teny hifampiangana
1. feticon
(
04/03/2010 23:32)
tsy nisy nandeha t@ laoniny akory teny ivato raha ny omaly no niresahana
toy ireny mijery spectacle ireny no tao,ny olona miteny moa dia fidifianana ihany no miteny
na ry jose kely aza dia kivy mihitsy ,betsaka ny tsy mitovy hevitra na dia ry zareo aza ,
toy ireny mijery spectacle ireny no tao,ny olona miteny moa dia fidifianana ihany no miteny
na ry jose kely aza dia kivy mihitsy ,betsaka ny tsy mitovy hevitra na dia ry zareo aza ,
répondu par zama92 le 06/03/2010 10:41
2. feticon
(
04/03/2010 23:36)
ny mifampiapanga sy sy ny tsy fitoviam pijery no ho hita ao androany ary ho maro ny tsy ho tonga sy hiklake la porte
4. feticon
(
04/03/2010 23:43)
mba firy @ ireo antoko sy fikambanana manatrika eny ivato ireo moa no mety ho lany raha misy election libre eto dago ???
mba mahagaga
arosoy ny sazy fa maika izahay hijery an'ireo e be vava
ilaozany ry zareo mifampiapanga fotsiny eto
mba mahagaga
arosoy ny sazy fa maika izahay hijery an'ireo e be vava
ilaozany ry zareo mifampiapanga fotsiny eto
5. pikatti
(
05/03/2010 05:56)
fohy lotra kah:-D :-D
arosoy ny sazy fa maika izahay hijery an'ireo e be vava
ilaozany ry zareo mifampiapanga fotsiny eto
Toundé de lero any !!! :lol:
7. Mandefitra
(
05/03/2010 09:08)
ny tsy azonareo ange de fandanim potoana hivarotana an i gasikara @ reny malala anatin ny 50 taona ho avy ndray io e. Tapitra @ 26 juin tsinn io fifanekena io, ka mila havaozina indray. Raha i ra8 teo, siora fatsy nitohy ntsony zay ... saingy indrisy sendra zay mpivarotra taindrazana moa.
Ahoana ny kabarin i tgv teo? milamina io avant 26 juin. Zany hoe azo alamina ihany fa aleo aloha hitarazoka mandram pavitan ny sonia hanandevozan i reny malala ny gasikara ndray anatin ny 50 taona.
Ahoana ny kabarin i tgv teo? milamina io avant 26 juin. Zany hoe azo alamina ihany fa aleo aloha hitarazoka mandram pavitan ny sonia hanandevozan i reny malala ny gasikara ndray anatin ny 50 taona.
8. ndotofetsy
(
05/03/2010 13:06)
AMPANGA TSY AMAN ORANA FA AMAMPOZA
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. feticon
(
05/03/2010 15:24)
f'aiza daholo ny kil tao ivato no 500 mahery kely sisa no nifidy,foza miady an tsena ve hisy zavatra vanona izany ao,
izay izy ity vao tena mamofona fara doboka ry zalahy fa miomana isika @ le 17 MIFANKAHITA E
izay izy ity vao tena mamofona fara doboka ry zalahy fa miomana isika @ le 17 MIFANKAHITA E
10. pikatti
(
05/03/2010 19:12)
f'aiza daholo ny kil tao ivato no 500 mahery kely sisa no nifidy,foza miady an tsena ve hisy zavatra vanona izany ao,
Lasa nivoaka daholo ny ankamaroan'ny kil,hitan-dry zalahy le fika be , kay fika hiarovan-tseza fotsiny le tantara masiso :lol:
11. zoam
(
05/03/2010 19:51)
aiza koa moa no hisy place 1800 ao gouvernement ?
dia hanaiky hiala mora eo ve plasiny ve ry kotonandra sy nathalie rabe?
NOFINOFY IO E ,ALEO TONGA DIA MIHOMANA @ FANASAZIANA AZY MIANAKAVY
1 a 2mois ihany raha faran'izay miaritra ireo :evil: :evil: :evil:

12. pikatti
(
05/03/2010 20:23)
dia hanaiky hiala mora eo ve plasiny ve ry kotonandra sy nathalie rabe?:-D :-D :-D
Misy manombatombana ry FATY fa mety hitohy hatrany @ volana Novambra , izany hoe any @ fifidiana zany hono no tena paikan-dry zalahy @ io atelier,atelier io :-D
Ahoa leisy ny hevitr'elah rawix lisany tgv reto anie efa invitena foana eto @ serasera.org fa midongy tratrany aretina hatatite ozy ny akama atsy zay
13. AndriambyII
(
05/03/2010 20:30)
Enga anie tsy hisy fitsarana mitongilana @ ho an' izay tsy nandray anjara .
http://www.madagate.com/dossier/1335-madagascar-vous-avez-dit-mouvances-quelles-mouvances-.html
http://www.madagate.com/dossier/1335-madagascar-vous-avez-dit-mouvances-quelles-mouvances-.html
14. pikatti
(
05/03/2010 20:47)
Resaka bricolage leisy iny rabilly tsisy koi na tsy tany aza isika :lol: sady ny antoko politika voalaza tao anie leity na nampadrin'i rabitro hoe tsisy antoko kely sy lehibe , dia mahagaga fa tsisy heno feo nandritran'izay heritaona izay ,tsisy hoa fa ny vavabasy no tena antoko politika malaza indrindra ary mbola tsy mifarana io,ahoana leity le , zandary a, kobon'ny lisany any ve ny vaovao???
15. AndriambyII
(
05/03/2010 21:00)
Ny sary farany misy an' i Jeannot Ramambazafy io no nahalikiliky kely é !
16. pikatti
(
05/03/2010 21:07)
Koboko kah ,ka hanao montage lery refa avy eo,fa le fika manompo sampy foana ,havako akaiky lery fa tsy manakana ny dinika politika io :lol:
18. zama92
(
06/03/2010 10:41)
TSY MISY KARATRA NY VAHOAKA ANGILETERA KA VOAHOSIHOSY NY MAHAIZY AN I LONDRES IRAY MANOTOLO ARY TSY METY HODY RALENINAMIDONGIANTANINOLONALAVA