zon'olombelona
1. njari
(
23/02/2010 11:15)
misy zavatra mampalahelo toy izao nitranga teto am ty tanintsika ty :
nisy vehivavy iray bevohoka ka rehefa teo ampanenàna izy de tsy tàna ny ainy fa tsy nahay nanena. maty izy nefa ny zaza mbola tsy tafavoaka ary mbola hita velona tao an-kibo. mbola hita nihetsiketsika teo ilay zaza nadritry ny fotoana naharitra, araky ny filazan'ireo manodidna azy tao de efa nentina teny am toeram-pitsaboana fa nilaza ny teny hoe tsy manana fitaovana handidina ka de nojeren'izy ireo teo fotsiny ilay zaza mandra-pahafatiny teo, ny niafarany dia maty tao an-kibo le zaza ary niakatra hatrany amin'ny tratran'ilay ramatoa satria niezaka nitady lalana ny hivoaka fa tsy afaka. asa aloha ny mety ho hevitrao manoloana ny trangan-javatra toy izany fa amin'ny maha reny ahy dia ho sanatriaviko mihitsy ny hahita ka hijery fotsiny fa tokony ho natao izay azo natao rehetra hamoahana ilay zaza tao. marihina aloha fa anisan'ireny olona tsy manankatao le olona ary tena atao mihitsy hoe tsy manam-bola e (underground). fa ra zaho alou de tena tsy hahavita hijery fotsiny hoe io misy zaza velona tsara mitady lalana hivoaka ka hijery azy eo mandra-pahafatiny e, asa ihany koa izy tokony ho andraikitry ny mpitsabo izay niniana ny hanavotra ny ain'olona amin'ny fomba rehetra izay azo atao..........

répondu par soanja le 03/03/2010 04:20
2. xxx
(
23/02/2010 21:10)
tany dago ve izany zavatra izany no nitranga?eny e! tena mapalahelo tokoa izany nefa raha tsy nanana fitaovana handidina marina ary ialy toeram'pitsaboana dia ahoana! sarotra be ny mitsara izany fa dia handria-piadanana anie izy mianaka.
3. Ratoa
(
23/02/2010 22:00)
tena tsy mino izany aho.
hevero fotsiny ary hoe velona tsara reniny saingy ilàna césarienne ny mampiteraka azy ary tsy ampy fitaovana ny toera-pitsaboina. Dia ahoana? Jerena ho faty koa?
Ity indray kosa no efa hitako.
manana namana aho, lava sy vaventy izy. Ny vadiny anefa dia fohifohy antoniny ihany fa tsy hoe tena fohy. Indroa niteraka ilay ramatoa tsy nisy olana mihitsy. Ny fanintelony dia latsaka alohan'ny fotoana fa lavabe ny zaza ka tsy nisy toerana hitomboany tao ankibo. Nojerena fotsiny ho faty ilay zaza. Adiny iray no niainany. Dia ny fanindiminy koa toa izay. Tsy nety niteraka intsony izy taty aoriana

4. xxx
(
24/02/2010 01:13)
Mandreraka be ity dinika ity, hoatran\' tsy lalin-tsaina(tsy intelligent) izany ny olona mpidinika ato.
Ho an\'ilay hevitra voalohany raha tranga nisy tokoa izany, mila cesarienne no amoahana ny zaza tao, koa raha tsy manana bloc operatoire ny hopitaly na tsy misy dokotera mpandidy dia tsy misy azo atao, satria io akory tsy boucherie ka dia hoe tokony hovotrahana ity dia votrahana, ny olona tokony atoro foana hoe mila ny fizahana matetika mandritra ny fitondrana vohoka (misafo) ahaizana hoe salama tsara ve ny reniny sy ny zaza afaka hiatrika fiterahana normale sa mila fandidiana ohatra ka de tokony mamonjy toeram-pitsaboana afaka mandidy.
Ho an\'ny hevitra faharoa moa dia tsy azoko mitsy, fa film fiction ve zany sa film horera, ahoana koa hoe zany zaza lava be ao anaty kibo zany, ny vatam-behivavy bevohoka tompoka dia mi-s\'adapte naturellement voajanahary, koa na kambana valo aza omby an\'io kibo io, fa ilaina foana ny manatona mpitsabo vao manomboka mipetraka ny vohoka ahaizana manara-maso tsara

5. xxx
(
24/02/2010 01:15)
Mandreraka be ity dinika ity, hoatran' tsy lalin-tsaina(tsy intelligent) izany ny olona mpidinika ato.
