arosoy le fifidianana
1. bazylou
(
22/02/2010 19:43)
tgv fa efa masaka ny bala reel a, :-D :-D :-D :-D
répondu par fijo le 24/02/2010 22:38
2. 08051972
(
22/02/2010 20:15)
tsara zay e! Ka tsy eleo ve maty toizay hahita nny taranaka nopotehina hilomano ao anty fahantrana?
3. ndotofetsy
(
22/02/2010 20:30)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsisy mahantra intsony anie eto mada eee
tsisy mahantra intsony anie eto mada eee
4. AndriambyII
(
22/02/2010 21:29)
bazylou:
tgv fa efa masaka ny bala reel a, :-D :-D :-D :-D
Indisy ly mialamila manao kasika tala talehy !!
iny basy iny haolilanao @ iza ??
enga anie ty ifotota @ nao ny hagaiganao !!
:idea: :idea:
5. ifiona
(
22/02/2010 22:38)
indrisy fa very daholo ny nifin'i Andriambyll! hihihihihi :-* :-* :-* :-*
mafy ihany ty krizy ty :x :x :cry: :cry:
mafy ihany ty krizy ty :x :x :cry: :cry:
6. AndriambyII
(
22/02/2010 22:50)
ifiona:
indrisy fa very daholo ny nifin'i Andriambyll! hihihihihi :-* :-* :-* :-*
mafy ihany ty krizy ty :x :x :cry: :cry:
Olety ly fiona a nifina vampila ange glady é ! in efata ôtan' ny an' ny oul nolmal !!hi hi hi !!
:-D :-D :-D
7. Mirananirina
(
23/02/2010 08:47)
arosoy le fifidiananainona aloha no hidiran'ny basy aminy fifidianana eh!!!!hoe ambanana basy daholo ny olona hifidy tgv :x :x :x
tgv fa efa masaka ny bala reel a
10. ndotofetsy
(
23/02/2010 20:56)
tsy aleo ve aroso aloha ny toaka vao moly sy fifidianana
sniff
tchroufff
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sniff
tchroufff
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. pikatti
(
24/02/2010 07:46)
Fifidiana inona aloha no tian'elah aroso??? tsy aleo ve aroso aloha ny toaka vao moly sy fifidianana :-D :-D :-D
12. moi
(
24/02/2010 08:20)
mba nandiso hevitra ahy ny tato, hay resaka basy sy toaka ! arosoy le fifidianana hoe iza ny basy tsara, sy toaka mora lany ? zay kay le resaka tato !!
