Miandry anao

1. ni81 ( 07/03/2010 12:38)
http://www.youtube.com/watch?v=pnTp2cksviY&feature=related
répondu par walte le 24/04/2010 12:17
2. Djhamhal ( 07/03/2010 17:16)
m'sôtra é!fa ôtsan'ny mitohatohana be dé tsy afaka mankafy tsara !
3. golarazafy ( 08/03/2010 20:16)
salut tous !
tsy aiko na eto na aiza no tokony hangatahako an'ity hira ity fa elefako ato ihany aloha. Le tononkiran'ny Njakatiana sy Francia no mba tiako hananana ra misy : kanto ny fitiavana sa tsara ny fitiavana izy izay tsy tadidiko tsara ny titre fa de merci d'avance mamaly e!
4. walte ( 24/04/2010 12:17)
Tsara ny Fitiavana nomen'Andriamanitra, ny fifankatiavana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428