29 Mars # 26 Juin
1. rijadolly
(
06/03/2010 10:47)
Andao hanangatsaina daholo izay mahatsapa fa ampy izay ny an\' Frantsay fa tsy vitan\' fanateram-bonikazo manafina ny zava-dratsy vita hatrizay foana.Fahafahana tena marina ny 29 mars 2010.
Manaporofo fa tsy navelany isika hatramin\' 28 février 1897(talohan\'io aza dia faty olona maro zay vao azony ny fitondrana) hatram\'izao itenenatsika izao.
Colonisation française 28 février 1897 ==>1er mai 1959
néocolonisation française 26 juin 1960 ===>?????? http://www.stop-francafrique.com/
Tsy isika Malagasy no nitondra ny tanitsika tanteraka ka izany ny antony izao zavatra izao.Eny fa na dia tamin\' andron-dRavalomanana aza satria nisy praiministra nalatsaka fotsiny teo, izay tsy fantatr\'olona pitolona tamin\'izany noho ny politikan \'Fantsay nanery azy? mba hankasitran\' Firenena Frantsay ny fitondrana nisy tamin\' izany.Hanavao izy zao dia ahoana? Atao izay ialan\' olona izay mahasahy manohitra azy, ary naveriny ny zarazarao anjakana,dia mbola apiana ve rehefa vita izay 120 taona izay? http://fr.wikipedia.org/wiki/Politique_de_Madagascar ny Histoire
29 Mars fahatsiarovana ny tolom-panafahanan \'Malagasy tsy vaky volo
26 Juin reharehan\' Frantsay fa raha tsy navelany tsy afaka nefa mbola nitazominy amin\' alalan\' fanarahana vita taratasy.(50 taona)

répondu par rijadolly le 06/03/2010 16:29
2. zama92
(
06/03/2010 10:50)
VERY FIHINANANA INDRAY I LONDRES REHEFA MALOTO NY TANANA SATRIA DIA MBOLA AVY AMIN I SAMVA IHANY NO HANAPIANA AN I LONDRES LAVA HANALANA NY FAKO AO ANGILETERA AO ARY TSY METY HODY I RALENIBEMIDONGIANTSENAFAMAHAZONYTSARA MILAZA IZY FA MALOTO I ANGILETERA ARY TSY AZO HALMEHA I ANOSILAVA SATRIA TANANAN I LONDRES DIA RENIVOTRA KA AZO HIVORIANA MALALAKA EO ANOSY ARY I ANGILETERA NO MAMAFA NY LALANA RAHA MALOTO NY RENIVOHITRA
3. rijadolly
(
06/03/2010 16:29)
zama92 >>>> Tsy azoko :roll: :roll: :roll:
Attaque- tsika majorité silencieux koa izany fananganan-tsaina izany, sady fandraisantsika anjara ho an' izay tsy afaka miady ho an' tanitsika, mahavoa moa mahafaty, tsy mahavoa mahafanina izay mbola mitady hanao ampihimamba ny harentsika, no sady ho hitan 'izao tontolo izao.