Pronostic
3. bebonga
(
18/02/2010 17:36)
Raha ny fahitana ireo Malagasy maro anisa sy efa leo tanteraka ny FAT , mampalahela fa tsy afa maneho ny hatezerany ru zareo fa na basy na fonja no fampitahorana ataon'ny fanjakana TGV =(( =(( fifidianana no basim-bahoaka
4. feticon
(
18/02/2010 18:19)
rehefa tsy ho tian'ny malagasy intsony ra8 vao mahazo mody aty dago,izay problem fat
6. esserra
(
18/02/2010 19:29)
rehefa tsy ho tian'ny malagasy intsony ra8 vao mahazo mody aty dago,izay problem fat
Tsy hitako izay tena hatahorana an'i L8 tsy ho tonga , lasa ady kanosa lava izao mantsy ny FAT , manenjika , miady , manoso-potaka,mandrava, satria ny adversa tsy eo hamaly ilay lainga tsara lahatra, na ny solontenan'ireo mpanohatra rehetra eto an-toerana azy tsy misy mahazo miresaka @ haino aman-jery
7. fijo
(
18/02/2010 19:54)
koditra ny fat ka,raha miverina eo levalo mbola mandresy de atahorana mafy
8. pikatti
(
18/02/2010 20:43)
Mahazo miverina daholo afa tsy R8 ozy rabitro , satria mety hiteraka korontana izany hoy ihany izy , izay ve no tena marina sa kosa ny mpomba an-dr8( izay nolazaina fa ny vahoaka no nanala azy teo io) no tena ahatahorany fa bobaka be :roll: :roll:
9. fijo
(
18/02/2010 20:45)
efa izay koa anie le kozy tamin'ny ireo firehana 3 tany addis e,hoe voatoraka ireo rah amiverina fa aleo tsy avela mody.kayyyyyy
10. pikatti
(
18/02/2010 20:51)
Ka miseho be doika eo rabitro fa miha latsaka an-katerana foana , dia avy eo hiverina @ teniny ndray , tsss, efa tsy masin-teny @ vahoaka lery ty
Ary tena henjana be zany k$ozin-dry zalahy GIC zany klé, asio siosion-dresaka kely any vatofototra, alefaso kely ny fil info, efa tsindrian-daona be ny fianakam-s tgv miandry sazy vao miseho eto hono e,
rawix aza adino ny rano mangatsiaka :-D :-D

12. pikatti
(
18/02/2010 21:21)
Ary niova tampoka ny sarin'elah ry essera :-D :-D :-D
Ka aleo aloha hirodirody eto fa angamba io rafijo mety mafanafana ihany kah, ny mpisera koa mbola miandry ny feon'ny mozika vao hiditra :lol:
Ka aleo aloha hirodirody eto fa angamba io rafijo mety mafanafana ihany kah, ny mpisera koa mbola miandry ny feon'ny mozika vao hiditra :lol:
14. pikatti
(
18/02/2010 22:22)
Aiza ry vatofototra a, hafatra avy any @ wiwi, mifona hono izy @ le vava fanaony eto ireny e, te hahita haingana ny vaovaon'ny vatofototra lery , zany indray no hafatra teo :lol: menatra hono nedala hiteny an'izany
16. esserra
(
20/02/2010 13:13)
Aiza ry vatofototra a, hafatra avy any @ wiwi, mifona hono izy @ le vava fanaony eto ireny e, te hahita haingana ny vaovaon'ny vatofototra lery , zany indray no hafatra teo menatra hono nedala hiteny an'izany
Petsa wiwikely leuleu :-D :-D :-D ,mitodiha aty @ vatofototra e, aty no misy ny vaovao marina fa tsy misy sivana ary misy forum fa tsy io madagetotra io e!!!!!