REGARDER VIDEO Journal Zizanie au sein de la HAT-08 fév 2010
1. vatofototra
(
08/02/2010 18:44)
REGARDER VIDEO Journal Zizanie au sein de la HAT-08 fév 2010
- Zizanie au sein de la mouvance Rajoelina
- Dépôt de gerbes à Ambohitsirohitra
- Le FIS accusé de Bandit
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
- Zizanie au sein de la mouvance Rajoelina
- Dépôt de gerbes à Ambohitsirohitra
- Le FIS accusé de Bandit
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par Rajakoo le 11/02/2010 17:43
2. milamm
(
09/02/2010 13:45)
tsy afa-bela tsony reo hat nandrora nitsilany reo,efa misokatra tokoa @ zao tsika miresaka izao ny fanadihadiana(04/02/10)tribonaly iraisampirenena momba ireo heloka bevava(fanitsakitsahana ny zon\'olmbel)atr@ dec 2008 iny momba reo tompon\'andraikitra ary hitondra ny famaizana mivantana(@ reo roma statut UN)ny Amnesty Int.dia manana sampana mpanaramaso nanaraka ireny toe-draharaha ireny,07 fev ao ko ny 26 jan sy reo gadra politika marobe tsy nandalo fitsarana,nanamafy sy nanambara fa tsy maintsy ho tsaraina ireo nahavanon-doza
http://www.amnesty.org/en/news-and-updates/report/madagascar-killings-must-be-investigated-and-perpetrators-brought-justice
mbola ao anaty fanadihadiana,fanagonana ireo porofo fiampangana alohany amoahana ny didim-pitsarana izy ireo ary aharitra atr@ 11 fev zao ,de iaraha-mahita eo hivoaka ny marina fa ambavahoana ny filaminambahoaka sy fandriampahalemany firenena,raha tsy voatsara ireo criminals hat reo ,miomana zany ry foza isany ko :-D

3. patrick2002
(
09/02/2010 15:16)
:-D :-D :-D :-D
sao dia efa azon`ody ,nampisotrony Ravalo amanin`osy ary nareo lety ah!
azo lazaina koa anie fa fanitsakitsahana ny zon`olombelona no nataony dadiste misintona olona eny @ MAGRO ,tena efa gaigy reto dadiste reto

4. milamm
(
09/02/2010 15:35)
an3 ela no tena gaigy rapa fa aza tia2 resaka a =)) =)) avy nandoko maso t@ moly ko ngambany ela =)) ka tsy mahita tsara,ra azo torina moa ny misintona olona eny @ magro manin no tsy toriany ela,ny amnesty int. no nanokatra ny dossier tany @ tribonaly iraisam-pirenena momba ny 07/02/09 fa aza manao fisainana babakoto otran'io, black monday reny ko mbola ho avy ,teny antanimena teny @ episkopaly namitahana an'i pasitera Rasendrahasina,sy natrehany N.Marquardt mbola tsy lazaina fanampiny,ny mpamosavy mandeha alina aza lesy misy mahita fa zao no lazaiko anla reo akaiky an'i lavanify reo no hanatsatoka ny antsy ao andamosiny fa miomana :-@
8. terrywui
(
10/02/2010 16:19)
Tsy kobon'ny mpîsera ve fa zavatra efatra na dimy eo ihany ireo Vidaka mba falefan'ny Vatofototra eto fa ovaovainy fotsiny ny lohateniny eeee!!! hin hin hin hin hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D kobo elah vatofotsy=hery aaaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Rajakoo
(
11/02/2010 07:26)
MILAY E,ALEFASO FOANA NY INFOS RAVATOFOTOTRA A!!!REVENAY MPISERA E :D
10. terrywui
(
11/02/2010 16:47)
Ragidro irery anie no mirevy an'io fa Ifiona kou aza efa nanakiana mafy an'i vatomifototra io hoe mpanolanjaza ony de eto no be kozy eto ....!! lainga daholo ny 90% ny zavatra alefan'i vatofotsy eto io !!! IFIONA rery no tonga saina nahalala ny marina :lol: :lol: :lol: