Conseil de surveillance de la transition

1. esserra ( 08/02/2010 06:04)
Mivarotra saka be loha ho an'i GIC ty sisa Rabelety klé , efa tsisy atoraka fa ntsony fefa mitsipatsipaka ho faty!!! Mihevitra mihitsy mantsy lehikely io fa paiso daholo ny pokna an , inona zao no zavatra ho vitan'io eo conseil de surveillance kely io???, tsy hanao saribakoly fotsiny hipetraka hanaingo ny FATY ???
Mahamay elah rabitro a!!, Mitady hiala bala ho aiza eo e,!!! Avy nadrafitra vata-paty ny Malagasy ny 7Febroary 2009 dia nindradrdra fa hoe tsy maintsy miantoka izay tompon'andraikitra dia aiza izao , efa taona lasa izay ???Nahoana raha sahy tsy nitairany ny fandalilanana nangatahin'i le8 ny ampitson'iny???
Taiza daholo ry zalahy tgv ireo no niafina rehefa avy namporisika ny vahoaka hamono tena???
Dia mbola ireny olona novonoiny ireny ihany no ataony fonds de commerces indray koa ity:twisted: :twisted: :twisted: tena fanaovana tsinontsinona ny zoan'ny Mlagasy izao ataonao izao ry foza a :evil: :evil: :evil:
répondu par fijo le 09/02/2010 20:28
2. esserra ( 08/02/2010 06:23)
Olona nataon-dry tgv sorona hazahoany seza
manipuler-ndry Roindefo sy Sareraka ny Tgvistes ho eny Ambohitsirohitra,i Rabitro niala sirka
Prez ny victimes teo aloha io , naninona no tsy ao ntsony
izao ve no atao hoe vahoaka Malagasy ???
Foza mpamono olona tsy tahotra tsy henatra manao ny ain'olona fonds de commerces ndray :twisted: :twisted:
3. rabaradaka ( 08/02/2010 08:03)
Raha ny tantara dia ilay razoky nanao palitao gris izay nandrisika ny olona handroso no tokony ho samborina, izy moa nataon'i Andry TGV filohan'ity AV7 (Avec Violance 7 fois) ity dia tsy hita zay marina.
4. milamm ( 08/02/2010 18:01)
tena ilaina io conseil de surveillance io essera a,karazana independant comission/otrany monima 1971(shadow cabinet)zay andraisany lafy valony nosy rehetra anjara anangona sy hanokatra reo dossier 26/01/09 ka hatr@ 17 marsa 09,ny hatreo ka hatr@ 02/2010 momba reo heloka ambony @ fitondram-panjakana(anti-constitutional),vono olona marobe sy zo voaitsakitsaka,fangalarana ny harempirenena,didy jadona sy famoretana ary takalon\'aina ny olompirenena Malagasy,azo aroso ho fampiatona @ fitsapankevibahoaka ny fitondrana hat tetezamita ka irotsahany satroka manga hiaro sy hanara-maso ireo fifidianana ho avy(ilaina ny miaramila mpanelanelana satria mohaka ny tafika sy foloalindahy resy tsy nisy basy nipoaka na aina nafoiny izy reo any tanindrazana ny tsy manantsiny no maty ka tsy ilaina raha ny hevitro manokana)

kozy 2 nisintona ny saiko @ reo sary mirakitra iny vanim-potoana iny,
- sign \" V \",eVil sign symbolic for a french Vindification not for a Victory,build on a bedrock of Violence
-tapitra omaly alina 07/02/10 ny tantarany revolisiona oranjy any ukrainia nalainy lavanify tahaka,tafaverina eo ampelatanany kremlin indray ny prezidanza v.yanukovych zay napetraky ny sovy nifaninana aminy p.m teo aloha tymoshenko,lasany sovy ndray ukrania toa an\'i Madagasikara eo ambany vahohony mpanao politika frantsay
5. fijo ( 09/02/2010 20:28)
efa ny mody tsy mahita sisa no mbola momba an'i TGV anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554