitrisa ariary no didy navoakan’ny Fitsarana. Fitoriana izay napetraky ny tompon’andraikitra eo anivon’ny «Chambre de Commerce», tamin’ny 2009.
Andrasana na hampiakatra Fitsarana ambony na hijanona amin’izao ny mpisolovava any «Groupe Tiko», Me Hanitra Razafimanantsoa.
3. pikatti ( 13/03/2010 10:11)
Efa betska leity ny imbroglio politico-judiciare natao rehetraretra zay a, efa heritaona no natao ny hanapenam-bava ny demokrasia zay fa tsy tafa ,raha sahy lisany dia tapeno tsirairay ny vavan'ny vahoaka Malagasy 20Millions :-D :-D :-D
Dia ataovy hoatran'ny sinoa , koa,sakatsakano daholy ny sites rehetra manelingelina ny halatra ataon'lisany @ io bois de rose mbola mitohy foana io :lol:
4. terrywui ( 13/03/2010 10:15)
moramora alou Rapika a!
----za ve letsy mba manome sopapa anareo amze toerana handrovitana pataloha indray de za ndray no petsainlah le...!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. pikatti ( 13/03/2010 10:25)
Taiza ndray leise zah no nanapetsa an'elah teto klé :-D :-D :-D i rapaty ihany no tena mamely anelah ankolaka eto leisy a :-D :-D
Asio capsat isam-batan'olona hoa de milamina,fa firy aloha ny tafika ao e :-D :-D ry zalahy ndray ary no mifamely , ary aleo mitsy hanao ao fa izahay hitazana tsara
6. terrywui ( 13/03/2010 10:28)
Fa tena gaigy tokou ane lety fa efa hiala teo amin'ny Magro sy ny Tiko teo anie ny fivoriana fandrovitana pataloa e! hay tanin'oul daholo ireny nangalarin'i dada nanorenany TIKO sy MAGRO ireny ! vao maika zany hitombo ny sazin'i dada kou inona ndray ! aleo alefa ndray zany"an'irotra" hon hon hon hon
7. pikatti ( 13/03/2010 10:35)
N'inona hoa ny ataonlisany tgv reto tsy mahasakana ny tolona io , sa endaho daholo ny ordin'olona eran'izao tontolo izao :-D :-D :-D
8. andrywui2002 ( 13/03/2010 10:40)
tsy azo hamoriana olona akalamanjana hono eo ambohijatovo raha resaka fivavahana fa eny antsonjobe, angaha tsy akalamanjana eny
vive tgv
9. terrywui ( 13/03/2010 10:49)
an an an ka ny anlaisany anie filambanony no hanaovana fivorivoriana eny e! sady eny Amboja tsy maharovitra pataloha tsara fa gazon fa aleo amreny tany mena na goudron ireny iany mora rovitra izy amininy !!! :-D :-D :-D :-D
10. andrywui2002 ( 13/03/2010 11:17)
hoy le pref ao tana hoe maninona raha akatona ny fiangonana raha raha hivavaka eny akalamanjana, :-D :-D :-D
11. terrywui ( 13/03/2010 11:18)
an an an ka ny anlaisany anie filambanony no hanaovana fivorivoriana eny e! sady eny Amboja tsy maharovitra pataloha tsara fa gazon fa aleo amreny tany mena na goudron ireny iany mora rovitra izy amininy !!!
12. bazylou ( 13/03/2010 18:34)
efa kozy efa tsy misy kil tsony ve dia mbola izestiavan aeny ihany kle, gasy lany andro ny makeny am magro sy manaraka le voro maty iny e, :-D :-D :-D
13. terrywui ( 14/03/2010 14:09)
efa hita oa letsy rabazylou fa soavaly maty zao de taingenana foana ny PMU andaniany vola , hon hon hon hon :-D :-D :-D
14. pikatti ( 14/03/2010 14:13)
Tsy zakan'elah leity ny tolom-bahoaka , raha sahy elah tairo ze tairina fa inona no mbola hatahorana :-D :-D
15. terrywui ( 14/03/2010 14:21)
Efa notairina letsy izy fa laisany no miemeotra lava a!! zao esorina eo amn Magro ndray laisany ... efa fanairana ane zany fa laisany no tsy sahy ee!! ...eny eee...marina iany ny anareo MPANOHITRA satria tsy mivandy ny bala kah ...! lahy tokana ny aina ! aleo maty ampitso !! de aleo ny vava no atao be !!mba manala ny fo .... :-D :-D :-D :-D
16. pikatti ( 14/03/2010 14:36)
Inona leisy no tsy nataon-dry zalahy zay , fanagadrana , fampinanana maloto, famonoana ,fampitahorana,kidnapping fa io tsy zakan'ny tgv io foana , ary na foanan'elah aza io misy fika foana eo fa aza taitra elah
Tsy maindry mandresy ny anti-tgv
17. terrywui ( 14/03/2010 14:38)
Io ndray elah sy le rediredy fanaonlah rapika ..! fa mba jereo letsy etsy ambony etsy fa misy kozy voretra be nareo sy ifiona zany ahon hon hon h :-D :-D :-D :-D
18. pikatti ( 14/03/2010 14:51)
Aiz aleity zany , :-D :-D efa hoe tsisy n'inonn'inona zany ao fa hjoe degazy tgv no mameno ny dinik'elah ao :-D :-D
19. Bazilou ( 14/03/2010 14:51)
petsa wiwikely leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3052