L'Union Africaine refuse de discuter avec le

1. Noue ( 06/03/2010 18:37)
L'Union Africaine refuse de discuter avec le "premier ministre HAT" Camille Vital. Rappellons que l'UA a condamné la HAT pour avoir écarté le ministre de consensus Mangalaza.

La HAT peut "aller se rhabiller" pour la communauté internationale. Une belle gifle pour celui qui voulait vendre à la Communauté Internationale les pseudo "atelier d'Ivato" déclaré sans valeur!


[URL=http://img41.imageshack.us/i/sanstitrenpb.jpg/][IMG]http://img41.imageshack.us/img41/3596/sanstitrenpb.jpg[/IMG][/URL]
répondu par esserra le 08/03/2010 00:01
2. Noue ( 06/03/2010 18:38)
zany no alehany rehefa sans qualité eee !! :evil: :evil: :evil: :evil:



Masina ny Tanindrazana
3. ramosekely ( 06/03/2010 20:17)
fanjakana efa ho rava tsy ho ela io e
4. fijo ( 06/03/2010 21:49)
ky nandany vola fotsiny idray izany,sa hoe andeha hividy entana no tena dia tany??
5. pikatti ( 06/03/2010 23:45)
Tsy mila anio fozakely AVC io ny GIC-M fa le tena loham-pozarabitro,
Hay be vava manao mahery antaniny fotsiny fa rehefa hifandinika mifezaka
8O 8O 8O
6. terrywui ( 07/03/2010 10:10)
tena zao vao itako amin fiteninlah rapika fa tena oul vavaina mitsy kay laisany ireo ka...!
---noue == :* :* tongasoa eto o! tandremo le vatopotika io ann...
7. Mirananirina ( 07/03/2010 14:07)
Mampalahelo ny Malagasy marina ,lalaovin'i tgv ny fiainany
8. terrywui ( 07/03/2010 15:31)
Mahaga fa le sans qualité no superieur nareo rehetra mpanohitra ireo hatram zao !! ny dikan"izany de mbola ambany lavitra zany ny mpanohitra ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. mpanamosy ( 07/03/2010 17:58)
ajanony waaa le zavatra rehefa tsy zaka
snifff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. terrysaina ( 07/03/2010 18:35)
hon hon hon vive tgv
11. mpanamosy ( 07/03/2010 18:59)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
12. zakilinina ( 07/03/2010 19:29)
Mahagaga anefa ny famahanan-dalitra nataon'ny Radion'ilay Tsisikalitao izay nanambara fa nisy tsy dia nety loatra ny fahasalaman'ny iray amin'ireo filoha taloha any andafy ka foanana ny fivoriana any Etiopia. Ny lainga toy izao ihany ve no fototra iorenan'ny fanjakan'i Baroa ?
13. fijo ( 07/03/2010 21:39)
tsy mahagaga ireo razaky an,ireny vao teraka tsy nitomany fa nandainga
14. terrysaina ( 07/03/2010 21:47)
aoka izay tsy nanota t@ nareo no hitora bato an'i rajoelina
izay mbola tsy nanao coup d'etat teto ihany no aoka hitondra ny firenena
ratsiraka efa nanao coup d'etat t@ 1975
ZAFY t@ 1991
RAVALO T@ 2002
2010 vive tgv
15. fijo ( 07/03/2010 21:51)
ary TGV toa nasingan'ialahy???sa izy nanongana fa tsy nanao coup d'etat
16. terrysaina ( 07/03/2010 22:05)
tsy nanao coup d'etat izy fa ny dadanreo no niala namindra fahefana hoan'ny rasil
17. fijo ( 07/03/2010 22:29)
izay le tsianjery kilasy faha5 le,mbola EPP foana ve nareo e
18. pikatti ( 07/03/2010 23:32)
Miverina EPP ve klé !!fa ato ndray elah rawix petsa ,ary mifandimbindiba izy zany klé :lol:
19. esserra ( 08/03/2010 00:01)
L'Union Africaine refuse de discuter avec le "premier ministre HAT" Camille Vital.

Olona tsisy samy sankalité daholo ny foza donc zamy tsy ilaina raha tsy tonag ny fozataiBE 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3518