Iza avy ireo mamaky vaovao eto ??

1. rabaradaka ( 28/01/2010 06:06)
Tsyb tehamerina intsony ny vaovao aho fa izay lazaiko eto ry dadatoa dia vaovao misy preuve avokoa. Tadidinareo ilay nilazako hoe potsiro ny voamasiko raha raikitra io 20 marsa io !!! Fa izao e : mba misy olo-maventy mamaky ve ity site seraserantsika ity fa toa isika mianakavy ihany no mifanasa vangy eto ? I Ratsiraka, Ravalomanana, Fetison, Andry TGV, Jean Ping sy ny sisa ve mba mijery eto ? Sa isika tsy matotra no tsy hijeren'ny olona eto ?
répondu par fijo le 30/01/2010 22:45
2. xxx1 ( 28/01/2010 07:09)
baradaka:
Fa izao e : mba misy olo-maventy mamaky ve ity site seraserantsika ity fa toa isika mianakavy ihany no mifanasa vangy eto ? I Ratsiraka, Ravalomanana, Fetison, Andry TGV, Jean Ping sy ny sisa ve mba mijery eto ? Sa isika tsy matotra no tsy hijeren'ny olona eto ?


Mba hisorohana ny amin'izany dia tokony hatsangan'i hery haingana dia haingana ny antoko politikan'ny vaovao (izy no nilaza an'io taloha fa tsy izaho akory no mamorina eto). Satria sady hanaraka ambokony an'azy ny olona no mety....mety hoa mba hisy possibilité hoe mba tafarina kely i gasirantsika amin'izay.

TAIRO AMIN'IZAY RANGAHA FA ELA LOATRA RA-HERY A!
Avelao any aloha ny fanatsarana izay karajia any fa alohalika ny ranom-bary e! :?
3. tgvafond ( 28/01/2010 11:27)
Tsy tehamerina intsony ny vaovao aho fa izay lazaiko eto ry dadatoa dia vaovao misy preuve avokoa.