Ho an'ilay hevitra voalohany raha tranga nisy tokoa izany, mila cesarienne no amoahana ny zaza tao, koa raha tsy manana bloc operatoire ny hopitaly na tsy misy dokotera mpandidy dia tsy misy azo atao, satria io akory tsy boucherie ka dia hoe tokony hovotrahana ity dia votrahana, ny olona tokony atoro foana hoe mila ny fizahana matetika mandritra ny fitondrana vohoka (misafo) ahaizana hoe salama tsara ve ny reniny sy ny zaza afaka hiatrika fiterahana normale sa mila fandidiana ohatra ka de tokony mamonjy toeram-pitsaboana afaka mandidy.
Ho an'ny hevitra faharoa moa dia tsy azoko mitsy, fa film fiction ve zany sa film horera, ahoana koa hoe zany zaza lava be ao anaty kibo zany, ny vatam-behivavy bevohoka tompoka dia mi-s'adapte naturellement voajanahary, koa na kambana valo aza omby an'io kibo io, fa ilaina foana ny manatona mpitsabo vao manomboka mipetraka ny vohoka ahaizana manara-maso tsara

6. njari
(
24/02/2010 06:10)
xxx:

Aty dago mihitsy io tantara io ary mbola vao tsy ela fa il y a deux jours zay, ny tohiny aza moa de mbola mahatsiravina ihany koa satria rehefa ho alevina dia nanapakevitra ny fianakaviana fa ho alana tao indray ilay zazakely satria hono tsy azo alevina fasan-drazana fa tsy maintsy atao anirotra. azonao atao mihitsy ny mandeha eny an-toerana ianao lay tsy mino ny fisiany, eny ankatso (tsiadana)io zavatra io no nitranga....mbola vao mikarakara ny fandevenana ny fianakaviany
ny hoe lalitsaina na tsia dia tsy anjaranao no mitsara izany fa ny trangan-javatra voatantara no alalino tsara. ilay olona hoy aho dia tsy manana possibilité andehanana misafo toy ny olona manan-katao rehetra, olona mahantra ary izay indrindra no mampiteny ahy hoe aiza ho aiza ny engagement dokotera am zany, azony natao tsara ny nandefa lay olona any am hopiutaly manana fitaovana ny amin'izany (anjarany ohatra ny miantoka ambulance na fiara eo am service-ny nanatitra io olona io am toerana tokony hitondrana azy....).
tsara ho fantatrao ihany koa fa ny fiainana tsy formule maths daholo akory ka tsy maintsy mifanaraka am zay hitanao daholo....
na izany aza tsy omena tsiny enao fa efa fahazaranao ny manakiana izay mpiserasera de zay zany enao .......saingy enao koa anefa mety tsy tonga lafatra.... enao koa moa tsy voatery hidinika rehefa mahatsapa fa tsy intelligent ohatranao ny olona ato fa ndàna mitady ny mitovy aminao.....
7. njari
(
24/02/2010 08:18)
xxx:
Mandreraka be ity dinika ity, hoatran' tsy lalin-tsaina(tsy intelligent) izany ny olona mpidinika ato.
Ho an'ilay hevitra voalohany raha tranga nisy tokoa izany, mila cesarienne no amoahana ny zaza tao, koa raha tsy manana bloc operatoire ny hopitaly na tsy misy dokotera mpandidy dia tsy misy azo atao, satria io akory tsy boucherie ka dia hoe tokony hovotrahana ity dia votrahana, ny olona tokony atoro foana hoe mila ny fizahana matetika mandritra ny fitondrana vohoka (misafo) ahaizana hoe salama tsara ve ny reniny sy ny zaza afaka hiatrika fiterahana normale sa mila fandidiana ohatra ka de tokony mamonjy toeram-pitsaboana afaka mandidy.
Ho an'ny hevitra faharoa moa dia tsy azoko mitsy, fa film fiction ve zany sa film horera, ahoana koa hoe zany zaza lava be ao anaty kibo zany, ny vatam-behivavy bevohoka tompoka dia mi-s'adapte naturellement voajanahary, koa na kambana valo aza omby an'io kibo io, fa ilaina foana ny manatona mpitsabo vao manomboka mipetraka ny vohoka ahaizana manara-maso tsara
Aty dago marina tokoa io resaka io ary vao tsy ela akory fa il y a deux jours, sady mbola misy tohiny toy izao ihany koa, ireo fianakaviana indray koa dia nanapak'hevitra fa esorina indray koa ilay zaza satria tsy azo alevina am-pasandrazana (noho ny finoana) fa tsy maintsy atao anirotra.
