REGARDER VIDEO Invité du Zoma Roland RATSIRAKA MTS 05 mars 2
1. vatofototra
(
08/03/2010 07:39)
REGARDER VIDEO Invité du Zoma Roland RATSIRAKA MTS 05 mars 2010
- Roland RATSIRAKA Président du Malagasy Tonga Saina - MTS est l'invité de Zoma de Onitiana Realy
- Voir également cas du TOGO - Proclamation résultat provisoire
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

répondu par katrikatry le 10/03/2010 00:39
2. andrywui2002
(
08/03/2010 08:01)
io indray vatomitrifotra fa tonga manao promotion,za aloha d'accord @ le chaine tele sy radio union national e,alefaso rangah le petition hanaovanay contisation an
hon hon hon hon
her her her her
hon hon hon hon
her her her her
5. diloo
(
08/03/2010 14:35)
Mikasika ny fiantraikan'ny atelier-mbitro sy ny démoncratie-n'hat, tokony ho mailo ihany isika malagasy. Tena devoly mihintsy ity ratsimpandrahonana ity.
Nasiany olona nidiana tao amin'ny salle de conférence nandritra ny pause-café.
Ny asa nasaina natao, dia ny mamindra ny plaquette misy ny toeran'ny mpizaika nasaina.Ireo hantenaina fa i vote ny assemblée constituante, dia nafindra teny aloha ny toeran-dreo, ary ny mpanohana ny référendum kosa, dia natao tany afara.Ilay proposition fahatelo, dia nofohanan'ny mpikarakara d'office.
Ireo nasaina moa, dia eo amin'ny 2000 mpizaika. Rehefa nafana ny fifanakalozan-kevitra, dia samy nanome ny volavolan-kevitra ho aroso ary ho laniana entina haneona ny vahaoka sy ny GIC.
Propositions telo no nangatahin'ny mpizaika hatao vote:
1-assemblée constituante(hat pro-tgv)
2-référendum pour ou contre Maputo(hat tonga saina)
3-acceptation pour une sortie de crise par la voie de la Charte de Maputo(société civile)
Tsapan'i ratsirapinonobitro fa nanjary minorité ny hat, ary raha atao ilay vote, dia lany ho azy ilay proposition faha telo.Io moa araka ny volaza etsy ambony, dia nofoanana.
Nataony vato iray isaka ny groupe nasaina ny vato, koa finalement,lasa 915 incrits.
Ny ankamaroan'ny mpizaika moa lasa nody fa tezitra:tsy nisy ilay démoccratie nodradradrain'i rabelety, fa ny démoncratie no niseo teo. Any ka 515 votants sisa no nijanona sur 915 inscrits. Mazava ho azy fa raha nipetraka teo aloha ny scène dia voara-maso raha tsy mandany ilay vote en faveur d'une assemblée constituante.Ireo izay nipetraka teo aloha, dia nahazo vato 308, ary ireo izay noterena hipetraka ao afara, nahazo vato 203.
Mahery tokoa ny démoncratie an'i ratsirahonana: saingy ao antin'io sehatra io ihany. Ary tsy nankaiza akory ilay vokany fa dia nanao jery atrika sur place tao andrenivohitra i men in black vital kamaoly.
I Jean Lanihiriko (hat) moa, dia efa ni-grâce fa tsisy démocratie intsony.
Koa manahy mafy aho, fa mety au sein méme de la Hat no hipoaka ny guerre tribale izay nandrasan'ny frantsay ho iseo tahaka ny nanjo tao Rwanda sy ny Niger omaly alina.
:cry: :evil:

6. andrywui2002
(
08/03/2010 16:10)
REHEFA TONGA MANKASITRAKA DIA TOKONY HANAO SONIA NY PETITION NAMPAOVINY MOMBA AN' LE CHAINE RADIO UNION NATIONAL DIA MANDOHA SAOSY KELY
HON HON HON HON
HER HER HER HER
HON HON HON HON
HER HER HER HER
7. pikatti
(
08/03/2010 16:21)
Koa manahy mafy aho, fa mety au sein méme de la Hat no hipoaka ny guerre tribale izay nandrasan'ny frantsay ho iseo tahaka ny nanjo tao Rwanda sy ny Niger omaly alina.
Mahery leisy reto frantay reto raha hampizarazara a, tsy mivakla zay alehany any ry lerony na ho potika sy ringana daholo ny pokna,ka io no tena mila jeren'ny mpanao politika Malagasy ny fika ialana @ fandrika io, sady ny sonoa vao maika midradradradra fa tena manao investissent ry lerony na faly na tsy faly ny mpanjanaka
Pékin défend sa présence et ses investissements en Afrique
« Je ne vois aucune raison d’écarter la Chine de l’exploration des ressources africaines, sur une base juste et profitable à tous. La coopération chinoise avec l’Afrique permet de transformer ses ressources en projets concrets de développement. Nous aidons aussi l’Afrique à construire de nouveaux chemins de fer, des routes et des ponts. La Chine collabore aussi bien avec les pays producteurs d’énergie qu’avec les autres pays. » a déclaré Yang Jiechi, ministre chinois des Affaires étrangères rejette une nouvelle fois les critiques contre la politique de la Chine en Afrique et défends sa présence sur le continent. Interrogé, lors de la session parlementaire qui se déroule actuellement à Pékin, sur la préoccupation des pays occidentaux face notamment au partenariat sino-africain dans le domaine de l’énergie, Yang Jiechi a commencé par rappeler que son pays ne consommait que 13 % de la production africaine de pétrole, alors que les Etats-Unis et l’Europe importent 60 % de cette production. Le ministre a également relativisé la part des investissements chinois dans le secteur pétrolier, très inférieure à celle des pays occidentaux. Pour Yang Jiechi, le choix des partenaires appartient de toute façon aux Africains. Un choix qui, dit-il, doit étre respecté.
8. diloo
(
08/03/2010 16:34)
Miala tsiny fa somary hors sujet ny hafatra apetrako eto.
Androany moa journée Mondiale de la Femme, koa dia miarahaba ny Vehivavy eran-tany indrindra fa ny Vehivavy Malagasy:
En cette Journée Mondiale de la Femme, souhaitons que les Droits égaux, opportunités égales soient des progrés pour tous.
Quant aux hommes machistes, cessons la burkanisation des femmes. Les femmes sont importantes. Sans Elles, l'humanité est inexistante. Nous les hommes, nous ne sommes que des semeurs, tandis que les Femmes: c'est la Vie. Merci à l'ONU de sensibiliser les Femmes à leurs Droits fondamentaux, d'allouer des ressources dignes de ce nom à l'innovation sociale.
Vive les Femmes, Vive les Femmes Malagasy
:-* :*