Ok tena tao e =D
4. Mirananirina ( 28/01/2010 13:00)
mba misy olo-maventy mamaky ve ity site seraserantsika ity fa toa isika mianakavy ihany no mifanasa vangy eto ? I Ratsiraka, Ravalomanana, Fetison, Andry TGV, Jean Ping sy ny sisa ve mba mijery eto ? Sa isika tsy matotra no tsy hijeren'ny olona eto ?
nahoana moa no lazainao fa tsy matotra isika???? 8-) 8-) 8-)
5. locl ( 28/01/2010 14:16)
Na mamaky ireo zavatra eto zareo ireo, tsy hi-commenter ny resaka eto zareo satria mety hamely azy indray andro any
6. milamm ( 28/01/2010 15:15)
fanampiny @ voalazany rehetra rabaradaka de izao a,efa fandrosoana eo @ fifamoivoizany teknolojia ny haino amanjery ty tranokala serasera asa efa aman-taonany natsangany A.toa Hery sy ireo mpiaramitantana aminy isaorana izy ireo angady nananana.Tsy resaka dizinefo akory fa fankasitrahana ireo asa vitan\'izy reo.Sehatry ny daholobe ny resaka eto,mielimpatrana reo hevitra samihafa itarafana ny rafimpisainana Malagasy eran-tany na atao aza oe misy mijery sy mitatitra(sondage)reo resaka mifanandrify @ reo olo-maventy ireo de tsy midika akory izay fa tsy maintsy ho henoiny,oh fotsiny i lavanify efa vondrona iraisampirenena rehetra no manasazy sy manao fahirano ty fitondrana nangalarina ary milaza fa mpanongampanjakana izy(afatsy frantsa),fifanarahana nosoniaviny tenany aza laviny
i Ravalomanana nefa na fahefana teny andalambe aza de mifanohitra noekeny vondrona iraisampirenena rehetra satria tsy nitifitifitra vahoaka teny andalambe zany izy taorinany nandraisany fahefana
(ny zana-dambo mo de nampandriana tany t@ reo fati-dra deba nampihorohoro tany atsimo sy avaratra)
ireo roa reo aloha hatr@ zao no mpifaninana goavana indrindra afaka miatrika reo olana @ zao fotoana
-frantsa(lavanify filoha nanendry tena) vs Ravalomanana(filoha nofidiam-bahoaka)
izaho manokana de i Ravalomanana izay Malagasy 100% olombelona manana ny kilemany toa antsika rehetra,namelona Malagasy marobe na tsy nahatontosa ny andraikiny tanteraka aza,ny toetra ratsy hono azo ovana .betsaka ny vitany tsy ekeko nefa vao nisokatra ny rivo-baovao de nogejainy frantsa indray ,mila azy ho ampinga fiaro ny vavahadiny tanindrazana manoloana ireto frantsay nandritry 107 taona(efa naheno siosio aza za oe $45 millions no valisoa zay mahafaty an\'io lehilahy io,mihetsika ny hambo-po maha-Malagasy ahy satria voafidiny olompirenena toa ahy io ary manana sata ambony aro-fenitra sahaza izany mitady ho ajedaky ny service secret frantsay/mode operandi)ampio i Ravalomanana hiara hamongotra ireto frantsay namotika ny firenena ireto,io no anohanako an-Ravalomanana fa tsy oe lasa Tim akory za...
7. ndotofetsy ( 28/01/2010 17:13)
Zana drambo zana drambo.
Ka efa niteny aho tatsy ambadika tatsy fa variana mandany connection eto fotsiny ianareo fa i ndry rajoelina izao ho any frantsa hihinana kaviara sy hisotro champagne sady handray ny karamany ihany koa fa ianareo mbola hande tgv rahariva. Izahay eo @ tanana moa dia asiana mi batra tongotra indray mandeha mody rehefa avy eo de mividy maskita anankiroa fotsiny de misotro rano atao kaly hariva. Ny sora koa amin io mbola borkena fa tsimaintsy tsitsina. Sao de mihevitra ianreo fa misy mijery na mamaky eto ireo mpanao polifika ireo. Ny fotoan hihinananny vola aza efa mandany fotoana ho azy koa izay hiserasera eto. Oaaay tady lany ny credit ato zany....
Jereo fa mande roplanina foana ny vadin ny ministra sy ny mpiasa ao @ ministera satria afaka mamorona budget formation tampoka izany. Soa ihany fa mahazo 2% ny mpiasa majinika rehefa mande le vaddin i lery amizay mba tsy mibatra mody fa mba mande taxi be. Na de misy fofonkelika ihany aza ao dia ihafiana. Ampiasaina indray koa aloha ilay 4x4 rehefa tsy eo le ramatoa hono dia hamidy ny lasantsy.
Manonofy ianareo raha ohatra ka miheritreritra na son sexcellence monja roindefo azagny tsa mijery etoana fa efa nahazo villa ngoza be izkely sisa ny credit fa aleo hanao trosa kely raha mety ra bekibo
:^) :^) :^) :^)
8. vatokilonjy ( 28/01/2010 17:58)
rabaradaka:

Tsyb tehamerina intsony ny vaovao aho fa izay lazaiko eto ry dadatoa dia vaovao misy preuve avokoa. Tadidinareo ilay nilazako hoe potsiro ny voamasiko raha raikitra io 20 marsa io !!! Fa izao e : mba misy olo-maventy mamaky ve ity site seraserantsika ity fa toa isika mianakavy ihany no mifanasa vangy eto ? I Ratsiraka, Ravalomanana, Fetison, Andry TGV, Jean Ping sy ny sisa ve mba mijery eto ? Sa isika tsy matotra no tsy hijeren'ny olona eto ?

marina izany dadatoa an,mamaky eto koa i_ dada,ratsiraka ,eto daholo ny kil e ,hatramin'i andry rajoelina koa eto no miserasera

