ANTSO AVO LEHIBE HO AN'NY MPI-SERASERA.ORG..! TENA SERIEUX

1. terrywui ( 03/03/2010 16:31)
Tena maika satria tsisy afatsy iray sy roa andro fotsiny ity fiantsoana antsika mba handray antanana ny ho avin'ny firenena amin'ny fiarahana maneho hevitra sy loa-bary andasin'ny mpianakavy izay ataontsika !

-Dia manao antsoavo amin’ny antoko sy fikambanana ara-pôlitika, fiaraha-monim-pirenena tsy an-kanavaka ho tonga eny amin'ny «Centre de Conférence Internationale» Ivato ! ny 4 , 5 Marsa ,anisan’ny hodinihina mandritra io roa andro io ny daty tokony hanatanterahana ny fifidianana ! eo koa ny fomba handinihana ny fanaovana kara-pifidianana !
--Misy ny dosie fototra iaingan’ny adihevitra ny volavolan-dalàna momba ny lalam-pifidianana sy ny volavolan-lalàna hifehy ny CENI fa tsy arakaraky ny fahadisoan-kevitra aparitaky ny sasany hoe efa misy zavatra tapaka mialoha fa fombafomba fotsiny ny fivoriana.

-koa manasa antsika rehetra fa zavadehibe eo amin'ny kihondalan'ny firenentsika ireo roa andro ireo !

io ilay toerana raha misy tsy mbola nahita !!



Masina ny tanindrazana !
répondu par fijo le 04/03/2010 22:37
2. andrywui2002 ( 03/03/2010 17:08)
dia mitondra deodorant koa raha azo atao fa mety hamofona be eny :-D :-D :-D
3. Scofield007 ( 03/03/2010 17:38)
izay manatrika an'io fivoriana rahampitso io ka miklake la porte no lasa vedette,mino izahay fa ho maromaro ry zareo no hanao an'io
4. fijo ( 03/03/2010 22:02)
iza hono no nanao an'io toerana io????
5. Toumba ( 03/03/2010 22:16)
ry ra8 e,ny mitokana ny zava bitan'i ra8 no mba mahafinaritra an'i lekely iny
jereo tany majunga teo tena tsy menatra
6. fijo ( 03/03/2010 22:18)
lery koa te ho ita fotsiny no tena marina
7. yonikafopl ( 04/03/2010 08:42)
ka dj lasa prezida kousa ry fijo aaaaaaaa
8. locl ( 04/03/2010 12:46)
aleo mba hisy fety fa izay no tena angadiny e
9. hery ( 04/03/2010 16:15)


Efa firy izay fivoriana natao izay fa e e e... :-)

10. fijo ( 04/03/2010 22:37)
ka efa hoe "vorivory"ko hery ko,hisy inona ho tapaka e,fa foza iray harona anie no ao e.

ka tsy nisy kapila nolalaovina akory tany ry yonika an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8191