REGARDER VIDEO Pr Julien RADANOARA invité de Zoma

1. vatofototra ( 20/02/2010 08:37)
REGARDER VIDEO Journal GIC-Verdict sans appel contre Rajoelina 19 fév 2010

- Interview du Président de la SADC
- Réunion du GIC et Conseil de Paix et de la Sécurité de l'Union Africaine
- Réaction Ramakavelo

A voir également :
- Pr Julien RADANOARA invité de Zoma de Onitiana Realy
Enseignant Relations Internationales

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par tsikiko le 13/07/2013 14:04
2. locl ( 20/02/2010 10:24)
De manakory izany no tohiny?
3. ndotofetsy ( 20/02/2010 19:50)
ary maimbo vava be ra locl zany fa tsisy mamaly
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. katrikatry ( 21/02/2010 02:54)
Tsara petrapetra tsara kosa ry zalahy ny famelambelarana ataon'ito Pr RADANOARA
Afa-drakotra tsara ny fikafika fanaon'ny Frantsay =D =D =D
5. pikatti ( 22/02/2010 00:28)
Afa-drakotra tsara ny fikafika fanaon'ny Frantsay

Tsy ratsy tena ilaina ny fanehoana hevitra hotran'izao , tena tsara ny fomba
fijeriny ny zava-nisy , ny zavatra misy @ izao sy ny zavatra tokony ho hatao,manehoa ny hevitrao e, isika samy tsy mpanao politika (izaho apolitika) fa samy manana hevitra kely daholo aroso sy manana teny kely hambara
6. tsikiko ( 13/07/2013 14:04)
manao ahoana e, tara be ngamba ny fantaniko fa sao dia mbola misy mahita an'io vidéo an'i Pr Radanoara t@invité du zoma io ? otran'ny efa ilay vao2 daholo no ao.
misaotra mialoha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494