9. sitlo ( 28/01/2010 18:46)
Izaho mijery eto ka!
10. Papoose ( 28/01/2010 19:02)
:-D :-D :-D :-D
11. fijo ( 28/01/2010 21:24)
na misy mamaky eto ry zalahy na tsia,tsy any ny olana,fa isika hafaka maneho ny hevitra misy amintsika koa
12. pikatti ( 28/01/2010 22:22)
na misy mamaky eto ry zalahy na tsia,tsy any ny olana,fa isika hafaka maneho ny hevitra misy amintsika koa
Tena izay kah
Misy mijery eto ry zalahy ao fa matetika aho mahazo antso an-tariby sy mail hoe moramora ihany ry akam ny sasany indray miteny hoe ataovy minana any lehiretsy a! aza amelana!!
Ny gouverneur no efa namaly ilay resaka vola sandoka iny izao rehefa avy notondronay azy hoe mba mila fanazavana mikasika ireo vola hafahafa ireo,ary nolazainy faz mndeha doholo ireo vola ireo, nefa tsy ampy nandoavana karama
13. zoam ( 28/01/2010 22:39)
salut rapikany ,izao indray lesy vao mba tonga teo miserasera ,efa ela izy izany an
14. pikatti ( 28/01/2010 22:49)
D e ahoana lesy izahay mbola nifampitady t@ FAT teo anie, ary tena hita be Radomelina any fa tsy ao ntsony ny lohany :lol:
15. zoam ( 28/01/2010 23:01)
fa ahoana le, hamboary izy ,bandy vendrana iny ve lesy ,ny vendrana ihany no mba manohana azy
jereo ny fijaliana mahazo ny gasy noho ny connerian'iny
16. ANARIM ( 29/01/2010 10:35)
eto moa resaka pseudonyme sns, ka tsy ananan'iza n'iza antoka ny hoe i ranona mamaky ato na i ranona mandray anjara ato fa dia au moins misy ity ho antsika mazoto mandray anjara ka dia aborahy aborahy ry zalahy!!!
17. locl ( 29/01/2010 17:09)
Efa mamboraka ihany fa mijanony ho connaissance individuelle le izy fa tsy mety tafa-pita any aminy vahoaka
18. fijo ( 29/01/2010 20:50)
ka isika koa efa mba mandray anjara eto ka
19. milamm ( 30/01/2010 01:28)
za de sahy milaza,tsy miseho mahay na tompony marina akory ny tenako fa fotoana tsy very ny eto anovozana hevitra malalaka,lalantokana foana nandrafetana ny fiaraha-monina nandritra didy kofehy lehibe sy jadona ,herisetra sy vono olona simba ny firenena 107 taona.Vaky aty ny fiaraha-monina,ho fongarina ny harempirenena nefa fahantrana sy trosa no tambiny!tsy rariny raha mbola ampina fampihorohoroana reo olompirenena tsy ankanavaka maneho ny heviny,
angalarina ny fananampirenena,ravana ny fifandraisana any ivelany ary esorina ny zo sy ny safidim-bahoaka.reo tsindry hazo lena iainana taorinany 2009 iny de tsy misy hafa @ reo niaianany olona talohany 1947 ,ary nahoana no ataony frantsay sesi-tany indray ny mpitondra voafidim-bahoaka Malagasy A.toa Ravalomanana,hajedaka raha miverina eto antanindrazana ?tsy famporisihana hirotsaka andalam-be akory @ zao tany tsy milamm zao no vaha-olana fa ny ampivondrona ny lafinkery rehetra ampitsaharana izany endrika fanjanahana 2010 izany @ alalany lavanify,ampio ry Malagasy rehetra ny fiverenany Atoa Ravalomanana raha te hiala @ frantsay,avy eo izy azo tsarainy rehetra @ ratsy nataony.
20. fijo ( 30/01/2010 22:45)
raha mba tsapan'ny sasany moa izany ry milam
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6019