metisy le aza

1. bazylou ( 11/02/2010 18:23)
rehef atsy hain'ny tompotanuy intsony ny apoak adi atsy maintsy miditra ny metisy hanitsaka ny tena izy ary hampiatra ny lalan'ny vazaha ao aminy hanitsahan ale gasy maty noana be hataka :?: :?:
répondu par terrywui le 14/02/2010 12:03
2. milamm ( 11/02/2010 18:42)
in dolidoly zany ry bazy omeo sopapa fa tsisy mazava 8O
3. ifiona ( 11/02/2010 18:59)
lasa nivaha ra bazy fa mafy ny mahazo an''ilay hitler keliny
4. AndriambyII ( 11/02/2010 21:16)
Tsy aleo ve aloha mivaha toa izay mihidy ra ifiona a !!Aleo hibanaka ny rehetra hijerena ny tsy mety !! Tsy maintsy mahataty i Andry kely raha te hahazo sauf conduite ; izay ihany , raha eo @ ny toerany mantsy ianareo mifandipatra @ ireto sola antitra ireto dia sur fa tsy maintsy mibaradaka ihany kou !!! :idea: :idea:
5. pikatti ( 11/02/2010 23:35)
sy maintsy miditra ny metisy hanitsaka ny tena izy ary hampiatra ny lalan'ny vazaha ao aminy hanitsahan ale gasy maty noana be hataka

INONA LEITY NY TIAN4ELAH TENENINA A???
Aza manody hono ny ratsy atao e :lol:
6. ifiona ( 12/02/2010 07:28)
miviaka mantsy e :lol:

Andriambyll enao ve sola antitra :roll: :roll: :roll:
7. diloo ( 12/02/2010 14:12)
I vital fatal angamba no tian'ny lery lazaina :roll:
8. AndriambyII ( 12/02/2010 14:52)
Non , volo tsy mipataka efa dimy taona ny ahy ,fa tsy zatra nifohifohy volo mitady seza ohatry ireny anti-dahy very saina mangirika fitondrana ireny !! :-D :-D ny interdépendance kosa aloha tsy maintsy raisina en compte ra bazylou , serieux izany !!
9. ifiona ( 12/02/2010 14:57)
AndriambyII:

Non , volo tsy mipataka efa dimy taona ny ahy ,fa tsy zatra nifohifohy volo mitady seza ohatry ireny anti-dahy very saina mangirika fitondrana ireny !! :-D :-D ny interdépendance kosa aloha tsy maintsy raisina en compte ra bazylou , serieux izany !!



pour reprendre l'expression préférée de notre bazylou international, beurrrrrrrkkkkkkkk!!! :-D :-D :-D :-D :-* :P 8) :lol: 8O
10. AndriambyII ( 12/02/2010 15:35)
:-D :-D kkiiiiyy !!
11. bazylou ( 13/02/2010 17:55)
tsy mazava minareo ve io nosoratako io e?? ianareo angaha tsy gasy ?? iza no metisy ?? inona no ataony ao mdg?? ary inona no ataonareo malagasy pira :-P :-P
12. milamm ( 14/02/2010 02:19)
tsy mazava ny kozinla,ela nga Malagasy sa metisy sa beuuuuuurkkkkk fotsn in no hevitr'ela ,in no tinla lazaina sy atao @ zao fotoana ???? olomboa-vidiny frantsay ela sa Malagasy
13. AndriambyII ( 14/02/2010 10:08)
Dé lazain-drabazy fa mpangataka daholo ve ny Gasy rehetra izany ???
20 millions d'individus mpangataka iray firenena ??? :lol: :lol: lol !!
14. terrywui ( 14/02/2010 12:03)
natory tsara ve Ifiona alou halina e??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0807