Eny Ankatso (tsiadana) no misy io trangan-javatra io ho anareo izay tsy dia mino loatra ny fisiany ary mbola afaka mandeha any mihitsy ireo zay eto an-toerana manaporofo.
Mbola averiko eto fa tsy mitovy aminao io ny situation n'ilay olona sy ny fianakaviany ka afaka hanatona toerapitsaboana ary ho voaray ara-dalana toy ny olona manambola rehetra. Enao mety afaka hi se permettre ny zavatra rehetra satria mety sady intelligent no manambola fa izy kosa tsy anisan'izany.
Hamaranako azy, raha reraka be enao ka mahita fa tsy intelligent ny olona miserasera ato dia ny tsaratsara aminao mamonjy izay misy ny intelligent ohatranao ary aza mandrera-tena ato. Tsy omena tsiny koa anefa enao satria efa fahazaranao sy toetranao mihitsy ny manakiana ny mpiserasera rehetra eto. Ary ny zavatra tsy hitan'ny masonao dia tsy voatery tsy misy na fiction......
8. xxx
(
24/02/2010 13:17)
maninona kosa ary Njary no miakatra be toa izao e! avelao any zay milaza azy ho intelligent be ato fa izahay koas dia liana dia liana tokoa à zavamisy any dago!ary isaorako manokana anao tokoa izany.ary raha ny tohin'ilay tantara moba ny fandevenana azy mianaka indray dia vao maika nahatorotoro ny foko mihintsy.
9. njari
(
25/02/2010 06:03)

:lol: ok ok, tsy tezitra ka, marina n'enao.....
10. xxx
(
25/02/2010 15:50)
zà indray dia afa-jaza teo @ faha 5 volana teny @ klinika ankadifotsy! tena nijaly be tokoa aho t@mzay, fa ny tena nampalahelo ahy dia nasaina nanèna toa ireny miteraka ireny aho dia tafavoaka soamantsara ilay zaza,mbola velona ary ny vadiko no nahita azy fa izaho tsy navela nijery azy.nentina tao @ efitra iray ilay zaza dia navela ho faty oazy teo ary hitan'ny vadiko mihintsy ny nialàny aina.angamba ataoko fa tsy mbola misy mangidy toa izany koa.
11. rakapy
(
25/02/2010 16:50)
Hoy i xxx
De inona hono no antony nanaovan'ireo rasazy na dokotera izany? mba naotanianareo ve?
nentina tao @ efitra iray ilay zaza dia navela ho faty oazy teo ary hitan'ny vadiko mihintsy ny nialàny aina.
De inona hono no antony nanaovan'ireo rasazy na dokotera izany? mba naotanianareo ve?
12. xxx
(
25/02/2010 19:43)
an! an! dia oe tsy viable hono ny zaza 5mois nefa dia efa nisy volo be ery lay zazakely.atao ahoana fa ny tena aza moa efa tao anatin'ny fangirifirina sns, na dia efa ny nitondrana fotsiny ilay zaza 5 volana tao ankibo aza dia efa nanantena tokoa fa ho tody hatramin'ny farany.ary sady amin'izay zazavoalohany.ka hoy ianao oe nanontany ve zahay! sa mba tokony ireo pitsabo ireo no tokony nieazaka nanazava misy2 kokoa ny antony! ka hitanao amizany ary oe aiza ho aiza @zany ny tena mba zon'olombelona???
13. xxx
(
26/02/2010 14:12)
Film d'horeur daholo izany ato izany
Par principe aloha , izaho dia any @ hopitaly foana no miteraka, tsy an-trano tsy clinique, any @ toerana misy efitra fandidiana foana
Ankoatr'izay dia rehefa tsy misy tokoa moa ny fitaovana, na ny atao , dia tsy misy hosarangotina e, ny aza voany hoy Mompera no fanafodiny
Fa tsy voako aloha ilay hoe halaina ao an-kibon'ilay maty ihany ilay zaza maty satria tsy maintsy atao an'irona !!! Mba loza koa isika gasy ka ! laisse les en paix svp

14. njari
(
01/03/2010 10:13)
xxx:
zà indray dia afa-jaza teo @ faha 5 volana teny @ klinika ankadifotsy! tena nijaly be tokoa aho t@mzay, fa ny tena nampalahelo ahy dia nasaina nanèna toa ireny miteraka ireny aho dia tafavoaka soamantsara ilay zaza,mbola velona ary ny vadiko no nahita azy fa izaho tsy navela nijery azy.nentina tao @ efitra iray ilay zaza dia navela ho faty oazy teo ary hitan'ny vadiko mihintsy ny nialàny aina.angamba ataoko fa tsy mbola misy mangidy toa izany koa.