9. terrywui
(
08/03/2010 16:58)
VATOFOTOTRA ====) leobe an'ingahy aho!! zay fotsiny no azoko tenenina !!
diloo ---aza mody tsara vava eo elah ry Diloo fa heverinlah tsy tadidiko angaha le teny ratsy be sy le porno nalefanlah teto tamin'ny herinandro iny !! nahagaga fa tsy kobon'i Hery le izy ra diloo a ! tsara zanahary elah tamininy ompa variraraka nataonlah teto iny nefa mbola velona hon hon hon hon

10. pikatti
(
08/03/2010 17:37)
Zay elah zay rawix an, tsisy afa tsy ny manendrikendrika , fikana foza 100% :lol:
11. terrywui
(
08/03/2010 17:48)
voakitikitika ndray elah sy porno falefanlah de mody be anatra eo aa!! hay elah sy batista ony le manao anle ankitifitifitra be ireny ozy lery !! :roll: :roll: :roll: 8O 8O
12. pikatti
(
08/03/2010 17:57)
Jerevako le bandy rocoocoon'elah hay elah zany le mpanondrana foana tato iny klé, zay rawix fa nibaradaka klé,kobo elah bainnn :lol:
13. terrywui
(
08/03/2010 18:04)
Aza mba mandefandefa anireny sary vetaveta mamofady sy vidaka porno reny tsony letsy rapika fa esorindrahery sompatra eo anie ny PS anlah e! :-D :-D :-D
14. pikatti
(
08/03/2010 18:07)
Ka tsy izay ihany moa no nampanjavona an'i andrywui ,efa nanarina fa eeee, nampitandremana fa eeee, :-D :-D
16. terrywui
(
08/03/2010 18:12)
Ka tsy izay ihany moa no nampanjavona an'i andrywui ,efa nanarina fa eeee, nampitandremana fa eeee,iny ndray letsy alaelon'i Hery manokana mitsy no nanalany an'iny a zavatra bandy gentil be ary iny ko ! ...tadidinlah le namely azy tamle nanisa andro nitsefotra nataon'i hery iny ?? iny no tsy lanin'ny vavonin'i dagà iny de napoakany lery !! mitahia nedala ee !! :-D :-D :-D
17. pikatti
(
08/03/2010 18:13)
de ahoana leisy terrysaina efa kobon'elah ve ny IP ko aloha e :?:
Akamoaka ndray zany androany an!!!
Akamoaka ndray zany androany an!!!
18. terrywui
(
08/03/2010 18:18)
Ny PC anlah angah misy IP fa zavatra mande pile io ve letsy hisy anzany a :-D :{ :{ :-D efa no chargenlah zao ve ny batterie n'io PC anlah io ??? :-D :-D :-D
20. diloo
(
08/03/2010 18:51)
rawix oa raha tsy mpilaiso ps, raha tsy mpanao propos dilatoire pour faire l'intéressant, tena rehefa mandinika an'elah leisy aho, dia tena mitovy toetra amin'i Joe le Dalton.
Jereo fotsiny anie ny fomban'elah manoloana an'i Vatofototra e!
Mitsabikimbinkina mamovo-tany sy manaikitra ny ankibe tongotr'elah mihintsy elah, vao mipoitra i Vatofototra.
Asa inona loatra ny ao anatin'ny atidoha an'elah fa tena symptome excrémentiel avéré ny composante ny neurones elah.
Mba ajanony amin'izay leitsy ny maoly elah ao amin'ny 93 sy ny djama92 fa tena tsy avotra elah.Tena fisainana bandes de quartier ka tsy mahagaga.
Izao vao mba manomboka kely ny débat dia loazan'elah mangery ampataloha sy mikonetaka foana.Tena homamiadam-bahoaka elah
Aza adinon'elah fa ny tary eto anie sont des tireurs plus rapides que leur ombre e, matoa elah voadaroka foana eto.Any ka mampalahelo fa voatery miova pseudos foana elah. Ny tena clown dia sirika foana elah na miova aza ny pseudo.
Ny zavatra tsy tsapan'elah dia elah ny atao hoe le fou du roi du serasera eto. Ary aza matahotra elah fa ilaina ny présence-n'elah eto hanaovana tsiky dia ampy.
Mba manaova elah famendrehana toa an'i Rapa. Izao noho elah ihany dia midiny ny sarin'ny fianakam's.Mba ho fanajana ny fianakam's fotsiny dia tokony ho mendrika toa an'i Rapa elah. Débats politiques no atao eto fa tsy fampiseona kilalaon-jaza-kely mpaka lelo akory:-D