Aza mamoromporona vaovao diso ato ry TIM a
1. terrywui
(
25/01/2010 15:35)
Hita izao fa vaovao lainga sy naforonina sy tsy tsara pasoka fa tefitefy maika sy zara fa vita no almefan'ireto TIM RESY LAVA ireto ato amin'ny serasera.ato !!! tena manala baraka an'ity seraseranay ity mihitsy ny teniteny foana ataon'ireto babakoto ireto kah...!!
--Ny tena zava-misy de izao: henoy tsara : tsisy ninonnn alou hatramzao fa miandry le 15 jrs nomen'ny GIC iny de hita eo ndray ny manaraka ..! fa aza mamoroporona lainga tsara lahatra eto ry VATOFOTOTRA fa ataoko mahita angano eto ingahy raha mbola manaonao foana eto amin'ny serasera eto ..!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: ity alou averissement an'i vatokilonjy
http://www.youtube.com/view_play_list?p=99D6E60DE675FA44&playnext=1&playnext_from=

répondu par fijo le 31/01/2010 18:15
2. terrywui
(
25/01/2010 15:38)
kay lelikééé diso io jereo eto io tselonina ve kle....!fa nosabotendrapika teo ndray f'ity no izy !!!
http://www.youtube.com/watch?v=oJ0Oi6WDBo4&feature=PlayList&p=99D6E60DE675FA44

4. pink
(
25/01/2010 19:21)
terrywui:
Hita izao fa vaovao lainga sy naforonina sy tsy tsara pasoka fa tefitefy maika sy zara fa vita no almefan'ireto TIM RESY LAVA ireto ato amin'ny serasera.ato !!! tena manala baraka an'ity seraseranay ity mihitsy ny teniteny foana ataon'ireto babakoto ireto kah...!!
--Ny tena zava-misy de izao: henoy tsara : tsisy ninonnn alou hatramzao fa miandry le 15 jrs nomen'ny GIC iny de hita eo ndray ny manaraka ..! fa aza mamoroporona lainga tsara lahatra eto ry VATOFOTOTRA fa ataoko mahita angano eto ingahy raha mbola manaonao foana eto amin'ny serasera eto ..!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: ity alou averissement an'i vatokilonjy
http://www.youtube.com/view_play_list?p=99D6E60DE675FA44&playnext=1&playnext_from=
maninona no TIM fana no resahina... raha te hanana ny maha izy azy dia miresaka zavatra hafa fa manome position en avant ny TIM foana. Ny TIManie efa manana ny tia azy ary fidèles azy foana .
5. pikatti
(
25/01/2010 19:37)
Velona rawix klé :-D :-D :-D sao ary lesy ry zalahy sarin'ny zanak'elisany io ampitenitenenana foana io klé, eny e , mahafatifaty aloha ny boaikely e =D =D
Fa izao aloha rainy a, ny tgvn'elah efa mivaralila .....
-tsy sahy manao fanambarana afa tsy aman- gazety fotsiny sisa ary gazety wall street indray koa mbola resaka plagiat
-mivaky sy miady an-trano ao ry fozatay isany ,tssss samy mitady ho lohany feno tay io daholo ry zalahy
-mitomany fa sepotra nohon'ny nataony ihany
Dia ahoana asiana fifidianana filoha zany alohan'ny 26juin ??? marary saina lesy le zalahy iny a

6. bekafara
(
25/01/2010 20:27)
pikatti:

:-D :-D :-D
8. ANARIM
(
26/01/2010 09:46)
ndrindra refa tsy dia namonjy dabilio tamin'ny fotoana tokony nanaovana izany, dia tena miparitaka tokoa moa vao hoe seza...
10. terrywui
(
27/01/2010 16:34)
http://avatar.serasera.org/36a04ab6bda93e59276b041c4cc422b0.jpg
lery io zany no handova andrapika amin'ny hadalana fanaony ato ,dirandoza ny zazakely..! handefa sary porno sy vetaveta tsy fampiseho masoandro ato koa zany io junior pika io ??? ny hatahorako de ho lasa Rocco Freddy lery ny farany! :-D :-D :-D :-D :-D