efa nahazo ahy koa zany nanjo anao zany, fa saingy ny ahy indray maty tao an-kibo, 5 mois, lahy kely ilay izy ary za mitsy no tsy te hijery azy fa manimba saina, ny vadiko no nijery azy tao sy nandevina azy.nisy malformation izy tao an-kibo tao, ny dokotera moa de niteny anay hoe tsy naleonareo ve zay satria raha velona teo aza izy dia sady handicapé mental no handicapé physique satria ny colonne vertebrale no voa, tsy nikatona hatr@ farany de samy hijaly na izy na ianareo ray aman-dreniny.....
fa ny saina no atanjaho re a, mbola misy anjara ho anao foana ao fa aza matahotra...., ho ahy zao dia kambana ny takalon'iny lasa iny......
Dera ho an'ny ao Ambony....
Mahereza ôôô
15. rakapy
(
01/03/2010 10:28)
Hoy i xxx 11
Ka izay izany no valim-panotanianao. Matetika ny zaza latsaky ny 7 volana dia sarotra velomina raha ho velona aza.
Ny Zonao dia :
-Manan-jo ianao hametraka fanotaniana izay manitikitika ny sainao @ 'ireo dokotera na rasazy.
-Izy ireo koa anefa dia manan-jo ny hamaly na tsia ny fanotanianao. Eto nefa dia mila raison matanjaka izy ireo hanohanany ny fandavany ny tsy hamaly ny fanotanianao. Ary raha tsy mazava ny antony dia manan-jo koa ianao hitory azy ireo.
Izay ilay atao hoe ZO. Marina fa mampalahelo ny nahita ilay zaza navela hiala aina teo nefa tsy misy azo atao , indrindra moa raha tsy ampy fitaovana izay dia...
an! an! dia oe tsy viable hono ny zaza 5mois nefa dia efa nisy volo be ery lay zazakely
Ka izay izany no valim-panotanianao. Matetika ny zaza latsaky ny 7 volana dia sarotra velomina raha ho velona aza.
.ka hoy ianao oe nanontany ve zahay! sa mba tokony ireo pitsabo ireo no tokony nieazaka nanazava misy2 kokoa ny antony! ka hitanao amizany ary oe aiza ho aiza @zany ny tena mba zon'olombelona??
Ny Zonao dia :
-Manan-jo ianao hametraka fanotaniana izay manitikitika ny sainao @ 'ireo dokotera na rasazy.
-Izy ireo koa anefa dia manan-jo ny hamaly na tsia ny fanotanianao. Eto nefa dia mila raison matanjaka izy ireo hanohanany ny fandavany ny tsy hamaly ny fanotanianao. Ary raha tsy mazava ny antony dia manan-jo koa ianao hitory azy ireo.
Izay ilay atao hoe ZO. Marina fa mampalahelo ny nahita ilay zaza navela hiala aina teo nefa tsy misy azo atao , indrindra moa raha tsy ampy fitaovana izay dia...
16. Djhamhal
(
01/03/2010 11:35)
Ny olana dia tsy dia fantatry ny olona oe raha hametraka fitarainana na fitoriana mikasika ny tranga miseho toy izao izy dia ho aiza ??? ary raha hitany ilay toerana dia tena azo antoka ve fa hanampy ilay olona niharan'ny tsy rariny ve ny toerana izay hitarainany ? matetika mantsy toa very anjavony fotsiny ny fitoriana na fitarainana ataon'ilay niharam-boina fa ianao efa tra-pavoazana ndray no mitotototo sy lany vola amankarena amin'lay raharaha !!
17. xxx
(
01/03/2010 21:22)
marina mihintsy ny voalazan'i djhamal,satria na hitory aza ianao, izy samy izy pitsabo mifampiaro rahateo.
18. Ratoa
(
01/03/2010 21:25)
Ka izay mihitsy anie ilay fanontaniako ry njari raha nanotany aho hoe "dia avela ho faty eo?" Manana andraikitra ny mpitsabo, na dokotera na rasajy, hiantso ambulance na helicoptère mihitsy aza hamonjena ain'olombelona. Ary rehefa tsy misy izany dia mbola azo atao koa ny miala nenina amin'ny saretin'omby.
