SALAMA AGNAREO REY OGNA ,AGNAY VO TE HIRESAKA AMINAREO KELY
1. pikapatate
(
27/01/2010 16:15)
Agnay moa ogna avy any ambanivohitsa lavitsa agny ko tsa de mahay mikoragna soa fe leky misy aminareo afaka hiaino agnay de hitarogna soa agnay ,koa okory rey ogna ? hiaigno va re agnareo so okory ?
--aho moa de tsa vahiny eto fa de ogna mpiara-mihinana ny mantasy masaka eto atsika mianakavy ,koa izao ro resaka fa tandrineso soa anga
Tsa hasiagna fifidianana madina hono ny volana marsa zao fa de hovaina amin'ny avrily eo ho eo zany ro reportena ko de manenga atsika mba hanohana ny TGV fa io ihany zao ro afaka hanavotsa antsika rey ogna, saotsa !
be haofotsy ,be patate !

itony ro nahabotrabotra angay tambany ravikazo tany koa de mazotoa agnareo mpiserasera !

répondu par fijo le 28/01/2010 21:35
2. terrywui
(
27/01/2010 16:17)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) kay lelikéééé...! aoka kosa letsy rapika rabatista fa aza manao sangy miotry ny loha otrizao a!!
ary tena sexy be le patate anakiray io letia a..! fafao letsy io ra feticon fa tsy mety io a..! =)) =)) =)) =))
ary tena sexy be le patate anakiray io letia a..! fafao letsy io ra feticon fa tsy mety io a..! =)) =)) =)) =))
3. terrywui
(
27/01/2010 16:39)
aiza kosa ve letsy batista ity

de avy eo ity ndray ...!!
aza mba atao miotry ny loha letsy fa petsa be loatra lery a..!
q=tbn:T4fph1Dg7gkZ6M:http://saby.be/images/patate_sexy.jpg
de avy eo ity ndray ...!!
aza mba atao miotry ny loha letsy fa petsa be loatra lery a..!
q=tbn:T4fph1Dg7gkZ6M:http://saby.be/images/patate_sexy.jpg
9. fijo
(
27/01/2010 22:43)
re ny fahalalako azy kosa alo zao ro ashegna teny kely,dia tsa mba hitia io ovy be io le TGV fa de nahita faisana agny izy tao tsirabe tao,fa de sefo fokotany TIM aby no nasheshiky ny ogna
10. diloo
(
27/01/2010 23:42)
patate chaude atolotra an'i Rabelety
Ary sao dia io finanana ovy mafana io no nahatonga any lery mahia kely? Lany tsoka sa tsy nanao condom dia manjary mahia ny VIH? Tokony mitandrina ihany i Mialy kity.
Nisy resaka Tour eiffel teto amin'ny serasera tami'ny mi-2009 iny.
Raha tamin'ny lery avy nisakafo tao Tour eiffel, rehefa avy nifanenjika tamin'ny GTT, dia nialoka tany Saint Denis. Nahazo tsirony dia adino ambakin'ny condom. Tena riska be zany kle.
Raha io ovy vao mafana io koa no omena an'lery, marina mafy raha mijapy azy ilay ovy be dia tonga de tapaka roa angamba ny échine-n'lery.
Joke lesy ty ry zalahy fa aza rombotra eo indray e.
:wink:
12. BIBPIB
(
27/01/2010 23:53)
terrywui:
aiza kosa ve letsy batista ity
de avy eo ity ndray ...!!
aza mba atao miotry ny loha letsy fa petsa be loatra lery a..!
q=tbn:T4fph1Dg7gkZ6M:http://saby.be/images/patate_sexy.jpg
zanak'olona mahafatifaty kely ohatran'izao ve lesy dia mampihomehy anareo,fa nareo ve mpitsoak'ovy sa ahoana marina e
13. Picsou
(
28/01/2010 07:02)
Agnay ragna hatagny aminay any tsa mihina ovy fa mbizo ro lerana. Ko se ovy no leran'ny tgv mety ho kibotaina ilery. :-D :-D :-D
Tsa fantatrao angaha fa varatsa zao ny andro, leko gne hapidirina ambava aza tsa hita. :oops: :oops:
Ny tarogna moa tsa hasiso fa tohizana koa se ampitso, ny tarogna tsa ho lany fa tohizana koa se hatagny. :-o :-o

16. fijo
(
28/01/2010 21:35)
i levelo agny raha tsa ho tegna misy saigna ,fa raha mishekosheko te ho hita madigna.tsa mba igny kosha ro hisolo tegna agnay ko,