Tena naha ontsa ny foko tokoa ny nijery ity namako maty zanaka, izay fito volana monja no niainany tao ambohoka. tsy nisy inoninona azo natao na dia nentina teny amin'ny hopitaly an-drenivohitra aza ilay ramatoa. Tsy tana ny zaza ary ny dokotera tonga dia nilaza fa ho faty izy ireo afaka adiny iray.
Ny mpitsabo dia efa nomanina tsy hilaza ny marina rehetra. Raha tsapany fa tsy hahatanty ny havana na ny marary na tsy misy azony atao, dia aleony tsy milaza toa izay manampy trotraka. Ary tsy manamana ny atao hoe "vérité absolue" izy. Nisy zaza marefo dia marefo ary mbola nanana malformation cardiaque koa. Dia hoy ny dokotera mantsy an-dray amandreniny hoe :"tsy hateza ity zaza ity. Raha ela indrindra dia 18 taona no hiainany. Izao ilay ramatoa efa 88 Taona ary naleviny daholony mpiraytampo aminy.
tsy manome tsiny ny fianakaviana tsy mety an-devona zaza-rano aho, satria izay ny finoany. Araky ny voalaza etsy ambony dia olona toa mbola ambanivohitra izy ireo. Tsy dia manana fahlalana firy. tsy azo korodosina izy fa izay no mety amin'ny sainy sy nyeritreriny sy ny fombany.
Saingy ny fahitako azy anefa dia toa mampifangaro zavatra ireto izy. Ilay zaza ao an-kibo fa tsy teraka. Azo alevina ho nofo iray izy mianaka. Ny hoe alevina anirotra indray, dia zaza rano mandeha irery no atao izay: tsy anokafana fasana ary tsy isaonana fa mbola rano ka miandry ny fandevenana olondehibe na zaza efa niaina ny fandevenana azy; na ny mari-marina kokoa, ny fampidirana azy ao amin'ny fasana. Ka ny fandevenana an-dreniny dia efa "opportunité" ampidirana azy.

19. soanja
(
03/03/2010 04:20)
njari:
misy zavatra mampalahelo toy izao nitranga teto am ty tanintsika ty :
nisy vehivavy iray bevohoka ka rehefa teo ampanenàna izy de tsy tàna ny ainy fa tsy nahay nanena. maty izy nefa ny zaza mbola tsy tafavoaka ary mbola hita velona tao an-kibo. mbola hita nihetsiketsika teo ilay zaza nadritry ny fotoana naharitra, araky ny filazan'ireo manodidna azy tao de efa nentina teny am toeram-pitsaboana fa nilaza ny teny hoe tsy manana fitaovana handidina ka de nojeren'izy ireo teo fotsiny ilay zaza mandra-pahafatiny teo, ny niafarany dia maty tao an-kibo le zaza ary niakatra hatrany amin'ny tratran'ilay ramatoa satria niezaka nitady lalana ny hivoaka fa tsy afaka. asa aloha ny mety ho hevitrao manoloana ny trangan-javatra toy izany fa amin'ny maha reny ahy dia ho sanatriaviko mihitsy ny hahita ka hijery fotsiny fa tokony ho natao izay azo natao rehetra hamoahana ilay zaza tao. marihina aloha fa anisan'ireny olona tsy manankatao le olona ary tena atao mihitsy hoe tsy manam-bola e (underground). fa ra zaho alou de tena tsy hahavita hijery fotsiny hoe io misy zaza velona tsara mitady lalana hivoaka ka hijery azy eo mandra-pahafatiny e, asa ihany koa izy tokony ho andraikitry ny mpitsabo izay niniana ny hanavotra ny ain'olona amin'ny fomba rehetra izay azo atao..........
Indrisy mantsy! Raha mbola manjaka ny fahantrana sy ny tsy fahalalalana eo amin'ny firenena dia mbola tsy hita/ iainana ny atao hoe "ZO" na dia hita miharihary aza fa tokony hanan-jo ny zaza hiaina sy hivelona na efa lasana aza ny reniny.
Inona moa no azo atao raha tsy manam-pitaovana tokoa ny hopitaly?
Malahelo tokoa ny foko raha nahalala reny sy zanaka efa ho 20 aho maty teo ampiterahana raha toa ka 40 km miala ny tanana ny toeram-pitsaboana akaiky indrindra ary na tonga any aza dia tsy misy handidiana ao fa 80 km avy eo indray vao hisy toeram-pandidiana. Inona no azo atao???
Mafy tokoa izany fa dia ny miezaka manampy ilay firenena araka izay vita, hiala amin'izany fahoriana mianjady izany no tokony atao vaidohan-draharaha.